You are here

Andriamatoa Razafy-Andriamihaingo teny amin'ny Filoha Napoletano.

Nampidirin'i superadmin ny Thu, 16/10/2008 - 09:51

Tontosa omaly teny amin'ny Quirinale ny fanoloran'Andriamatoa Razafy-Andriamihaingo ny taratasy manendry azy ho Lehiben'ny masoivoho malagasy eto Italia.

Omaly 15 oktobra 2008 no niakatra teny amin'ny Lapan'ny Quirinale  Andriamatoa Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo nanolotra tamin'ny Filoha Giorgio Napoletano ny taratasy manendry azy ho Lehiben'ny masoivoho malagasy eto Italia.

Nanatrika izany ny "Sottosegretario" ao amin'ny ministeran'ny Raharaham-bahiny italiana, on. Vincenzo Scotti.

 

Loharanom-baovao : "Quirinale"