You are here

Vaovao

Fitsidihana ny Papa Ray Masina ho fanaovam-beloma no nataon'andriamatoa Razafy-AndriamihaingoJean-Pierre, ambasadaoro malagasy, ny 19 mey lasa teo.

Ny fitsidihana nataon'ny ambasadaoro, andriamatoa Razafy-Andriamihaingo Jean Pierre, tamin'ny 19 mey teo teny amin'ny Bazilikan'i Md Piera moa dia fanaovana veloma ny Ray Masina. Fanaovam-beloma satria tapitra ny adidiny maha-ambasadaoro malagasy azy eo anivon'ny Fanjakana vatikana, fa adidin'ny masoivohontsika any Frantsa ny fiaraha-miasa amin'io Fanjakana io.

Loharanom-baovao :Jereo eto

Tompon'ny sary : Jereo eto

Efa nisy tamintsika angamba no nahita sy namaky teto amin’ny tontolon’ny aterineto ny tantaran’i Kamba, zaza herintaona mipetraka any Mahajanga izay manana takaitra hatrany an-kibon-dreniny.

Efa nisy tamintsika angamba no nahita sy namaky teto amin’ny tontolon’ny blaogy ny tantaran’i Kamba, zaza herintaona mipetraka any Majunga izay manana takaitra hatrany an-kibon-dreniny.

I Diana Chamia , mpitoraka blaogy avy amin’ny FOKO any Majunga, moa no nampahalala azy io teto, ary niangavy izy tamin’izany ny hanampiana azy hitady vahaolana amin’ny hitsaboana io zaza io, fa izay no nampanantenainy ny renin’ny Kamba.

Maro ny fifanakalozan-kevitra nataon’ireo namana eto amin’ny blaogasfera ary ny fivoatran’izany dia voarakitra ao amin’ny “Malagasy-Miray” :

http://malagasymiray.net/2008/05/02/help-diana-help-them-bloggers-committe-on-the-way/

Ankehitriny dia tonga ny fotoana hanaovana antso avo ny namana rehetra tsy ankanavaka handray anjara amin’ny fanohanana ara-bola enti-miatrika ny fitsaboana an’i Kamba, izay irariana dia irariana tokoa mba tsy hanano-sarotra.

Efa misy dokotera mpandidy iray nanaiky tam-pitiavana ny handray an-tànana ny raharaha, ka isaorana betsaka izy, ary isaorana eram-po eran-tsaina indrindra indrindra i Jean sy Bako RAZAFINDAMBO tamin’izay efa vita sy mbola hataon’izy ireo ho an’ity zaza ity. Izy ireo no tena angady nanana ny fivoaran’ity hetsika ity.

Eto am-piandohana aloha dia vola tokony ho 500 euro eo ho eo no ilaina hampakarana azy mianakavy kely any Antananarivo amin'ny voalohandohan'ny volana jiona hanaovana ny scanner izay tsy misy any Mahajanga : nokajiana anatin’izany ny saran-dàlana, ny ho lany amin’ny scanner sy ny kojakoja ao amin’ny hopitaly ary ny hiveloman’izy mianakavy kely mandritra izany fotoana izany. Aorian’izany kosa vao ho fantatra ny tena teti-bola ilaina amin’ny fandidiana.

Tànan-kavia sy havanana re izy ity ka izay didi-maharary, koa manentana antsika rehetra amin’izany asa soa levenam-bola izany.

Indro ny pejy manokana hahitana ny fanazavana rehetra sy handraisana anjara amin'izany voin-kava-mahatratra izany :

www.zaza-vavy.org/kamba

Isaorana betsaka tokoa ireo ezaka rehetra natao sy hataon’ny tsirairay. Misaotra ny tontolo virtoaly manome fahafahana malalaka mifanampy amin'ny soa.

Misaotra sy mankasitraka.

Indro adikanay malalaka eto ny taratasy misokatra nataon'Andriamatoa Razafy-Andriamihaingo Jean-Pierre, lehiben'ny Masoivoho malagasy eto Roma, ho an'ny Malagasy rehetra eto Italia.

Ity moa dia dikanteny malalaka nataonay mpikarakara ity vohikala ity, fa ny tena taratasy nosoratan'Andriamatoa Ambasadaoro dia azonareo jerena ao amin'ny vohikalan'ny masoivoho : ambamad-roma .

Ry mpiray tanindrazana hajaina,

Tonga ity ny fotoana hifandraisako aminareo voalohany, satria rehefa nahazo ny toromarika ambony avy amin' Andriamatoa Marc Ravalomanana, Filohan'ny Repoblika, sy Andriamatoa Ranjeva Marcel, Minisitry ny Raharaham-bahiny aho, dia indro mandray ny andraikitro vaovao eto amin'ny Masoivoho malagasy eto Roma.

Eo ambany fitarihan'ny Filohan'ny Repoblika, dia manomboka dingana iray amin' ny ezaka mankany amin'ny fandrosoana i Madagasikara, miaraka amin'ny Governemanta vaovao miforona manodidina ny Jeneraly Charles Rabemananjara sy ny Malagasy manontolo - ny tsirairay avy araka ny tandrifiny avy - ka anisan'izany ianareo eto amin'ny firenena italiana, sy ireo Malagasy miely any amin'ireo firenena ambany fiadidian' ity Masoivoho ity ihany koa, izay hanaovana antso avo mba hahatontosa avo roa heny ny ezaka, ny fandraisana andraikitra,ny fiezaha-mikaroka, ny fahavitrihana ary ny faherezana amin'ny fanohanana hatrany ny antoky ny firenentsika.

Ny tsirairay avy ary dia tokony hahatsapa fa voakasika amin'ny fanatanterahana ny tanjon'ny MAP (Madagasikara Am-Perinasa), satria tokony hanangasanga amin'ny taona 2012 ny hisondrotan'i Madagasikara ho firenena afaka hanome ny vahoakany toekarena tsy mena-mitaha, fari-piainana azo antoka, fiaraha-monina milamina sy matanjaka ary rehareha eo amin'ny lafiny iraisam-pirenena. Aoka isika hatoky ny fahaizantsika. Ilaina ary ny fifantohan'ny tsirairay amin'izany mba tsy hiparitahan'ny herintsika. Ary mazava ho azy, matokisa fa ny tombotsoa eo am-pelatànantsika amin'izao fotoanan'ny ezaka lehibe amin'ny fampandrosoana, sy hisedratsika ireo fanamby manemitra ny làlana izorantsika izao, dia antoka iray tsy azontsika avela handalo fotsiny.

Manantena ny firaisankina mavitrika arahin'ny fifanajana eo amin'ny fahasamihafana avy aminareo aho noho izany.

Jean Pierre RAZAFY-ANDRIAMIHAINGO
Ambassadeur Plénipotentiaire et Extraordinaire
de Madagascar en Italie, dans les autres pays de juridiction
et Représentant permanent auprès de la FAO, du PAM et du FIDA

.

Ireo Fikambanana manao asa soa any Madagasikara : Tetezana, MAIS, Amici di Padre Pedro ary Gialuma dia manasa antsika ny talata 20 mey (17h-20h) ao amin'ny Città dell'Altra Economia (Testaccio).

Ny Fikambanana Tetezana miaraka amin'ireo Fikambanana telo hafa manao asa soa any Madagasikara : "MAIS", "Amici di Padre Pedro " ary "Gialuma " dia manasa antsika hanatrika ilay hetsika karakarain'izy ireo amin'ny talata 20 mey 2008, amin'ny 5 ora tolakandro ka hatramin'ny 8 ora alina ao amin'ny Città dell'Altra Economia - Campo Boario, largo Dino Frisullo (Testaccio).

Izany hetsika izany dia entina hanohanana ireo tetikasa tontosain'izy ireo any Madagasikara.

Hisy araka izany ny fampisehoana sary sy horonantsary, hira sy mozika malagasy ary resadresaka momba ny toe-draharaha sy ny fiainana ankehitriny any Madagasikara.

Manantena ny fahatongavantsika Malagasy maro ary mamporisika ny rehetra amin'ny fampandrosoana ireo hetsika entina hanohanana an'i Madagasikara, indrindra amin'izao fotoan-tsarotra lalovan'ny ankamaroan'ny vahoaka any izao.

Misaotra betsaka

Izay mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso an'i

Andry : 347- 1432921

na mitsidika ny vohikalan'ny Tetezana Onlus .

Takelaka