You are here

Vaovao

Dia an-kafaliana tokoa no isaoranay anareo rehetra tonga nanotrona sy niombom-bavaka tamin'ny fanamasinana anay mirahalahy ho diakra ny 25 Marsa 2008 lasa teo iny.

Tsy nahatsiaro ho irery izahay fa nanan-kavana, tapaka sy namana nanotrona, misaotra eram-po eran-tsaina fa indrindra eram-panahy ; tsy fidina tsy avahana na ireo tsy tonga nefa naniry, ka tsy afaka noho ny antony maro samy manana ny azy. Ny fiombonam-bavaka nataonareo dia efa zava-dehibe ho anay ary tena tsapanay sy renay tokoa izany tao

am-ponay.

Ny Andriamanitry ny fiadanana anie no hamaly sy hameno hafaliana lalandava ny fiainanareo ary koa hitantana ny dianareo isam-baravarana.
Misaotra, misaotra, misaotra.
Fr. Nicolas sy Fr. Pascal (sj)
 
(ny sary nandritra ny andro fanokanana ho diakra sy ny ampitso nandritra ny sakafom-piavanakaviana niarahan'ny fianakavian'ireo Diakra vaovao sy ny Fikambanan'i Jesoa dia azo jerena ao amin'ny tahirintsary.)

Ho fahatsiarovana ny andron'ny 29 martsa 1947, dia hisy fanompoam-
pivavahana iraisam-pinoana ny 30 martsa amin'ny 4 ora tolakandro, ao amin'ny Fiangonana protestanta, via IV novembre.

Ho fahatsiarovana ny andron'ny 29 martsa 1947, izay vanim-potoana nanamarika ny fiainam-pirenena noho ny fanenjehana ireo Malagasy nitaky ny fahaleovantena tamin'izany, dia hisy fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana hanasana antsika Malagasy tsy vaky volo eto Roma sy any amin'ny faritany, amin'ny alahady 30 martsa 2008 amin'ny 4 ora tolakandro eny amin'ny fiangonana protestanta, via IV novembre (ambony kelin'ny piazza Venezia).

Manantena ny fahatongavantsika maro amin'izany fiombonam-bavaka izany.

Mirary ny rehetra mba hanao ity Herinandro Masina ity ho herinandro handalinana ny fototry ny finoana, ary mampahatsiahy ny Lamesan'ny Paka ao amin'ny paroasy katolika.

Ny Lamesa amin'ny alahadin'ny Paka dia amin'ny 10h30 toy ny mahazatra ao amin'ny chapelle san Macuto, via del seminario 120.

Hisy ny fizarana valopy eo am-pidirana mba hanatontosana ny RAKI-DEHIBE amin'io andro io. Manentana ny tsirairay sy ny isam-pianakaviana hiomana amin'izany adidy lehibe izany. Manantena ny fahatongavan'ny maro indrindra indrindra hiara-hiombo-bavaka amin'io tonon'andro io.

Mirary Herinandro Masina ho an'ny tsirairay avy, mba ho herinandro handalinana lalina tokoa ny fototry ny finoana ity herinandro ity.

Ampatsiahivina hatrany fa misy ny lahatsoratra ho fiomanana am-panahy hiatrehana ny Paka ao amin'ny vohikalan'ny katolika.org : www.katolika.org

(nampita ny hafatra : Père Patrick)

Izahay mirahalahy, skolastika ao amin'ny Fikambanan'i Jesoa, dia faly manasa antsika Malagasy rehetra sy ireo tapaka sy namana monina eto Italia mba hiara-hiombom-bavaka aminay amin'izao firosoana amin'ny Laharana maha-Diakra izao. Ny Sorona Masina dia atao ny Talata 25 Martsa aorian'ny Paka amin'ny 4 Ora ao amin'ny Chiesa del Gesù. Marihina fa aorian'ny Sorona Masina dia mbola hisy fiarahantsika miala-hetaheta sy mikorana kely ao tokontany malalaky ny Kolejy.
Misaotra mialoha

ANDRIAMITANTSOA Roger Pascal sj
SONDROBELONA Nicolas sj

Takelaka