You are here

Vaovao

Toy izao no fandaminana amin’ny fandehanantsika mianakavy any Ercolano Napoli amin’ny sabotsy 26 janoary izao :

FANDEHANANA   ANY   ERCOLANO   NAPOLI   26.01.08 

Toerana handraisana ny car pullman :

eo anoloan’ny tranon-dry Masera Ospedaliere della Misericordia VIA LEMONIA 227.

Ny fomba hahatongavana any dia : maka Metro A direction Anagnina dia miala fermata Giulio Agricola (20mn eo raha avy eo Termini), dia mivoaka mandeha tongotra manaraka ny viale Giulio Agricola ihany mankeny amin’ilay Fiangonana be san Policarpo ery amin’ny farany ery, dia mivily miankavia manaraka ny via Lemonia. Azo hapetraka ao amin’ny tanànan-dry Masera  ny fiara madinika dia halaina ao indray rehefa tonga ny hariva.

Ora fahatongavana : 7h15 (via Lemonia 227)

Ora fiaingàna : 7h30

Mandritra ny dia mandroso dia hisy fotoana hanaovana famerenan-kira fanomanana ny Sorona Masina. Hisy koa fampahafantarana tsotsotra ireo tanàna izay holalovana amin’ny maha-fitsangatsanganana azy.  

10h30 : fahatongavana any Ercolano

11h : fanombohan’ny Sorona Masina hanaovan’i Sr Clarisse ny Fanokanan-tena mandrakizay amin’ny maha-Relijiozy azy.  

Aorian’ny Lamesa (12h30 eo ho eo) dia hisy fiaraha-misakafo sy korana ao amin-dry Masera.  

Ny fandraisana anjara amin’ny saran-dalana mandroso sy miverina dia 13 euro isan’olona maka seza iray. Tsy mitondra sakafo antoandro izany fa efa any an-toerana no karakaraina.  

Kendrena ny hiverenana eto Roma amin’ny 7 ora hariva farafahatarany.  

Koa iangaviana isika mba hifampita izao fandaharam-potoana izao. Ary indrindra samy ho MARI-POTOANA amin’ny fahatongavana sy fiaingana ny maraina. Misaotra mialoha.

Fanasana avy amin'i Masera Clarisse FENOZARA, ao amin'ny Fikambanan-dry Masera "Filles de Notre-Dame de l'Eucharistie".

Fikambanan-drelijiozy "Filles de Notre-Dame de l'Eucharistie", dia faly manasa anareo hanotrona ny voady farany hataon'i :
Masera Clarisse FENOZARA
mandritra ny Sorona Masina izay hotarihin'i Mgr Antonio Di Donna, eveka mpanampy ao amin'ny Diosezin'i Naples, amin'ny sabotsy 26 janoary 2008 amin'ny 11 ora maraina, ao amin'ny via Tironi di Moccia 44, Ercolano - Napoli.
-----------------------------------------------------------------------------------

Vaovao nampitain'ny Paroasy :

Aorian'ny Sorona Masina dia hisy Fiaraha-misakafo sy korana anasana ny rehetra izay ho tonga any.
Hararaotina ho karazana fitsangatsanganana miaraka koa ny fotoan-dehibe toy izao ka anentanana ny rehetra hisoratra anarana fa hisy Fiarabe (Pullman) halaina (amin'ny saran-dàlana tena mirary) hitondra antsika rehetra miaraka.
Ny andinindinin'izany dia mbola ho hitantsika tsy ho ela eto ihany, fa ny fisoratana anarana dia efa azo atao amin'i :
Père Patrick : tel 3200425775 na phajanirina@yahoo.fr.
Misaotra mialoha ary mifampilazà...

Efa maro amintsika angamba no manontany tena ny amin’izay ho voatendry ho Filohan’ny masoivohon’i Madagasikara eto Italie.

Efa maro amintsika no manontany izay ho voatendry ho Filohan’ny masoivohon’i Madagasikara eto Italia.

Eo ampiandrasana ny fanamafisana ofisialy moa isika, fa araka ny vaovao re ombieny ombieny dia Andriamatoa RAZAFY-ANDRIAMIHAINGO Jean Pierre, izay niadidy ny masoivohontsika tao Frantsa nandritra ny dimy taona mahery, no handray izany toerana izany ato ho ato.

Izy tenany rahateo - araka ity taratasy misokatra nosoratany tamin’ny 13 desambra 2007 ity - dia efa nanambara izany raha nanolotra ny firariantsoa ho an’ireo vahoaka malagasy niadidiany tao Frantsa tamin’ny ankatoky ny fety teo ireny :

  • Chers Compatriotes et Amis,
  • Une mission se termine, une autre commence.
  • Celle que Son Excellence Monsieur le Président de la République, Marc RAVALOMANANA, m'a confiée il y a cinq ans et demi trouve son terme le 20 décembre 2007 et je peux vous avouer combien passionnante elle aura été. En France et dans les pays de la juridiction de l'Ambassade, de même qu'avec les Organisations Internationales auprès desquelles j'ai plaisir à représenter Madagascar, la considération dont notre pays jouit est une réalité et l'intérêt que nous voue le monde des affaires et de l'économie doit d'autant plus être entretenu et renforcé que le pari de la réussite du MAP en dépend pour une grande part.
  • L'autre mission qui m'échoit de par la volonté du Président de la République, et qui débutera vraisemblablement dès Janvier 2008, me conduira à Rome avec des instructions nouvelles que j'aurai l'honneur d'appliquer et mettre en œuvre avec un égal enthousiasme.
  • Les rapports que j'ai eu avec vous, fondés sur la confiance et le respect réciproques, m'ont aidé à accomplir ma présente mission avec un sentiment serein guidé par la conviction du devoir accompli et du service rendu, sans prétention ni fausse modestie. Mon successeur, que je salue à l'avance, sera porteur d'une autre lettre de mission de Monsieur le Président de la République et je me permets de vous demander de maintenir avec lui la même qualité relationnelle que vous m'avez consentie.
  • Je formule à toutes et à tous mes vœux les meilleurs pour la suite et, tout particulièrement à l'occasion des Fêtes de Noël et du Nouvel An 2008.
  • Paris, le 13 décembre 2007
  • Jean-Pierre RAZAFY-ANDRIAMIHAINGO
  • Ambassadeur de Madagascar en France

Koa ho tonga soa eto anivontsika anie izy, ary mirary koa isika raha mirary ny hahatontosany antsakany sy andavany ny adidy nankinin’ny Filoha azy amin’ny mahasolontenan’ny Firenentsika azy sy amin’ny maha-Raiamandreny mpiahy antsika Malagasy zanaka ampielezana aty Italie, Albanie, Roumanie, Yougoslavie, Grèce ary Turquie azy.

Loharanom-baovao : http://ambassade-madagascar.fr/

Araka ny tetiandro pastoraly 2007-2008 nozaraina tamintsika tamin'ny volana oktobra 2007 dia hotanterahina amin'ity alahady 13 janoary ity ny fihaonambe voalohany sy fifampiarahabana Taombaovao karakarain'ny Aomoneria Victoire Rasoamanarivo ka anasana antsika rehetra tsy ankanavaka.

Ny toerana hanatanterahana izany dia ao amin'ny Oratorio Salesiano ao amin'ny Basilica Santa Maria Ausiliatrice eo amin'ny Piazza Santa Maria Ausiliatrice 54, manaraka ny via Tuscolana (bus 85 mijanona eo anoloan'ny Basilica na bus 16 dia miala aloha kely dia mandroso an-tongotra 300m).
Ny fandaharam-potoana dia toy izao :
- fahatongavana amin'ny 10ora sy sasany maraina ;
- 11 ora : Sorona Masina lehibe sady fankalazana ny Andro eran-tany ho an'ny Migrants.
- Avy eo dia fiaraha-misakafo sy koranam-pianakaviana hafanain'ny tanora sy izay rehetra manan-talenta.
Dia entanina isika rehetra mba samy hanomana sy hitondra izay sakafo sahaza sy hifampizaràna amin'io andro io araka ny efa mahazatra antsika.
Dia manantena ny fahatongavan'ny maro, ary dia iangaviana isika rehetra mba hifanentana sy hifampilaza noho ny fotoana efa antomotra ihany. Ialana tsiny indrindra koa ny fahataran'ny fampandrenesana noho ny fahasarotan'ny fikarakarana.
Dia misaotra mialoha antsika rehetra.
(Nanoratra sy nampita : P Patrick)

Takelaka