You are here

Vaovao

Notendren’ny Papa Benoit XVI ho evekan’Ambanja i mompera Rosario Saro VELLA.

Ny 7 novambra lasa teo no nanendren’ny Papa Benoit XVI an' i mompera Rosario Saro VELLA, 55 taona, ho Evekan’Ambanja. Izy izany no eveka saleziana voalohany voatendry any Madagasikara.

Teraka tamin'ny 8 mey 1952 tao Canicatti ( Sicile) izy ary nohamasinina ho pretra ny 12 septambra 1968.

Ny taona 1981 no nahatongavany tao Madagasikara : 1982-1995 no niadidiany ny paroasy tao Ankililaoka ; 1989-1990 lehiben'ny novisià. Niandraikitra ny paroasy tao Betafo ny taona 1995-2004 . Nitondra ny paroasy sy lehiben’ny Fikambanana Saleziana tao Bemaneviky (Ambanja) kosa nanomboka tamin'ny taona 2004 ary mpampianatra ihany koa ao amin’ny Grand Séminaire Paul VI ao Antsiranana.

Izy izany no misolo an’i Mgr Odon Razanakolona izay voatendry ho Arsevekan’Antananarivo tamin’ny taona 2005.

Loharanom-baovao

Amin'ny alahady 11 novambra dia hisy fiaraha-mikorana karakarain'ny Fikambanana Tetezana Onlus ho an'ireo ankizy sy tanora malagasy omban-dray aman-dreny.

Amin'ny alahady 11 novambra dia hisy fiaraha-mikorana karakarain'ny Fikambanana Tetezana Onlus ho an'ireo ankizy sy tanora malagasy omban-dray aman-dreny. Izany dia hatao eny :

Via Baiardo 5, Centro Sportivo Tevere Lazio, Tor di Quinto

Amin'ny 12 ora antoandro eo ho eo no fotoana, ka entanina ny isam-pianakaviana hivatsy ny sakafo hiaraha-mizara, fa ny zava-pisotro sy ny kojakoja rehetra (sotro, lovia...) dia adidin'ny fikambanana.

Ny tanjon'ny Fikambanana amin'izany dia mba hampihaona matetika ireo ankizy malagasy rehetra, hiara-hilalao sy hifaly avanja, ary nokasaina hodinihina ihany koa ny zavatra azo atao ho azy ireo miaraka amin'ny fotoana manaraka.

Ireo ankizy avy any Equateur nandray anjara niaraka tamin'ny ankizy malagasy tamin'ilay fialan-tsasatra tany San Donato di Val Cimino moa dia ao koa amin'io fotoana io satria izy ireo no mpampiantrano antsika ary izy ireo dia efa manana asa sosialy natokany ho an'ny ankizy, ka dia soa fianatra.

Tongava maro, tongava ara-potoana noho ny andro efa mihafohy ka maizina vetivety.

Mba hiangaviana indrindra mba hisoratra anarana izay ho avy, indrindra fa ny isan'ny ankizy hanamora ny fanomanana ny zavatra ho atao amin'izany ka dia afaka miantso an'i Andry Rakotomavo na mandefa sms amin'ny Tel.+39 3471432921 hatramin'ny zoma hariva.

Jereo eto ny lalana

NB
Araraotina ihany moa ny mampilaza eto fa ny Lamesa ao amin'ny Paroasy katolika Victoire Rasoamanarivo dia ny alahady 11 novambra amin'ny 10 ora. Ka mifanaraka tsara izany ireo fotoana roa ireo.

Misaotra antsika rehetra.

Fisaorana sy fankatelemana no atolotry ny Fikambanana Tetezana onlus ho an’ireo rehetra nanotrona sy nanome tànana ny Fikambanana tamin’ny asabotsy 27 oktobra teo.

Fisaorana sy fankatelemana no atolotry ny Fikambanana Tetezana onlus ho an’ireo rehetra nanotrona sy nanome tànana ny Fikambanana tamin’ny asabotsy 27 oktobra teo, nandritra ny tolakandro nampahafantarana ny Tetezana Onlus tany Scampia, Naples.

Isaorana ireo tapaka sy namana any an-toerana tamin’ny fanatontosana izany na tamin’ny fampifandraisana ny Fikambanana tamin’ireo tompon’andraikitra ambony eo amin’ny boriborintany fahavalo ao Naples sy tamin’ireo Fikambanana isan-karazany miantsoroka adidy ao an-toerana, na tamin’ny fanampiana ara-pitaovana isan-karazany.

Isaorana ireo tompon’andraikitra isan-tokony nandray anjara fitenenana sy nampanantena fiaraha-miasa akaiky.

Isaorana ireo Malagasy mpiray tanindrazana nahafoy fotoana nanotrona, naneho firaisankina sy firaisam-po tamin’ny Fikambanana.

Isaorana manokana koa i Parfait tamin’ny fandavan-tena lehibe nisahanany ny teo amin’ny lafiny fahandroana, nahafahan’ireo tompon-tany nankafy ny nem, sambos, mofo anana sy lasary mampiavaka antsika.

Sitraka sy telina daholo izany ; henin-kaja ny Fikambanana fa tsy nataonareo toa valalan’amboa ka ny tompony indray no tsy tia,

Ny tatitra feno momba izany dia azo jerena ao amin'ny takelaky ny Fikambanana .

Azo jerena eto ny sary

Ato ny horonantsary

(Rondro)

Araka ny fandaminana noresahina tamin'ny alahady 23 teo dia toy izao ny fandaharana manaraka :

- tsy hisy lamesa ny alahady 30
- ny lamesa volana octobre dia ny 14 sy 28.
Momba ny alahady 14 dia mifanojo amin'ity fanasana ambany ity ka any no hatao ny lamesa fa tsy ao amin'ny chapelle mahazatra.

Indro ny fanasana :

LE SUORE TRINITARIE DI ROMA ANNUNCIANO CON GRANDE GIOIA LA PROFESSIONE PERPETUA DI SUOR MARIA CLAUDIA RAHARILANTO; DOMENICA 14 OTTOBRE 2007 ALLE ORE 11.00 NELLA PARROCCHIA S. PIO V ROMA (adiresy : Largo Pio V angolo via Madonna del Riposo, tsy lavitra Piazza Irnerio sy via Aurelia).
 
Dia any daholo izany isika malagasy manotrona an'i Masera
Hisy hira malagasy efatra hatao amin'io lamesa io. Ny famerenana ny hira dia hatao ny alahady tolakandro 30 septambra amin'ny 16h sy ny sabotsy 6 oktobra amin'ny 16h ihany ao amin-dry Masera Trinitaires via Madonna del Riposo 65, ka anasana izay afaka rehetra.

Misaotra

P. Patrick

Takelaka