You are here

Vaovao

Hotanterahina amin'ny alahady 23 desambra 2007 amin'ny 4 ora tolakandro ny fankalazana ny Noely eny amin'ny via Madonna del Riposo, 65.

Hotanterahina amin'ny alahady 23 desambra 2007 amin'ny 4 ora tolakandro ny fankalazana ny Noely hiarahan'ny Malagasy rehetra, izay hatao eny amin'ny Fikambanan'ny Masera Trinitera eny amin'ny via Madonna del Riposo, 65.

Anatin'ny fandaharam-potoana amin'izany :

  • - antsam-panahy ataon'ny tanora
  • - hira sy tsianjery ataon'ny ankizy
  • - rindran-kiran'ny Noely.

Koa asaina am-pitiavana ny Malagasy rehetra eto Roma sy ny avy any ivelany hanotrona izany fotoana izany.

Jereo eto ny làlana.

“Père Pedro : Champion des pauvres”

Zoma 7 desambra amin’ny 7 ora sy sasany hariva Villa Leopardi, via Makallé ( II municipio)

“Père Pedro : Champion des pauvres”

Zoma 7 desambra amin’ny 7 ora sy sasany hariva

Asaina am-pitiavana ianareo hanatrika ny hetsika hataon’ny Fikambanana “Amici di Padre Pedro – onlus” izay hatao ao amin’ny Villa Leopardi, via Makallé ( II municipio), ny zoma 7 desambra.

Tsy misy vidim-pidirana.

Toy izao ny fandaharam-potoana izay hanomboka amin’ny 7 ora sy sasany hariva :

Fampisehoana ny horonantsary “Il campione dei poveri”

Varotra fampisehoana ireo taozavatra sy asa-tànana atao ho asa fanasoavana

Sary sy hira malagasy

Fialana hetaheta.

Ny tanjona amin’izany dia ny hampahafantarana ny Fikambanana, ny hahatsapan’ ny besinimaro ny olana sy fahantrana mianjady any Madagasikara ary hampahalalana bebe kokoa ny adidy makadiry tontosain’i mompera Pedro hanampiana ireo olona an’arivony maro any, hanomezana azy ireo fiainana mendrika ny maha-olombelona.

Marihina fa hotoloran'ny Masoivoho frantsay any Madagasikara ny mariboninahitra "Chevalier de la Légion d'Honneur" i mompera Pedro araka ity vaovao ity.

Azonao alaina eto ny fanasana ho amin’io andro io

Ireto misy fanasana voadin-drelijiozy sy fanoloran-tena ampitaina ampifaliana amintsika eto.
Hamafisina ihany koa ny lamesa amin'ny 25 novambra.

Ny paroasy katolika Victoire Rasoamanarivo dia mampahatsiahy fa ny fotoam-pivavahana sy fihaonana manaraka dia amin'ny 25 novambra 2007 saingy eny amin'ny Masera Figlie della Sapienza, via dei Casali di Torrevecchia, 16 hanomboka amin'ny 10 ora sy sasany, fa tsy ao amin'ny chapelle San Macuto toy ny mahazatra akory. Marihina fa hiarahana manolotra amin'ny Raiamandreny Card. Razafindratandra, izay handalo eto an-toerana amin'io fotoana io izany lamesa sy fiarahana izany.

Araka ny tapaka dia ry masera tompontrano no hanokona ny vary ary isika rehetra kosa dia samy hivatsy ny laoka sy ny fanampiny izay hiarahana mifampizara amin'io andro io.

Misaotra indrindra.

(Ny zotra 916, 49 ary 46 no mandalo eny amin'ny via Casale di Torrevecchia)

Jereo eto ny làlana

Dia indreto misy fanasana nampitaina taminay :

FANASANA 1 : Alarobia 21 novambra 2007

Voady farany Masera Adéline RAHOLIARIMANANA

Jereo eto ny fanasana

FANASANA 2 : asabotsy 8 desambra 2007

Fanamasinana ho diakra an'i Frera Modeste RABEMANANTSOA

Jereo eto ny fanasana

FANASANA 3 : Zoma 14 desambra 2007

fanolorantena mandrakizay ataon'i Frera Sandy RAJAONARISON

Toy ny isan-taona dia misy ny andro atokana ho an'ny ankizy malagasy tsy an-kanavaka ho fankalazana ny Krismasy.

Toy ny isan-taona dia misy ny andro atokana ho an'ny ankizy malagasy tsy an-kanavaka hankalazana ny Krismasy amin'ny teny malagasy ranoray.

Mbola hotapahana amin'ny manaraka ny andro sy toerana hanaovana izany, fa ny fianarana ny hira sy tsianjery kosa dia efa manomboka ka isaky ny asabotsy amin'ny 4 ora tolakandro no hatao eny amin'ny :

Via Valtellina, 97 Monteverde (ny zotra 44 miala eny Piazza Venezia no mandalo amin'io toerana io),

Koa entanina sy asaina am-pitiavana ny ankizy malagasy rehetra handray anjara amin'izany.

(Vaovao nampitain'i Père Patrick).

Takelaka