You are here

Vaovao

Ny “Regione Lazio” dia manolotra karatra ho an’ny tanora rehetra 14 - 25 taona, ka monina ao anatin’ny Lazio, izany dia mba hanatsarana ny fari-piainan’ny tanora koa aza misalasa mangataka izany.

 Fahazoana ny “Carte Giovani” avy amin’ny “Regione Lazio” ho an’ny tanora rehetra 14 - 25 taona, na teratany na vahiny, ka monina ao anatin’ny Lazio.

Ny Carta Giovani dia eken’ny firenena eoropana 40 (4 tapitrisa ireo tanora mampiasa azy ; 200.000 ny toerana hahafahana mampihatra izany tombontsoa izany). Ny tanjon’ny “Regione Lazio” amin’izany fanapaha-keviny izany dia mba hanatsarana ny fari-piainan’ny tanora, hampitovy lanja azy ireo amin’ireo tanora hafa firenena eo amin’ny lafin’ny fampianarana, ny asa, ny fahafaha-mihetsika, ary indrindra hahafahany misokatra bebe kokoa eo amin’ny kolotsaina, fanatanjahantena sy ireo fampisehoana amin’izao fivelaran’i Eoropa izao ka hahafahan’izy ireo mizaka ny zo feno amin’ny maha-mponina eoropeana azy.

Betsaka ny tombontsoa atolotr’ity “Carta Giovani” ity ho an’ireo tanora latsaky ny 26 taona :

a) fandehanana maimaim-poana amin’ireo zotra fitaterana ao amin’ny faritry ny Lazio rehefa andro zoma sy sabotsy manomboka amin’ny 7 ora hariva ka hatramin’ny 7 marainan’ny andro manaraka.(www.estatesicura.it)

b) fidirana misy fihenam-bidy amin’ireo trano fitahirizana vakoka iandraiketan’ny “Regione Lazio”, sy amin’ireo hetsika ara-kolotsaina, mozika sy fanatanjahantena karakarainy (fihenam-bidy 20 %).

d) fifanarahana amin’ireo hotely manokana ho an’ny tanora (alberghi e ostelli della gioventù) mba hahamora ny filasian’ireo tanora amin’ny toerana alehany rehefa faran’ny herinandro (izay manana “Carta Giovani” dia manana zo hisafidy amin’ ireo hotely rehetra sahanin’ny “Associazione Italiana Alberghi della Gioventù” manerana an’Italia).

e) fanamorana ihany koa ny fivoarana, fiofanana ary ny fanombohana eo amin’ny sehatry ny asa, ka omena vahana kokoa ny fifanakalozana amin’ny firenena hafa, ny fianarana fiteny vahiny faharoa (hisy ireo fampiofanana ao anatin’ny “Fondo Sociale Europeo”).

Efa natomboka tamin’ny volana jolay lasa teo ny andrana amin’ny fampiharana azy ity. Ny Carta Giovani efa nomena dia hanan-kery hatramin’ny 31 desambra 2008. Raha te-hahazo azy io dia afaka manatona ny biraon’ny fikambanna Tetezana Onlus na koa manantona ny boriborintany honenana (comune di residenza),mampiseho taratasy fanamarihana manankery (karapanondro na passipaoro) ary mameno ny taratasy fisoratana anarana. Ny saran’ny fidirana ho mpikambana ao amin’ny “Associazion Carta Giovani” dia eken’ny Regione Lazio, ka ny karatra dia omena maimaim-poana amin’ireo mpikambana.

Ho an’ireo eny amin’ny fianarana ambony, indrindra ho an’ireo mpianatra-tsy-monina dia noheverina ny fanaparitahana azy amin’ireo Oniversite, ny “Agenzia Laziodisu” sy ny fampandraisana anjara ireo fikambanana sy rivistran’ny mpianatra.

Hisy fanoron-dàlana “Carta Giovani X te, guida ai servizi per i soci”, hozaraina miaraka amin’izany ho an’ireo izay manana “Carta Giovani Euro<26-Regione Lazio” rehetra.

Hisy ihany koa fampahalalana bebe kokoa hokarakarain’ny Istituto Montecelio-Ente Regionale per la Comunicazione del Lazio ka hampiasana fitaovana mitodika betsaka amin’ny tanora (internet, sms, free-magazine, radio...) sy ny “camper” hary fitaovana hitetezana toerana maro, izay hifanandrify indrindra amin’ny fifidianana ny mpanolotsain’ny tanora amin’ny volana ambony izay mahasahana firaisana sy boriborintany 38 ao amin’ny faritr’i Roma renivohitra (firaisana VI, X, XVII, XX)

Izay mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso na manoratra amin’i Andry Rakotomavo: 347-1432921 andry@tetezanaonlus.org

Ny Fikambanana Tetezana onlus dia manolotra fisaorana mitafotafo ireo mpiray tanindrazana rehetra nanotrona azy tamin’ity hetsika Fondi d'Africa ity

    Nandray anjara tamin’ny hetsika nandritra ny efatra andro nokaraikarain’ny tanànan’i Fondi ho an’ Afrika, nitondra ny lohahevitra hoe “Fondi d’Africa” i Madagasikara, tamin’ny 30 sy 31 aogositra ary ny 1 sy 2 septambra teo.  

Nanintona ny mponin’i Fondi sy ireo mpizaha-tany  maro tamin’izany ireo fampisehoana sary sy horonan-tsary momba an’i Afrika ary ireo rindran-kira nataon’ny tarika italiana sy afrikana.

Maro ireo manam-pahefana - na avy tamin’ny fitondrana italiana na avy eo amin’ny faritra manodidina - nandray anjara mavitrika tamin’ity fihetsiketsehana novolavolain’i Carmen Lasorella ity : tao ny Ben’ny tanànan’i Fondi, Luigi Parisella , ny lefitry ny ministry ny raharaham-bahiny italiana, Patrizia Sentinelli sy Jean-Léonard Touadi, ary ireo fikambanana isan-karazany misahana ny fampivoarana any amin’ny firenena afrikana.

Ny “Centro Policulturale Baobab” avy eto Roma kosa no  nikarakara ny rindran-kira sy ny fampahafantarana momba ny sakafo sy  taozavatra avy amin’ireo firenena afrikana. 

Ny Fikambanana Tetezana onlus dia nampiranty ny anjaran-toerantsika malagasy tamin’ireo taozavatra isan-karazany (vita rofia sy tandrok’omby, ny zafimaniry, ny vatosoa,...) ary nirehareha koa nampanandrana ireo vahiny ireo sakafontsika toy ny nem, sambosa,  lasary ary mofo anana.

Fotoana ihany koa nampahafantarana  tamin’ireo olona marobe tonga momba ny  Fikambanana : ny tanjona sy ny tetik’asa “Mamme-In Formazione” izay efa nanomboka ny 9 jolay ary tantanan'ny Filohan'ny fikambanana Geneviève Soaritony any Ambanja (Madagasikara) miaraka amin’ny mpitsabo iray italiana, Carmela de Lorenzo sy ny zanany vavy izay nanolontena maimaim-poana nisahana ny lafiny ara-pahasalamana sy ara-pahadiovana.

Tao moa ireo sary isan-karazany nentina nanazavana izany, izay mahalaza betsaka noho ny kabary, sy mampiseho ny  tena ampiasana ireo vola izay ezahin’ny Fikambanana angonina ka mahatonga ny fanampian’ireo malala-tànana amin’ny fanomezana malalaka na amin’ny fividianana ireo asa-tànana malagasy. 

Ankoatra ireo dia nararaotina koa ity fotoana ity nampahafantarana ireo ezaka natao sy mbola hataon’ny Fikambanana, toy ny fialan-tsasatra teny Frosinone, nokarakarainy niaraka tamin’ny “Regione Lazio”, ho an’ireo ankizy malagasy monina eto Italia, izay natao indrindra indrindra hampahafantarana bebe kokoa an’ireo ankizy ny momba ny fireneny sy ny hikoloany sy hitiavany ny kolotsainy. 

Isan’ny ezaka ataon’ny Fikambanana Tetezana ihany koa ny mampahafantatra amin’ireo vahiny ny Nosintsika, tsy amin’ny lafiny ara-kolotsaina sy ara-tantara fotsiny ihany, fa eo amin’ny fizahantany ihany koa, ka miezaka ny Fikambanana manome toro-hevitra ho an’ireo izay maniry hitsidika an’i Madagasikara momba ireo toerana tsy mbola be mpahafantatra sy mpanoro nefa mendrika ho tsidihina. 

Eto moa dia manolotra fisaorana mitafotafo ireo namana sy tapaka rehetra nanotrona azy tamin’ity hetsika ity ny Fikambanana Tetezana, indrindra ireo mpiray tanindrazana  izay tena nahandro nahamasaka tokoa ka nahafahana nanatanteraka antsakany sy andavany izany fikarakarana rehetra izany. Isaorana ihany koa ireo namana avy any Naples nanome tànana tokoa ny asabotsy 1 septambra.

Ireo sary vitsivitsy tamin'izany

Araka ny vaovao voaray dia nisokatra ny site-n'ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo eto Roma. Ahitana ny video sy ny sary nandritra ny fety isankarazany.

http://www.victoire-rasoamanarivo.it

Araka ny vaovao voaray dia nisokatra ny site-n'ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo eto Roma. Ahitana ny video sy ny sary nandritra ny fety isankarazany. Isaorana be dia be i Veve sy Rick mikarakara izany site izany.

www.rasoamanarivo-roma.it

Nahavita be tokoa teo amin’ny sahan’ny Tompo i mompera Paul Louis Rafanomezantsoa, raha araka ireo tantaram-piainany nambara omaly 4 sy androany 5 septambra , sy raha ireo olona maro avy amin’ny lafy valo tonga naneho ny firaiketam-pony taminy tamin’izao nahalasanany izao.

Henin-kaja ny fianakaviany, henim-boninahitra ny Fianakaviamben’ny pretra zezoita, ary afaka mirehareha isika Malagasy manana azy.

Izany angamba sisa no azo lazaina amin’izao fotoana namelany banga lehibe eo amin’ny Fiangonana katolika malagasy izao, eo amin’ny Fikambanana misy azy, ary eo amin’ny fianakaviana nipoirany.

Tsaroana ihany ilay vazivazy fanaony rehefa mifanotrona ny Malagasy raha misy fanamasinana ho pretra na voadin-relijiozy, ka hilazany fa tsy mba miafina isika rehefa amin’ny fotoana toa ireny, ary na telo fotsiny aza izahay hoy izy dia ataonay mahalala ny anaranay mihitsy. Ka angamba tokoa dia nitsiky sy nirehareha izy nahita antsika rehetra vory maro, na Malagasy na hafa firenena, na relijiozy na laika, na katolika na hafa finoana, nahafoy fotoana - na ny talata hariva tamin’ilay fanompoam-pivavahana, na ny alarobia maraina raha nanao veloma farany azy sy nanatitra azy teny amin’ny fonenany mandrakizay eo anivon’ireo rahalahiny efa nialoha làlana azy – ary mbola nitondra koa fao-dranomaso ho an’ny fianakaviana, fa dia nataontsika nahalala ny anarantsika tokoa izay nanatrika.

Isaorana hatrany izany firaisan-kinantsika izany, ary irariana mba hitohy ny ezaka efa natombony eo amin’ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo izay vao herintaona nitsanganana fotsiny dia nilaozan’ny angady nananana azy.

Ary izahay mpiandraikitra ity toerana ity dia mbola mamerina ny fiarahanay miory sy mankahery ny fianakaviany manontolo sy ny Fianakaviamben’ny Zezoita nilaozany.

Handry am-piadanana anie izy !

Fanamarihana kely : io labozia mena mirehitra io dia labozia nalefan’ny Fivondronan’ny Eveka Malagasy manokana avy any Madagasikara, ho solontenan’izy ireo sy ny vahoaka kristiana malagasy, ho fiombonantsika am-panahy amin’izao nandaozan’i mompera Paul Louis antsika izao.

Azo jerena ao amin'ny tahirintsary ny sary nalaina nandritra ny fotoana rehetra

Rondro
Rohy hafa

Takelaka