You are here

Vaovao

Hajalalaina sy Lalatiana dia maneho fisaorana anareo rehetra izay tonga nanotrona azy ireo tamin'ny fisoratam-panambadiany teto Roma ny 18 aogositra lasa teo. Isaorana toa izany koa izay tonga niara-paly taminy tany Venise. Ary tsy adino ny misaotra ireo izay tsy afaka tonga nefa niombom-po sy nitondra am-bavaka azy ireo.

Nahavoaray hafatra avy any amin'ny Ambassade Malagasy eto Italia izahay momba ny fisian'ny Vatsim-pianarana (Bourse d'Etudes) atolotry ny "Istituto Europeo del Restauro" ka toa izao ny momba izany.

Ny sandan'ny vatsim-pianarana atolotra dia eo amin'ny 7.200 Euro eo ho eo

Ny mpianatra horaisina dia:

  • Mizaka ny zom-pirenena Italiana na vahiny
  • 19 - 27 taona
  • Diplaoma Bacc farafahakeliny
  • Afaka mahazo sy manoratra ary miteny Italiana

Mila alefa alohan'ny 15 Septembre 2007 izao amin'ny alalan'ny Taratasy Rekomandé ny fangatahana ao amin'ny

Uff. Segreteria dell'Istituto Europeo del Restauro.
Castello Aragonese - 80077
Ischia (NA)
Italia

Ny antotantaratasy ilaina ankoatra ny fangatahana dia

  1. Fanamarinam-ponenana (any madagasikara raha toa ka tsy Italiana)
  2. Fanamarinam-pahaterahana (Bulletin de Naissance)
  3. Fanamarinana ny diplaoma
  4. Taratasy ara-pahasalamana manamarina fa salama tsara
  5. Sary tapaka 3
  6. CV (Curriculum Vitae)

Marihina fa ny saram-pianarana ihany no tafiditra amin'io vatsim-pianarana io. Ny mpianatra no miantoka ny fiainany rehetra.

Tsindrio ny sary eto ambany raha te hijery ny hafatra amin'ny teny Italiana.

Tsindrio eto raha hijery ny dikanteny amin'ny teny Frantsay

Ny fikambanana Tetezana onlus dia handray anjara amin'ny fety "Fondi d'Africa”, ny 30 sy 31 Aogositra ary ny 1 sy 2 Septambra, ao amin'ny Castello Baronale ao Fondi.

Ny fikambanana Tetezana onlus dia handray anjara amin'ny fety andiany voalohany karakarain'ny comune ny Fondi izay mitondra ny anarana hoe: “Fondi d'Africa”, ny 30 sy 31 Aogositra ary ny 1 sy 2 Septambra, ao amin'ny Castello Baronale ao Fondi. Izany dia eo ambany fiadidian'ny "Provincia di Latina", ary hiarahana amin'ny "Association Baobab". Firenena afrikana efatra no handray anjara amin'izany dia i Madagasikara, Nigeria, Etiopia ary Afrika avaratra.

Araka ny fandaharana dia hisy ny fifanakalozan-kevitra samihafa ary koa ny fahampahafantarana ireo firenena ireo. Hisy koa anefa ny fampisehoana ny tao-zavatra mampiavaka ny firenena tsirairay avy ka tsy ho diso anjara amin'izany ireo asa-tànana malagasy. Ao ihany koa ny fampisehoana ny nahandro isam-pirenena ka ny anjarantsika malagasy dia ny Sabotsy 1 septambra hariva .

Manomboka amin'ny 3 ora tolakandro ny fisokafan'ny stand sy ny Piazza, ary mifarana any amin'ny misasakalina any ho any. Ny sakafo kosa dia hanomboka @ 7 hatramin'ny 9 ora alina eo ho eo.

Izao no natao dia mba entina hampahafantarana ny firenena rehetra mandray anjara toa an'i Madagasikara, sy ireo fikambanana toy ny "Tetezana onlus" izay manao asa soa amin'ny firenena niaviany, indrindra indrindra entina hanampiana amin'ireo vinavinan'asa maro sahaniny.

Koa manasa antsika Malagasy rehetra eto Roma sy avy any ivelany hanotrona sy handray anjara araka izay azo atao, ary hifampilaza amin'ny olona manodidina antsika.

Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso Mme Andry: 3471432921

Misaotra

Takelaka