You are here

Vaovao

Ny fikambanana Tetezana onlus dia handray anjara amin'ny fety "Fondi d'Africa”, ny 30 sy 31 Aogositra ary ny 1 sy 2 Septambra, ao amin'ny Castello Baronale ao Fondi.

Ny fikambanana Tetezana onlus dia handray anjara amin'ny fety andiany voalohany karakarain'ny comune ny Fondi izay mitondra ny anarana hoe: “Fondi d'Africa”, ny 30 sy 31 Aogositra ary ny 1 sy 2 Septambra, ao amin'ny Castello Baronale ao Fondi. Izany dia eo ambany fiadidian'ny "Provincia di Latina", ary hiarahana amin'ny "Association Baobab". Firenena afrikana efatra no handray anjara amin'izany dia i Madagasikara, Nigeria, Etiopia ary Afrika avaratra.

Araka ny fandaharana dia hisy ny fifanakalozan-kevitra samihafa ary koa ny fahampahafantarana ireo firenena ireo. Hisy koa anefa ny fampisehoana ny tao-zavatra mampiavaka ny firenena tsirairay avy ka tsy ho diso anjara amin'izany ireo asa-tànana malagasy. Ao ihany koa ny fampisehoana ny nahandro isam-pirenena ka ny anjarantsika malagasy dia ny Sabotsy 1 septambra hariva .

Manomboka amin'ny 3 ora tolakandro ny fisokafan'ny stand sy ny Piazza, ary mifarana any amin'ny misasakalina any ho any. Ny sakafo kosa dia hanomboka @ 7 hatramin'ny 9 ora alina eo ho eo.

Izao no natao dia mba entina hampahafantarana ny firenena rehetra mandray anjara toa an'i Madagasikara, sy ireo fikambanana toy ny "Tetezana onlus" izay manao asa soa amin'ny firenena niaviany, indrindra indrindra entina hanampiana amin'ireo vinavinan'asa maro sahaniny.

Koa manasa antsika Malagasy rehetra eto Roma sy avy any ivelany hanotrona sy handray anjara araka izay azo atao, ary hifampilaza amin'ny olona manodidina antsika.

Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso Mme Andry: 3471432921

Misaotra

Araka ny efa nanaovana antso teto moa dia misy ilay fialantsasatra ho an’ny ankizy malagasy karakarain’ny Fikambanana “Tetezana onlus”, miaraka amin’ny “Regione Lazio” nanomboka tamin’ny 1 aogositra ka hifarana amin’ny 15 aogositra eny San Donato di Val Cimino (Frosinone) ka misy 10 mianadahy ireo nandray anjara izay iadidian’i Andry Rakotomavo.

Maro ny zavatra ataon’izy ireo miaraka amin’ireo 10 mianadahy avy any Equateur : lalao, fanatanjahantena, fifanakalozana ara-kolotsaina, ka anisan’izany ity aseho anareo eto ity : ny “dihy malagasy” izay nasehon’ny 9 tamin’izy ireo : Tanjona, Tojo, Cassi, Jessi, Nadia, Lolita, Mialy, Ianja ary Ifaliana, ny 7 aogositra teo teny Gallinaro, tànana kely iray tsy lavitra ny toerana itobian’izy ireo (marihina fa Madagasikara ihany no nampiseho dihin-drazana tamin'ity takariva ity).

Tsy aritro ny tsy hizara azy ity eto, hanehoana amintsika fa tsy very ny mahamalagasy azy ireo rehefa isika ray aman-dreny no miezaka hatrany mampita izany aminy.

Isaorana be dia be koa ireo ray aman-dreny tsy nahalala andro alina - na teo aza ny halaviran’ny toerana (làlana tokony ho adiny roa teo) sy ny havizanana taorian’ny asa aman-draharaha - fa tonga tokoa nanotrona sy nanome lanja izany zavatra kely saingy tena vokatry ny fo nomanin’izy ireo izany.

Fisaorana ihany koa ho an’i Andry sy ireo mpiandraikitra ireo ankizy hafa firenena amin’ny fandavantena lehibe asehon’izy ireo hampifaliana ny ankizy.

Mankasitraka e !

Rondro.

Manomboka izao koa izany dia misy Maki (Lemur catta) ao amin'ny Bioparco Villa Borghese Roma. Araka ny vaovao voaray dia misy Maki 8 izay nampidirina ao amin'io zoo eto Roma io. Tsy nivantana avy any Madagasikara anefa izy ireo fa avy atsy amin'ny zoo iray atsy Repolika Chèque. Efa nisy lemuriens roa hafa karazana ao aminny Bioparc koa ho folo izany no isan'izy ireo amin'izao fotoana izao.

Inoana fa hisy vokany amin'ny fizahan-tany any Madagasikara izao.

Nofaranana tamin’ny alahady 24 jiona teo ny taona litorjika tao amin’ny paroasy Victoire Rasoamanarivo eto Roma, ary nankalazaina ihany koa ny herintaona nitsanganany.

Lanonam-pianakaviana toy ny mahazatra no nitondrana izany, natomboka tamin’ny lamesa notarihin’ny aumonier, P. Paul Louis Rafanomezantsoa.

Raha efa izany, dia natao ny tatitra momba ny zavatra vita nandritra ny taona, ny teti-bolan’ny fiangonana, ary narahana fanaovana veloma ireo izay hiala eto Roma, na relijiozy na laika, na hiova fonenana na hody an-tanindrazana. Isan’ny natao veloma tamin’izany koa moa Andriamatoa Paraina sy ny fianakaviany.

Ny tolakandro kosa dia nanao antsam-panahy ny Amboaram-peo izay efa mitsangana eo anivon’ny paroasy, ary teo ihany koa ny hira sy dihy manavanana antsika Malagasy rehefa mikorana toy izao.

Dia nifanome fotoana hifankahita soa daholo indray amin’ny alahady 9 septambra, amin’ny 10 ora maraina toy ny mahazatra, eny amin’ny chapelle San Macuto.

Mirary fialan-tsasatra tsara ho an’ny tsirairay, ary veloma mandram-pihaona daholo na ho an’izay mandeha na ho an’izay mijanona.

Rondro

Takelaka