You are here

Vaovao

Nofaranana tamin’ny alahady 24 jiona teo ny taona litorjika tao amin’ny paroasy Victoire Rasoamanarivo eto Roma, ary nankalazaina ihany koa ny herintaona nitsanganany.

Lanonam-pianakaviana toy ny mahazatra no nitondrana izany, natomboka tamin’ny lamesa notarihin’ny aumonier, P. Paul Louis Rafanomezantsoa.

Raha efa izany, dia natao ny tatitra momba ny zavatra vita nandritra ny taona, ny teti-bolan’ny fiangonana, ary narahana fanaovana veloma ireo izay hiala eto Roma, na relijiozy na laika, na hiova fonenana na hody an-tanindrazana. Isan’ny natao veloma tamin’izany koa moa Andriamatoa Paraina sy ny fianakaviany.

Ny tolakandro kosa dia nanao antsam-panahy ny Amboaram-peo izay efa mitsangana eo anivon’ny paroasy, ary teo ihany koa ny hira sy dihy manavanana antsika Malagasy rehefa mikorana toy izao.

Dia nifanome fotoana hifankahita soa daholo indray amin’ny alahady 9 septambra, amin’ny 10 ora maraina toy ny mahazatra, eny amin’ny chapelle San Macuto.

Mirary fialan-tsasatra tsara ho an’ny tsirairay, ary veloma mandram-pihaona daholo na ho an’izay mandeha na ho an’izay mijanona.

Rondro

Nanainga androany 16 jiona 2007 tamin’ny mitataovovonana tetsy amin’ny seranam-piaramanidina tetsy Fiumicino hamonjy an’i Dakar, renivohitr'i Sénégal Andriamatoa Paraina Auguste sy ny vady aman-janany.

Ankoatra ireo mpiara-miasa aminy akaiky, dia tonga nanotrona ny fiaingany koa ireo Lehiben’ny Masoivoho avy any Cameroun, Mali, Cap-Vert, Sénégal, Zimbabwe.

Hafatrafatra mbola nantitranterin’izy mivady ho antsika rehetra moa, na tamin’ny fankalazana ny Fetim-pirenena izany, raha nanapaka ny mofomamy izy ireo, na omaly raha natolotra azy ireo ho fahatsiarovana ireo rakitry ny Boky Volamena , na androany talohan’izao hiaingan’izy ireo izao dia ny mba hitandroantsika ny fifankatiavana sy fihavanana izay efa nimasoan’izy ireo teto, ka ataovy toa ny voankazo an’ala hoy izy ireo, ny tsara vita raiso, fa ny ratsy kosa ario, fa olombelona ihany izy ireo ka mety tsy nahafa-po ny besinimaro daholo akory ny vitany.

Omaly alahady tokoa moa dia natolotray mpiandraikitra ity toerana ity ny raki-pahatsiarovana ireo hafatra napetraky ny sasantsasany amintsika tao anatin’ilay Boky Volamena nosokafanay ho azy ireo teto : nataonay miendrika boky kely izy io, izay sady mitahiry ireo sary sasantsasany nanamarika ny fiarahamonintsika tamin’izy mianakavy teto nandritra izay efa-taona izay. Isaoranay ihany koa izay nandray anjara tamin’izany, ary hampahafantarina ireo izay mbola tsy nahita fa misy fisaorana avy amin’izy mianakavy ho an’ny rehetra nanoratra ao amin’ny faran’io Boky Volamena io,

Ireo sary nalaina omaly sy androany kosa dia azontsika jerena eto .

Misaotra tompoko.

Hisy fotoam-bavaka iraisam-pinoana izay iarahantsika Malagasy eto Roma - sy ireo faritra manodidina izay afaka hamonjy izany – hankalazantsika ny andron’ny 29 marsa 1947. Amin’ny alahady 1 avrily 2007 amin’ny 4 ora hariva no hanaovana izany ao amin’ny Fratelli delle Scuole Cristiane (Via Aurelia 472 - Tel 06/666981 ). Koa asaina am-pitiavana daholo isika hanatrika izany.

29 marsa 1947 : Fikomiana nentina nanoherana ny Frantsay tao Madagasikara

Taorian’ny nanaovana sesitany ny Mpanjakavavy Ranavalona III dia nozanahin’ny Frantsay Madagasikara tamin’ny taona 1896, ary ny Jeneraly Gallieni no voatendry hampandry fahalemana ny Nosy. Saingy noho ny finiavany te-hampandroso haingana dia haingana an’i Madagasikara dia nampihariny ny asa an-terivozona, ary namporisihiny ny fihavian’ny eoropeana maro.

Ho setrin’izany no niforonan’ireo karazana antokon’olona niafina nanohitra ny mpanjanaka. Efa tamin’ny taona 1904-1905 no efa nisy fikomiana ka nahatonga ny fampodiana ny Jeneraly Gallieni.

MoramangaTamin’ny volana febroary 1946 no nitsangana ny antoko MDRM (Mouvement Démocratique de la Rénovation Malgache), izay noheverina ho ati-doha nikotrika ny korontana nitranga tany amin’ny faritra atsinanan’ny Nosy tamin’ny alin’ny 29 hifoha 30 marsa 1947.

Nisy ireo antokon’olona nitana fiadiana nanafika toby miaramila frantsay. Na samy nisy aina nafoy aza tamin’ny andaniny sy ny ankilany dia maromaro kokoa ireo malagasy lavo tamin’izany noho ny tsy fitovian’ny fitaovana nentina niady, indrindra fa ireo tafika frantsay dia nampiasa ihany koa ny andiany an’habakabaka.

Taorian’izany fangejana mafy sy tolona nitakiana ny Fahaleovantena izany dia natao Repoblika tsy miankin-doha i Madagasikara tamin’ny taona 1958 ary ny taona 1960 izy no nahazo ny Fahaleovantenany madio.

Maro moa ny hevitra nivoaka momba ny 29 marsa 1947, misy ireo mpandàla tantara no samy manana ny hevitra tsy itoviany na eo amin’ny lafin’ny nahatonga ny fikomiana na eo amin’ny isan’ny aina nafoy : tao Jean Fremigacci, izay nanoratra ny “la vérité sur la grande révolte de Madagascar”, ao amin’ny boky “L’histoire” ; ary ao koa ohatra i Jacques Tronchon amin’ny bokiny mitondra ny lohateny “L’insurrection malgache de 1947”.

Feno 60 taona ity zava-nitranga tao Madagasikara ity izao, ho tsaroana tokoa ny rà latsaka tamin’izany. Tsy hoe firy marina no lavo tamin’izany no katsahintsika amin’izao fotoana izao fa ny hahafantatra ny antony marina nahatonga izany ary ny vokatr’izany aty aoriana.

Ary irariana ny tsy hanadinoina izany Tantaran’ny Firenentsika izany, sy ny hampahafantarana izany amin’ireo tanora sy zaza malagasy izay lehibe aty ivelany ka tsy mba mahalala izany akory.

Izany no hanasana antsika rehetra amin’ny 1 avrily 2007 hiara-hankalaza io andro manan-tantara amin’ny firenentsika io ka tongava maro.

Mpanoratra: Rondro

Misy mpampianatra eny amin'ny Oniversite-n' Naples, Ramatoa Liliana Mosca, nandefa ihany koa lahatsoratra feno momba ny 29 mars izay azontsika jerena ao amin'ny pejin'ny "Tahirin-kevitra - lahatsoratra sy articles" . Isaorana manokana izy amin'izany fandraisany anjara izany, hampahafantatra antsika bebe kokoa ny tantaram-pirenentsika..

http://malagasy.it/?rub=download/download

Takelaka