You are here

Vaovao

Hisy fotoam-bavaka iraisam-pinoana izay iarahantsika Malagasy eto Roma - sy ireo faritra manodidina izay afaka hamonjy izany – hankalazantsika ny andron’ny 29 marsa 1947. Amin’ny alahady 1 avrily 2007 amin’ny 4 ora hariva no hanaovana izany ao amin’ny Fratelli delle Scuole Cristiane (Via Aurelia 472 - Tel 06/666981 ). Koa asaina am-pitiavana daholo isika hanatrika izany.

29 marsa 1947 : Fikomiana nentina nanoherana ny Frantsay tao Madagasikara

Taorian’ny nanaovana sesitany ny Mpanjakavavy Ranavalona III dia nozanahin’ny Frantsay Madagasikara tamin’ny taona 1896, ary ny Jeneraly Gallieni no voatendry hampandry fahalemana ny Nosy. Saingy noho ny finiavany te-hampandroso haingana dia haingana an’i Madagasikara dia nampihariny ny asa an-terivozona, ary namporisihiny ny fihavian’ny eoropeana maro.

Ho setrin’izany no niforonan’ireo karazana antokon’olona niafina nanohitra ny mpanjanaka. Efa tamin’ny taona 1904-1905 no efa nisy fikomiana ka nahatonga ny fampodiana ny Jeneraly Gallieni.

MoramangaTamin’ny volana febroary 1946 no nitsangana ny antoko MDRM (Mouvement Démocratique de la Rénovation Malgache), izay noheverina ho ati-doha nikotrika ny korontana nitranga tany amin’ny faritra atsinanan’ny Nosy tamin’ny alin’ny 29 hifoha 30 marsa 1947.

Nisy ireo antokon’olona nitana fiadiana nanafika toby miaramila frantsay. Na samy nisy aina nafoy aza tamin’ny andaniny sy ny ankilany dia maromaro kokoa ireo malagasy lavo tamin’izany noho ny tsy fitovian’ny fitaovana nentina niady, indrindra fa ireo tafika frantsay dia nampiasa ihany koa ny andiany an’habakabaka.

Taorian’izany fangejana mafy sy tolona nitakiana ny Fahaleovantena izany dia natao Repoblika tsy miankin-doha i Madagasikara tamin’ny taona 1958 ary ny taona 1960 izy no nahazo ny Fahaleovantenany madio.

Maro moa ny hevitra nivoaka momba ny 29 marsa 1947, misy ireo mpandàla tantara no samy manana ny hevitra tsy itoviany na eo amin’ny lafin’ny nahatonga ny fikomiana na eo amin’ny isan’ny aina nafoy : tao Jean Fremigacci, izay nanoratra ny “la vérité sur la grande révolte de Madagascar”, ao amin’ny boky “L’histoire” ; ary ao koa ohatra i Jacques Tronchon amin’ny bokiny mitondra ny lohateny “L’insurrection malgache de 1947”.

Feno 60 taona ity zava-nitranga tao Madagasikara ity izao, ho tsaroana tokoa ny rà latsaka tamin’izany. Tsy hoe firy marina no lavo tamin’izany no katsahintsika amin’izao fotoana izao fa ny hahafantatra ny antony marina nahatonga izany ary ny vokatr’izany aty aoriana.

Ary irariana ny tsy hanadinoina izany Tantaran’ny Firenentsika izany, sy ny hampahafantarana izany amin’ireo tanora sy zaza malagasy izay lehibe aty ivelany ka tsy mba mahalala izany akory.

Izany no hanasana antsika rehetra amin’ny 1 avrily 2007 hiara-hankalaza io andro manan-tantara amin’ny firenentsika io ka tongava maro.

Mpanoratra: Rondro

Misy mpampianatra eny amin'ny Oniversite-n' Naples, Ramatoa Liliana Mosca, nandefa ihany koa lahatsoratra feno momba ny 29 mars izay azontsika jerena ao amin'ny pejin'ny "Tahirin-kevitra - lahatsoratra sy articles" . Isaorana manokana izy amin'izany fandraisany anjara izany, hampahafantatra antsika bebe kokoa ny tantaram-pirenentsika..

http://malagasy.it/?rub=download/download

Niara-nankalaza ny fetim-pirenena ihany koa ny Malagasy tany amin'ny faritra avaratr'Italia tamin'ny 30 jiona lasa teo. Nahafinaritra ny fiarahana araka ny voalaza ary naharitra hatramin'ny 6 ora sy sasany maraina ny mozika. 

Jereo eto ny tahirintsary  

Fialan-tsasatra karakarain'ny Fikambanana Tetezana Onlus miaraka amin'ny Forum delle Comunità Straniere sy ny Regione Lazio ho an'ny ankizy malagasy 6-16 taona. Hanomboka ny 1 – 15 aogositra izany any San Donato Val Cimino, Frosinone.

Vacances 2007

Hanomboka ny 1 – 15 aogositra dia hisy fialan-tsasatra karakarain'ny Fikambanana Tetezana Onlus miaraka amin'ny Forum delle Comunità Straniere sy ny Regione Lazio ho an'ny ankizy malagasy 6-16 taona. Izany dia hatao any San Donato Val Cimino, Frosinone.

Ankoatra ny lalao isan-karazany, ny filomanosana anaty dobo,... dia hisy ihany koa ny fotoana hiresahana momba an'i Madagasikara sy ny kolotsaina malagasy, izay isan'ny tanjon'ity fialan-tsasatra ity mba entina mampahafantatra izany amin'ireo ankizy malagasy lehibe aty ivelany.

Ny fandraisana anjara dia 90€ isam-pianakaviana.

Izay hisoratra anarana dia afaka manoratra amin'i Andry Rakotomavo izay hanome ireo fanazavana fanampiny : andry@tetezanaonlus.org .

Vitsivitsy ihany ny toerana ka aoka tsy dia hangataka andro loatra izay handray anjara.

Misaotra anareo.

Araka ny efa voalaza dia hankalazaina amin'ny asabotsy 30 jiona, hanomboka amin'ny 7 ora hariva (19h) ao amin'ny Ambassade de Madagascar eto Roma, via Riccardo Zandonai, 84 ny fetim-pirenena malagasy.
Ny Malagasy rehetra tsy an-kanavaka, ombam-pianakaviana dia asaina avokoa, ka aoka hifampilaza daholo. Ho an'ireo izay mila fanasana an-taratasy noho ny antony samihafa (angatahana fahafahana mivoaka amin'ny Lehibe), dia afaka mangataka izany ao amin'ny ambassade.

Ny alahady 1 jolay amin'ny 4 ora tolakandro (16h) kosa dia hisy ny fivavahana iraisam-pinoana ho fangataham-pitahiana ho an'ny firenena, izay hatao ao amin'ny Chapelle San Macuto (fa tsy eny Aurelia intsony), via del Seminario 120. Manantena ny fahatongavantsika maro.

Misaotra tompoko.

Takelaka