You are here

Vaovao

Horonantsary fohifohy nandritra ny Festa dei Popoli teny amin'ny Fiangonana San Giovanni teto Roma. Nandray anjara mavitrika tamin'izany ny Malagasy na tamin'ny hira sy ny fihetsika mirindra tao am-piangonana izany na tamin'ny vako-drazana na tamin'ny stand.

Isaorana daholo izay nandray anjara. 

FISAORANA

Ny Fianakaviam-ben’ny Mompera Orionista sy DIAKRA Jean Clément dia maneho ny fisaorana mitafotafo ny Paroasy Malagasy Victoire RASOAMANARIVO eto Roma sy ireo malagasy ao amin’ny Fiangonana Protestanta ary ireo sakaiza maro tsy mahafoy izay nitondra am-bavaka sy tonga nanotrona ny fankamasinana ho diakra an’i FR Jean Clément tamin’ny 26 May 2007 lasa teo ary nandray anjara mavitrika tamin’ny Litorjia sy ny fety isankarazany. Maneho fisaorana manokana an’ny Ray aman-dreny Monseigneur Philibert Randriambololona izay tonga niaraka nankalaza ny sorona masina. Ny Tompo anie homba antsika mianakavy sy hitantana ny fiainantsika andavan’andro.

Diakra Jean Clément

Ny sary dia azo jerena ao amin'ny tahirintsary  

Fanentanana an'ireo zanaka am-pielezana rehetra avy ao amin'ny Fiangonana St Joseph Mahamasina izay nampitain'ny avy ao amin'ny Fiangonana Katolika eto Roma, Paroasy Victoire Rasoamanarivo.

Ry havana,

Homba antsika mandrakariva anie ny Tompo !

Raha sitrapon' Andriamanitra dia hiara-hankalaza ny jobily faha 140 taona niorenan'ny Fiangonana katolika teto Mahamasina isika mianakavy (1868 – 2008) ; ka herintaona no hanatan­terahintsika an'izany ; hanomboka ny Alahady faha 6 May 2007 izao no hanokafana an'izany fankalazana izany, no lady fetim-piangonantsika rahateo.

Sorom-pisaorana an'Andriamanitra no hanombohana an'izany taon-jobily izany, amin'io Alahady 6 May 2007 io, noho ny fahasoavana sesehena nomeny antsika Kristianina rehetra hatrany am-boalohany ka hatramin'izao, dia hisy ny fandraisan'ireo zanantsika ny sakramentan'ny fankaherezana (confirmation).

Mandritry ny herintaona hankalazana ny taon-jobily dia samy hiezaka isika kristianina hanatevina ny ara-panahy sy ny fiainam-pinoana ary ny fiainam-bavaka , tsy badino amin'izany koa ny fandraisana andraikitra eo anivon'ny Fiangonana, ny Faritra misy antsika ary indrindra ny A.P.V ízany misy antsika ; amin'izany dia mba ho tena fanasina sy fahazavana marina tokoa isika eo anivon' ny faritra misy antsika tsirairay avy .

Misy koa ireo tsangam-bato izay ho entintsika manamarika izany, mba ho lova ho an'ny Taranaka aman-jafy any aoriana ; indrindra fa amin'ny fanatsarana sy fanamboarana ny Tranon' Andriamanitra: ny sacristie, ny grande salle ary ny kojakoja isan-karazany .

Ilaina arak'izany ny fiaraha-mientan'ny kristianina rehetra, isan'izany ianareo zanaka am-pielezana avy eto amin'ny paroasy Md Josefa Mahamasina izay mipetraka sy monina any amin'ny faritany , na ny eto amin'ny manodidina na ny any am-pitandranomasina any ; arak'izany eo amin'ny lafin'ny fifandraisana aloha dia efa misy ny adresy :

http://clik.to/saintjoseph-mahamasina

Marihina manokana dia izao efa nisy ny ezaka nataon'ny kristianina teto an-toerana tamin'ny alalan'ny raki-pisaorana tamin'ny taona 2006 ity, « tao-trano hono tsy efan'irery », « ny mitabe tsy lanin'ny mamba », « ny firaisan-kina no hery », koa manantena izahay amin'ny fandraisanareo anjara amin'izany ; fantatray tokoa fa tianareo ary maminareo ny Fiangonantsika eto Mahamasina.

Dia misaotra sahady amin'izay anjara birika entinareo izahay, mankatelina amin' ny fitiavanareo ary Andriamanitry ny fiadanana aníe hamaly zato heny ny soa vitanareo.

Samia ho tahian' Andriamanitra

P. Rakotonirina Jean Alfred, curé.

Takelaka