You are here

Vaovao

Tontosa an-tsakany sy an-davany ny fankalazana ny faha-enimpolo taona nitrangan’ny raharaha 29 martsa 1947 teto Roma, tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana.

Andriamatoa Sambiheviny, Loholona faharoa ao amin’ny Masoivohom-pirenentsika, no nanokatra ny fotoana tamin’ny fanazavana fohy fa nafonja momba ny zava-nitranga tamin’io fotoana io tany amin’ny faritra atsinanan’ny Nosy , ary nampatsiahy fa tsy izay ihany no tsaroana sy ankalazaina isaky ny 29 martsa fa ny tolona rehetra nataon’ireo tia tanindrazana sy ny rà latsaka nentina nitakiana ny Fahaleovantena malagasy raha mbola nozanahin’ny Frantsay isika na tamin’ny andron’ny Menalamba sy ny Vy Vato Sakelika izany, na tamin’ny andron’ny MDRM tamin’ny 1947 sy izay nitranga taorian’izany.

Ny Fotoam-pivavahana moa dia notarihin’ny tompon’andraikitra iray avy, avy amin’ny Fiangonana protestanta sy ny paroasy katolika eto Roma. Ny rakitra natao kosa, izay teo amin’ny 200 € teo ho eo, dia natolotra ny mpiandraikitra ny Fitantanam-bola ao amin’ny Masoivoho ho fandraisana anjara amin’ny fanampiana ny traboina ny any an-tanindrazana nandritra ireo rivo-doza nifanesy nandrava faritra maromaro any Madagasikara.

Andriamatoa Paraina, lehiben’ny Masoivoho kosa rehefa izany, dia mbola niarahaba ny Malagasy sy nisaotra ireo tafavory. Teo koa no mbola nanaovany antso avo, fa ireo izay mbola manam-piniavana hitondra ny anjara birikiny ho an’ireo traboina, dia mbola afaka mandalo eny amin’ny foiben’ny masoivoho mandrotsaka izay foiny ao anatin’ilay vatan-drakitra manan-tantara, izay efa nampiasaina tamin’ny alin’ny 31 desambra nandraisana ny taona 2007.

Nisy fiaraha-miala hetaheta taorian’izany, izay natolotry ny fikambanana manao asa soa vao niforona tsy ela : ny “TETEZANAonlus”, ka Andriamatoa Sambiheviny, izay misahana ihany koa ny momba ny lafiny ara-kolotsaina – eo am-piandrasana ny tompon’andraikitra tompon-toerana – no nampahanfantatra ny mombamomba azy io tamin’ny fomba ofisialy tamintsika Malagasy eto Italia. Izay liana te-hahalala bebe kokoa dia afaka mitsidika ny www.tetezanaonlus.org

Ny sary vitsivitsy nalaina tamin’io araka ny mahazatra dia hitantsika ao amin’ny tahirintsary.

Fampatsiahivana farany : ny lamesa katolika fankalazana ny Paka dia tsy hatao eny amin’ny toerana mahazatra, fa eny amin’ny Istituto Teologico Don Orione, via Massimi 164 amin’ny 11 ora maraina.

Rondro

Nandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena maorisiana tamin’ny 12 marsa 2007, izay  natrehan’ny filoham-pirenena malagasy, Marc Ravalomanana, no nitokanana ihany koa  tao Port Louis, renivohitra, làlana iray mitondra ny  anarana Apolinaire Andriatsiafajato, izay lehiben’ny masoivohom-pirenena malagasy voalohany tao amin’ny nosy Maurice.

Marihina moa fa maro amintsika eto Italie ihany koa no mahalala an’ Andriamatoa Apolinaire Andriatsiafajato , izay efa lehiben’ny masoivohontsika teto ihany koa.

Ny Fikambanana Fraternità Malgascia dia faly manasa antsika amin'ny fetin'ny Lundi de Pâques amin'ny 9 aprily 2007 ao amin'ny trano malalaky ny Associazione Amici Selva Nera, Via Gabriella degli Esposti, n. 93

     Ny Fikambanana FRATERNITà MALGASCIA dia faly manasa antsika rehetra hamonjy ny fety lehibe karakakarain'izy ireo amin'ny Alatsinain'ny Paka, ny 9 Avrily 2007, eny amin'ny tano malalaky ny Associazione Culturale "Amici Selva Nera",  Via Gabriella degli Esposti, n° 93, akaikin'ny faran'ny bus 904 (tokony ho 100m). Misy kianja azon'ny zaza hilalaovana tsara koa amin'io toerana io. 

Fandaharam-potoana : 

Ore 14'00: sakafo 

Ore 14'30 a 23'00: fialam-boly (hira sy dihy) Ny fandraisana anjara dia 10 Euro. Ao anatin'izany nysakafo fa ny zava-pisotro sy ny Tsakitsaky mandritra ny fandihizana dia andoavam-bola.

Izay mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso an'i :

Sgr KADA Ernesto 3393321906
Christophe 3487446824  
Sgr Jimmy  3384529521                              

Tongava Maro 

   Misaotra 

NB:

Per arrivarci: Metro A, direzione Battistine, Fermata Cornelia. Da Cornelia si prende l'Autobus 904 fino a Capolinea Largo Ines Bedeschi. Da Largo Ines Bedeschi prosegue a piedi  a 100m,  Via Raul Achilli e Via Gabriela degli Esposti.

Con la macchina: Via di Boccea, Via di Selva Nera,  Piazza o Largo Ines
Bedeschi, Via Cecilia Deganuti,    
Via Raul Achilli, Via Gabriella degli Esposti.  
Con Grande Raccordo Annullare: Uscita Via di Boccea,   
Via di Selva Nera, Largo Ines Bedeschi, Via Raul Achilli,          
Via Gabriella degli Esposti.

Takelaka