You are here

Vaovao

Natao omaly 28 janoary 2007 teny amin’ny maseran’ny Cénacle ny fifampiarahabana tratry ny taona vaovao ho an’ny Malagasy eto Italia.

Na somary vitsy aza ny tonga noho ny fifanojoan’ny fotoana tamin’ny famerana ny fifamoivoizana teto Roma mba hanatsarana ny rivotra iainana, dia nahafinaritra ny fiarahana izay natomboka tamin’ny fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana.

Taorian’izay dia nandray fitenenana ny Lehiben’ny Masoivohom-pirenena, Andriamatoa Paraina Auguste, niarahaba ny Malagasy manontolo eto Italia tamin’ny anaran’ny tenany sy ireo mpiara-miasa aminy ary koa tamin’ny anaran’ny Filoham-pirenena. Nararaotiny noresahana tamin’izany ny fiainam-pirenentsika sy ny tetik’asan’ny Filoha amin’izao dimy taona manaraka hitondrany ny firenena izao, ilay antsoina hoe MAP. Tetik’asa izay hanantenana ihany koa ny fandraisantsika Malagasy aty ivelany anjara toy ny famporisihina ireo namana, havana ary olom-pantatra na vahiny na tompon-tany, hampihodina sy hampiasa vola (investir) any amintsika hampandrosoana ny toe-karentsika. Mbola hisy fanazavana fanampiny momba izany moa hampitaina amintsika eto amin’ity toerana ity atsy ho atsy.

Nandimby azy nanolotra ny firariantsoa avy amin’ny Biraon’ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo eto Rome i Frera Vincent, filohalefitra, ary nampahafantatra ihany koa ny fijoroan’ny Antokom-pihiran’ny fiangonana ka hanasana am-pitiavana ny rehetra hanatevin-daharana izany .

Ramatoa Paraina, filoha, kosa, dia nanantitra izay rehetra voalaza teo aloha ary nanokatra ny fiaraha-misakafo izay notohizana tamin’ny hira sy dihy izay, satria ny afindrafindrao tsy azo avela.

Tamin’izany ihany koa no nanambaran’Andriamatoa Danny fa hisy koa ny fankalazantsika ny tsingerin-taonan’ny 29 marsa , ka hampahafantarina antsika ihany ny mombamomba io amin’ny fotoana manaraka.

Tsiahivina ihany fa isaka ny alahady faharoa sy fahaefatry ny volana ny lamesa ao amin’ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo eto Rome.

Dia misaotra antsika rehetra nahandro nahamasaka sy nanafana iny andro omaly iny, fa dia”SOA tokoa NY FIARAHANTSIKA”.

Nanoratra: Rondro

Alahady 28 Janoary 2007, fifampiharahabana tratry ny taona 2007 hiarahan'ny malagasy rehetra eo ambany fitarihan'ny Ambasadaoro Paraina August mivady.

 Faly miarahaba ny Malagasy rehetra,

 Noho izao fahatongavan'ny taona vaovao izao dia hiaraka hifaly indray isika rehetra, ka ny Alahady 28 Janoary 2007 dia hanao ny fifampiharahabana tratry ny taona 2007 hiarahan'ny malagasy rehetra eo ambany fitarihan'ny Ambasadaoro Paraina August mivady.

Izany dia ho hatomboka amin'ny fiarahana midera an'Andriamanitra amin'ny 10 ora maraina. Ary ao aorian'ny lamesa dia hisy ny fiarahana misakafo, koa toy ny mahazatra dia asaina ny rehetra mba samy hitondra sakafo sy zava-pisotro.

Ny toerana dia ao amin'ny Madonna del Cenacolo, ary ny fidirana dia ao amin'ny Via Vicenzo Ambrosio, 9.

Dia mirary antsika ho tonga maro.

De très, très gros salaires !

Les 13 employés de cette chancellerie touchent ensemble près de 110 000 euros par mois (environ 300 millions d’ariary). C’est ce qui ressort de la rencontre entre l’Ambassadeur Ralison Alphonse et une délégation du TIM Allemagne.

(300 millions ar). Incroyable mais vrai, notre ambassadeur gagne 17 000 euros(la chancelière allemande est payée 12 000 euro par mois), le premier secrétaire 12 000 euros, le cuisinier et la femme de ménage 4 350 euro chacun, les secrétaires 10 000 euros, le chauffeur 7 000 euros, etc. «A tel point que certains d’entre eux peuvent se permettre d’acheter une chemise à 700 euros», ont déploré le président et le vice- président du Tim-Allemagne devant l’ambassadeur, abasourdi par la révélation. Ses hôtes ont aussi fait remarquer qu’«en dépit des promesses du personnel de l’ambassade, le site web de la mission n’est toujours pas fonctionnel depuis 5 ans, que les ressortissants malgaches doivent faire parvenir leurs dossiers au pays s’ils doivent renouveler leurs passeports et autres dossiers relevant de l’ambassade».

Entrer en collision

Un an après la nomination de l’ambassadeur, la communauté malgache en Allemagne a voulu par ce geste lui rappeler les tâches qui l’attendent. Ralison Alphonse a reconnu l’étendue de sa mission sans toutefois annoncer aucune mesure particulière alors que les Malgaches d’Allemagne réclament des têtes ! Une idée que n’épouse pas le chef de la mission diplomatique malgache de peur d’entrer en collision avec le regroupement professionnel des diplomates. Au contraire, l’ambassadeur compte renforcer l’effectif ! Un vœu accueilli avec consternation par le Tim-Allemagne qui veut placer trois de ses techniciens. «Un spécialiste des énergies renouvelables, un économiste- informaticien et un spécialiste de la formation professionnelle qui promettent de réduire de moitié leurs salaires et de rapatrier l’autre moitié pour financer la création de Csb II, des adductions d’eaux et des écoles primaires au pays», ont précisé le président et le vice-président du Tim-Allemagne. Lesquels ne souhaitent rien d’autre que «d’apporter les compétences disponibles au développement du pays avec un rapport qualité-prix amélioré».

in Midi Madagascar du 18/01/2007

Takelaka