You are here

Vaovao

Dia tontosa antsakany sy andavany izany ny Réveillon nanaovana veloma ny taona 2006 sy nandraisana ny taona vaovao 2007 teto Roma. Malagasy maro, tsy avy eto Roma ihany fa avy any amin'ny faritra maro eto Italia, no tonga nanatrika izany. Nosokafan'ny Ambassadeur Malagasy eto Italia ny lanonana izay nohafanain'ny Groupe Ray Amandreny tamin'ny mozika mivantana nanomboka tamin'ny 9 ora sy sasany alina. Tamin'ny 5 ora maraina dia voatery najanona satria mbola nodiovina sy nalamina ary naverina tamin'ny toerany indray ny toerana nampiasaina.

Tsy nisy ny vidim-pidirana moa iny fety iny noho ny fandraisan'anjaran'ireo Malagasy izay niaraka nikarakara azy saingy nisy boatin-drakitra izay napetraka ho an'ireo izay mbola te handray ny andraikiny. Ny tsirairay kosa dia nentanina hitondra sakafo sy zava-pisotro ary kojakoja ilaina amin'ny sakafo. 

 Izahay eto amin'ny malagasy.it dia maneho fisaorana antsika Malagasy rehetra izay nikarakara sy nanafàna ny fetin'ny Réveillon 2006 teo iny. Fisaorana no atolotra ny Solontenam-panjakana eto Roma, Atoa Paraina Auguste sy ny mpiara-miasa aminy ombam-pianakaviana avy nanome haja ny fety. Fisaorana koa no atolotra ireo izay nanomana tsy nitandro hasasarana sy vola aman-karena ka nahatotosana ny fety. Ireo mpanohana isan-tsokajiny. Ny mpitendry mozika "Groupe Ray Amandreny" izay tsy nitarain-tana-miepaka sy tsy nahalala andro alina tamin'ny famerenan-kira sy ny fampifalifaliana nandritra ny fety. Ny Malagasy rehetra izay nitondra ny sakafo sy ny zava-pisotro izay nifampizaràna tamin'iny fety iny. Ireo rehetra nandamina sy nanadio taorian'ny fety. Isika rehetra izay nanafàna ny fety na ny avy lavitra na ny avy eto Roma.  Iny fety iny no tontosa sy nahafinaritra dia noho ny fiarahantsika rehetra misalahy.

Ny raki-tsary tamin'iny fety iny dia azontsika jerena etsy amin'ny tahirintsary .

Nitatitra Hery

Nathalie Ratsimba sy Alessandro Carletti zanany dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana feno antsika rehetra tsy an-kavanaka tonga nidodododo, niantso an-tarobihy, nanotrona sy nampionana azy ireo tamin'iny andro nanjombona iny. Andriamanitra anie hamaly avo zato heny izany fitiavana nasehonareo azy izany.

Amin'alahelo lehibe no hilazana amintsika fa i Nathalie Ratsimba dia namoy ny olon-tiany, Maurizio Carletti, tamin'ny alin'ny 25 décembre 2006 teo.

Izahay eto amin'ny Malagasy.it dia maneho etoana ny fiombonanay fo aminy amin'izao fahoriana izao, ary mirary fiononana feno ho azy sy ny fianakaviany.

Toa izao ny fandaminana.

Ny Alakamisy 28 desambra 2006 manomboka amin'ny 14h - 17h dia misokatra ny "Chambre ardente" ao amin'ny Ospedale Sant'Andrea (Jereo etsy ambany ny fomba hahatongavana any)

Ny razana dia entina ao amin'ny Parrocchia San Giuliano Via Cassia 1036 (Jereo eto ) ny zoma 29 décembre amin'ny 11 ora. Avy eo dia alevina ao amin'ny Cimitero di Prima Porta 

Per Raggiungere l'Ospedale Sant'Andrea 

In automobile

Provenendo dal Grande Raccordo Anulare (G.R.A.):

  • Lasciate il G.R.A. in corrispondenza dell’uscita appositamente indicata per l’ospedale

Provenendo dal centro di Roma:

  • Percorrete la Via Flaminia per uscire dalla città.
  • Prima di entrare nel G.R.A. inmettetevi su Via di Grottarossa. A distanza di tre chilometri, l’edificio è situato sulla destra.

Con i mezzi pubblici

  • Prendete la Metropolitana Linea A fino alla fermata “Flaminio” e raggiungete l’adiacente stazione ferroviaria Roma Nord da dove, sia con il treno urbano che con quello extraurbano, proseguite sino alla fermata Prima Porta.
  • Salite sulla navetta ATAC 022 che collega la fermata FS Prima Porta all’Azienda Ospedaliera Sant’Andrea.

Oppure:

  • Utilizzate la linea ATAC 200, che ha il capolinea in piazza Mancini e scendete alla fermata di Prima Porta.
  • Salite sulla navetta ATAC 022.

Grazie

Takelaka