You are here

Vaovao

Amin'alahelo lehibe no hilazana amintsika fa i Nathalie Ratsimba dia namoy ny olon-tiany, Maurizio Carletti, tamin'ny alin'ny 25 décembre 2006 teo.

Izahay eto amin'ny Malagasy.it dia maneho etoana ny fiombonanay fo aminy amin'izao fahoriana izao, ary mirary fiononana feno ho azy sy ny fianakaviany.

Toa izao ny fandaminana.

Ny Alakamisy 28 desambra 2006 manomboka amin'ny 14h - 17h dia misokatra ny "Chambre ardente" ao amin'ny Ospedale Sant'Andrea (Jereo etsy ambany ny fomba hahatongavana any)

Ny razana dia entina ao amin'ny Parrocchia San Giuliano Via Cassia 1036 (Jereo eto ) ny zoma 29 décembre amin'ny 11 ora. Avy eo dia alevina ao amin'ny Cimitero di Prima Porta 

Per Raggiungere l'Ospedale Sant'Andrea 

In automobile

Provenendo dal Grande Raccordo Anulare (G.R.A.):

  • Lasciate il G.R.A. in corrispondenza dell’uscita appositamente indicata per l’ospedale

Provenendo dal centro di Roma:

  • Percorrete la Via Flaminia per uscire dalla città.
  • Prima di entrare nel G.R.A. inmettetevi su Via di Grottarossa. A distanza di tre chilometri, l’edificio è situato sulla destra.

Con i mezzi pubblici

  • Prendete la Metropolitana Linea A fino alla fermata “Flaminio” e raggiungete l’adiacente stazione ferroviaria Roma Nord da dove, sia con il treno urbano che con quello extraurbano, proseguite sino alla fermata Prima Porta.
  • Salite sulla navetta ATAC 022 che collega la fermata FS Prima Porta all’Azienda Ospedaliera Sant’Andrea.

Oppure:

  • Utilizzate la linea ATAC 200, che ha il capolinea in piazza Mancini e scendete alla fermata di Prima Porta.
  • Salite sulla navetta ATAC 022.

Grazie

Fanasana ofisialy avy @ Ambasadeur Paraina Auguste mivady, izay hanasana antsika Malagasy rehetra tsy ankanavaka hiara hifaly sy hikorana amin'ny alin'ny 31 desambra manomboka @ 9 ora alina hatramin'ny 5 ora maraina ao @ Via Boccea, 360. Izany moa dia ...

Anio 27 décembre 2006 dia nohamafisin' Andriamatoa Ambassadeur  Paraina ny fanasana antsika rehetra hanatrika ny Réveillon

Noho izany dia:

Manasa antsika Malagasy rehetra tsy ankanavaka hiara hifaly sy hikorana amin'ny alin'ny 31 desambra manomboka @ 9 ora alina hatramin'ny 5 ora maraina ao @ Via Boccea, 360. Izany moa dia hiarahantsika amin'ireo Ray aman-dReny Andriamatoa Ambassadeur Paraina mivady sy ireo mpiara miasa aminy.

Ampifaliana no hilazana amintsika fa tsy hisy intsony ny vidim-pidirina satria efa betsaka ny nandray anjara tamin'ny fizarana ny hofan'ny trano izay isaorana be dia be indrindra.

Isaorana dieny izao ihany koa ireo namana avy lavitra nahafoy fotoana amam-bolana mihintsy hanomezana fahafinaretana antsika amin'io andro io amin'ny hira sy mozika. 

Koa dia asaina isika rehetra mba hiara hiomana amin'ny fandraisantsika anjara ho fanomanana izany. Noho izany ireto mba misy fandaminana na soso-kevitra azo aroso ka mety hampandrindra azy io.

Ny momba ny sakafo dia manasa antsika rehetra samy hivimbina izay zaka hiharahantsika mihinana sy misotro mandritra izany korana izany toy ny fanao mahazatra izay tsy hita zay maharatsy azy. Isika rehetra zay mipetraka eto Rome dia asaina manokana mba hitondra sakafo betsaka kokoa, zany hoe laoka fotsiny sy tsakitsaky (efa mikarakara ny vary ireo Ray amandReny). Ireo namana avy lavitra kosa (provinces) izay mety tsy afaka mahandro dia mba asaina hitondra zava-pisotro betsaka kokoa.

Ao koa ireo kojakoja tena ilaina toy ny vilia, sotro, verre plastique... koa dia mba samy mitondra betsaka ( zay ambiny eo afaka entina mody).

Asaina manokana izay afaka hanome tanana amin'ny fikarakarana ny salle mba ho tonga aloha any antoerana @ 7ora sy sasany any. Toy izany koa ny maraina dia mba hiangaviana isika hifanome tanana @ fandaminana.

Fetintsika Malagasy rehetra io ka aoka mba samy handray anjara mavitrika daholo ary mba tsy hifampiandriandry fa hiara misalahy, na amin'ny dihy na amin'ny asa.

Koa dia manantena ny fahatongavantsika rehetra.

Vaovao voaray avy amin'ireo solon-tena maro be izay tonga nivory tany @ Ambassade

Rome 27/12/2006

Araka ny efa fantatra dia nivoaka tamin'ny asabotsy teo ny vokatra ofisialy avy amin'ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana momba ny fifidianana izay natao tamin'ny 3 desambra 2006. Toa izao ary izany vokatra ofisialy izany.

Toy izao avy ary ny vato azon’ny kandidà tsirairay:

Ravalomanana Marc________2.435.199 ( 54.79%)
Lahiniriko Jean _____________517.994 (11.65%)
Ratsirahonana ______________187.552 (4.22%)
Ratsiraka Iarovana Rolland ___405.717 (10.14%)
Razafimahaleo Herizo________401.473 (9.03%)
Rakotoniaina Pety____________74.566 (1.68%)
Randrianjohary Jules__________33.463 ( 0.75%)
Rajakoba Daniel______________28.363 (0.64%)
Andriamanjato Ny Hasina_____185.624 (4.18%)
Tsiranana Philippe_____________1.128
Razakarimanana Ferdinand_________41
Monja Roindefo__________________21
Manandafy Rakotonirina _______14.712 (0.33%)
Elia Ravelomanantsoa________113.897 (2.56%)

Ny dinika mivoaka sy ny fitantarana lavalava nataon'ny namana Jentilisa dia azo jerena amin'ny adiresy eto ambany 

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m458d47957a7ff 

Ho fankalazana ny Noely 2006 dia hisy ny antsam-panahy iarahan'ny Kristianina malagasy eto Rome ny Alahady 24 Desambra 2006 amin'ny 3 ora sy sasany.

 Ho fankalazana ny Noely dia hisy ny antsam-panahy ataon'ireo Malagasy eto Rome. Koa dia manasa ny rehetra tsy ankanavaka na katolika izany na protestanta, ny Alahady 24 Desambra 2006 amin'ny 3 ora sy sasany izay atao ao amin'ny fiangonana Valdese, Piazza Cavour, N° 32.

Atomboka amin'ny vavaka sy fizarana ny Tenin'Andriamanitra izany dia tohizana amin'ny hira sy dihy izay andraisan'ireo ankizy, sy tanora ary lehibe avy amin'ny fiangonana Protestanta sy Katolika eto Roma. Ao aorian'ny fotoana dia hisy ny fialana hetaheta.

Mirary soa ho antsika rehetra.,

Takelaka