You are here

Vaovao

Ho fankalazana ny Noely 2006 dia hisy ny antsam-panahy iarahan'ny Kristianina malagasy eto Rome ny Alahady 24 Desambra 2006 amin'ny 3 ora sy sasany.

 Ho fankalazana ny Noely dia hisy ny antsam-panahy ataon'ireo Malagasy eto Rome. Koa dia manasa ny rehetra tsy ankanavaka na katolika izany na protestanta, ny Alahady 24 Desambra 2006 amin'ny 3 ora sy sasany izay atao ao amin'ny fiangonana Valdese, Piazza Cavour, N° 32.

Atomboka amin'ny vavaka sy fizarana ny Tenin'Andriamanitra izany dia tohizana amin'ny hira sy dihy izay andraisan'ireo ankizy, sy tanora ary lehibe avy amin'ny fiangonana Protestanta sy Katolika eto Roma. Ao aorian'ny fotoana dia hisy ny fialana hetaheta.

Mirary soa ho antsika rehetra.,

Fanasana avy amin'ny Andriamatoa Ambasadaoro Auguste Paraina mivady.

Araky ny vaovao azo izany momba ny fihaonana tamin'ny alahady 26 Novembre 2006 dia ho hapetraka amin’ny fomba ofisaly amin'ny volana Janoary ireo mpikambana ao amin’ny biraon'ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo Rome.

Mahafaly koa anefa ny mampahafantatra antsika sahady ireo zavatra heno tao.
- Victoire Rasoamanarivo no iantsoana ny Aumônerie Katolika Malagasy eto Roma
- Père Paul Louis no voatendry avy any Madagasikara ary neken'ny CEI ho Aumônier
- Mme Josiane Paraina no lany ho filohan'ny komitim-piangonana
- Fr. Vincent no Filoha lefitra
- Mr Dama no mpitan-tsoratra voalohany
- Sr. Angéline no mpitam-bola
- Manampy ireo birao ireo i Mlle Françoise sy P. Jean-Claude Herménégilde

Tsikaritra avy hatrany fa mifandanja tsara ny birao
3 vehivavy 3 lehilahy
3 relijiozy 3 lahika

Dia mbola hisy moa izany ny fotoana hiarahantsika mifaly noho izany fahasoavana izany.

Mirary soa

Takelaka