You are here

Vaovao

FANASANA HO ANTSIKA MALAGASY SY NY NAMANA REHETRA.
Hiara mikorana sy milalao ny Alahady 5 Novambra 2006 manomboka amin’ny 10 ora atoandro mandram-pahariva ny andro ao amin’ny “BORGO DON BOSCO” Via Prenestina ,468. Tsy misy vidim-pidirana.

Ny Alahady 5 Novambra 2006 ho avy izao, ny fikambanan’ny “Zanak’i Gasikara”dia hanokana andro hiarahan’ny Malagasy rehetra tsy ankanavaka hikorana , hilalao, hiala voly (Journée recréative) izay manomboka amin’ny 10 ora atoandro mandram-pahariva ny andro ao amin’ny “BORGO DON BOSCO” Via Prenestina ,468 izay hiarahantsika amin’ny vadin’ny Ambassadeur Madame Josiane PARAINA. Koa dia manainga antsika rehetra ho tonga amin’izany. Hisy kilalao ho an’ny ankizy izay hokarakarainay ary koa fialamboly ho an’ny lehibe. Mba tsy hanahirana sy hanamaivana antsika dia hisy sakafo ho karakarainay izay hamidy amin’ny vidiny mirary amin’io fotoana io. Ny tanjona tianay hatao amin’izany moa dia mba hihaonantsika matetika ,hiarahana mifaly sy mikorana. Dia misaotra antsika mialoha ary manantena ny fahatongavantsika rehetra.

Fanazavana fanampiny:

HERVÉ : 0699706848 - 3492456568 - 335261086 - 3392610077 - 3387545832

email: ravelojh@yahoo.fr

 Torolalana

Da Circonvallazione Tiburtina 
10 Km 0H17 Uscire da Roma e prendere A24 [1.92km]
   
seguendo el cartello
Grande Raccordo Anulare
Autostrade

10 Km     Pittaluga
12 Km 0H18 Uscire e prendere Viale della Serenissima [670m]
     
seguendo el cartello
via F.Fiorentini
Via Tiburtina
via Prenestina

13 Km 0H19 Svoltare a sinistra Viale della Venezia Giulia [350m]
0H20 Svoltare a destra Via Collatina [310m]
    Entrare a Roma
    Svoltare a sinistra Via Prenestina (SP49a) [160m]
    Svoltare a destra Via dei Ciclamini [240m]
14 Km 0H21     Svoltare a sinistra Via Filippo Arena [91m]
    Svoltare a sinistra Via Giuseppe Lusina [180m]
0H22 Svoltare a destra Via Prenestina [21m]
14 Km 0H23 468 Via Prenestina Roma (Repubblica Italiana)

 Rehefa ho tonga dia izao ny lalana

Vaovao azo avy @ Edmée

Isaorantsika an'Andriamanitra fa mitombo hatrany ny "docteurs" ao amin'ny Fiangonana. Koa indro ary ny fisaorana antsika rehetra tsy ankanavaka avy amin'i R P. Hermann, tamin'ny fanohantsika azy am-bavaka sy ny fahatongavana maro naneho ny fiombonana.
Mametraka ny samy tsara indray. Sr. Brigith

Roma ny 23 oktobra 2006

Ho an’ny Malagasy rehetra,

Izaho Mompera Hermann RAMANANTOANINA sy ny ankohonampiainan-drelijiozy misy ahy eto Morena (Grottaferrata – Rome) dia faly sy tretrika tokoa tamin’izay vitanareo tamin’ny 16 oktobra lasa teo, fotoana izay nanehoako ny fikarohana ary koa namaranako ny fianarana izay nataoko teto Rome. Talanjona tokoa ireo namana hafa nahita ny firaisankinantsika mianakavy. Miala tsiny raha izao vao tonga ity fisaorana ity satria mba anisan’ireo nandray anjara tamin’ny fihaonambe tany Verona ihany koa ny havanareo nandritry iny herinandro lasa iny ka tsy afa-nanoatra.

Koa dia fisaorana feno fankasitrahana no atolotra antsika rehetra. Ireo tsy tonga nohon’ny antony samihafa moa dia tsy homen-tsiny fa dia isaorana tamin’ny fahatsiarovana sy ny fanohanana am-bavaka. Ireo maro tonga, solontenan’ny betsaka kosa dia hankasitrahana tokoa satria fankaherezana tsy misy toy izany ho ahy ny fijoroantsika mianakavy. Tsy hoavahina tahaky ny ketsa ny fisaorana nefa tsy mety ny tena raha tsy hanipika manokana ireto manaraka ireto.

Tolorana fisaorana feno ry zareo avy ao amin’ny Ambasady tarihin’i Monsieur l’Ambassadeur mivady, vovonana mampivondrona antsika aty lavitra aty.

Toraka izany koa ireo mpiara-mivavaka katolika eto Rome tarihin’i Rev. Père Paul Louis.

Ianareo rahalahy sy anabavy, Pretra sy Relijiozy, mpiara-dia akaiky ao amin’i Kristy.

Ary ianareo namako rehetra izay tsy nahalala sasatra tamin’iny tolakandro iny fa nijoro namporisika ary nandray anjara mavitrika.

Samy mahalala ny vokatra azo isika ka hiaraka hiredona ny hoe:

“Ho voninahitr’Andriamanitra anie ny asantsika rehetra. Aleloia!”

Tsotra loatra ny teny hoe “misaotra” fa Andriamanitra Mahefa sy Mahalala ny zavatra rehetra anie hitsodrano ary koa hamaly soa anareo tsirairay avy. Mankasitraka e!

P. Hermann sy ireo Mompera Karma eto Morena (Rome).

N.B.: Izay mba naka sary tamin’iny fotoana manan-danja loatra iny dia mba hiangaviana raha toa ka tsy hanahirana be loatra mba handefa azy amin’ny mailaka amin’ity adiresy manaraka ity: rahery@yahoo.com (na koa rahermann22@yahoo.fr). Dia mametraka ny fisaorana mialoha ny havanareo e!

Ny Comunità interprovinciale di Morena dia faly manasa antsika rehetra hanatrika ny fanohanan’i Père Hermann RAMANANTOANINA ny fikarohana izay nataony

La Comunità interprovinciale di Morena vi annuncia con gioia che

Padre Hermann RAMANANTOANINA
difenderà la sua tesi di dottorato su
L’Église qui demande pardon.
Sa nature et sa mission au regard de la purification de la mémoire
lunedì 16 ottobre 2006 alle ore 16,
(Piazza San Giovanni in Laterano, 4).n
Subito dopo, vi invitiamo ad un momento di condivisione presso
la nostra Libreria degli Scalzi (Piazza San Giovanni in n Laterano).
-------------------------------------------------
",1] ); //-->

dell’Auditorium dell’Istituto Giovanni Paolo II.

(Piazza San Giovanni in Laterano, 4).

la nostra Libreria degli Scalzi (Piazza San Giovanni in Laterano).

Ny Comunità interprovinciale di Morena dia faly manasa antsika rehetra hanatrika ny fanohanan’i Père Hermann RAMANANTOANINA ny fikarohana izay nataony momban’ny

Ny Alatsinainy 16 oktobra 2006 amin’ny 4 ora tolakandro ao amin’ny n
Auditorium dell’Istituto Giovanni Paolo II
(Piazza San Giovanni in Laterano, 4). ",1] ); //-->

Ny Alatsinainy 16 oktobra 2006 amin’ny 4 ora tolakandro ao amin’ny

Aorian’izay dia hisy ny fiarahantsika miala hetaheta ao amin’ny Libreria degli Scalzi (Piazza San Giovanni in Laterano).
",1] ); D(["mb","

ntt

nDécouvrez un nouveau moyen de poser toutes vos questions quel que soit le sujet ! nYahoo! Questions/Réponses pour partager vos connaissances, vos opinions et vos expériences. Cliquez ici. nn
",0] ); D(["ce"]); //-->

Ny sary dia azo jerena eto  

Takelaka