You are here

Vaovao

Fandraisan'i Papa Benoit XVI ofisialy ny Archevèque d'Antananarivo Odon Razanakolona

Manasa antsika rehetra ny Alahady 29 Juin amin'ny 8 ora maraina hanotrona ny fandraisan'i Papa Benoit XVI ofisialy ny Archevèque d'Antananarivo Odon Razanakolona ao amin'ny Place St Pierre. Hasaina daholo isika rehetra ary ny fotoanantsika malagasy dia eo @ Via della riconciliazione devant Librérie ANCORA mba hahafahana mizara ny billet fahazoan-dalana miditra ao Vatican.

Raha mila fanazavana fanampiny dia miantsoa ny
tel 06/36307797 - 06/36300183 Ambassade de Madagascar à Rome

Faly miarahaba antsika mianakavy.

Hamafisinay etoana àry ny fanentanana antsika Malagasy rehetra tsy ankanavaka, na iza izy, na aiza ipetrahany, na inona antokom-pinoany, hanao rodobe eny amin'ny Collegio San Paolo ny
Alahady 25 Jiona ho avy izao, amin'ny 10 ora sy 15 mn; fotoana hanambaràna amin'ny fomba ofisialy ny fisian'ny Aomoneria Malagasy eto Italia, sy hanatontosantsika ny fiaraha-mivavaka ho an'ny Tanindrazana (manamarika ny 26 Jiona).

Aza hadino ary ny mitondra sakafo araka ny efa fanaontsika iny, ka
tsy ho hanim-pitoloha koa fa dia ho hanim-pitopolofitoloha no hiarahantsika mihinana.

Omano koa ny fandraisana anjara amin'ny sahoby hanohizantsika ny fotoana, izay hifarana amin'ny 5 ora tolakandro.

Mirary soa,

hoy ny Birao.

Hafatra nalaina avy tao amin'ny
http://fr.groups.yahoo.com/group/seraseraIT/message/47

Ny Ambassade de Madagascar eto Roma dia mampandre ny mpiray tanindrazana rehetra eto Italia fa ny fankalazana ny Fetim-pirenena Malagasy 26 Jona dia hatao ny Sabosty 24 Jona 2006 amin'ny 7 ora hariva eto Roma.

Andriamatoa PARAINA Auguste Richard, Ambasadaoron'ny Repoblikan'i Madagasikara eto Roma(Italia) sy Ramatoa Vadiny ary ny mpiara-miasa aminy, dia faly manasa ny mpiray tanindrazana Malagasy eto Italia, mba ho tonga hankalaza ny FETIM-PIRENENA 26 JONA 2006, izay hatao eto amin'ny AMBASADY MALAGASY eto Roma ny ASABOTSY 24 JONA 2006 amin'ny 7 ORA HARIVA

Dia hiangaviana isika mba hifampilaza.

Misaotra tompoko.

Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny Ambassade
Tel 06/36307797 - 06/36300183

Ho anareo tapaka sy namana rehetra,

Mankasitraka sy mankatelina anareo rehetra aho tamin’ny fiombonana, fanohanana, fanotronana, fikarakarana amro. Mangataka hatrany ny fitrotroana amim-bavaka mba ho mendrika izao raharaha masina amin’ny fanompoana an’Andriamanitra sy ny Fiangonana izao.
Diakra Jean Marie

Carissimi fratelli e carissime sorelle,
Dal profondo del mio cuore, vi ringrazio per la vostra vicinanza e per la vostra comunione con me. Ci ricordiamo sempre di pregare vicendevolmente, soprattutto per me, perché io sia degno di questo Ministero di servizio a Dio ed a tutti i fratelli nella chiesa nell’Ordine del diaconato.
Diacono Jean Marie

Takelaka