You are here

Vaovao

E' di nuovo aperto il MILLENIUM MADAGASCAR (Sala di divertimento) che si trova a Cesano Via prato Corazza, 60.
Ci ritroveremo numerosi il giorno 27 Maggio 2006 a partire dalle 20...

carissimi,

E' di nuovo aperto il [b]MILLENIUM MADAGASCAR[/b] (Sala di divertimento) che si trova a Cesano Via prato Corazza, 60.

Ci ritroveremo numerosi il giorno 27 Maggio 2006 a partire dalle 20.

Ingresso gratuito con bevande e cibi a pagamento

Per ulteriore informazione chiamare:
Jules : 3392211142

Fanasana ho an'ny Malagasy noho ny fanosorana ho diakra an'i Fr. Jean-Marie amin'ny 27 Mey 2006.

FANASANA

FANAMASINANA HO DIAKRA

“...Ianareo samy ianareo koa dia tsy maintsy

hifanasa tongotra”

“Jo 13,14b)

Ho an’ny tapaka sy namana rehetra

Miombona amin’ny Fikambanana “Misionera Montfortana” maneran-tany

tarihin’i Mompera Jeneraly, Santino BREMBILLA,

ny lehiben’ny Délégation Générale any Madagasikara,

Mompera Orazio ROSSI,

ny fianakavian’ny hohamasinina,

Izahay ato amin’ny Communauté “Studentato monfortano” Via Prenestina -Roma,

dia faly manasa anareo hiombom-bavaka aminay

amin’ny fametrahan-tànan’i S.E. Mgr. Rino FISICHELLA

Ho fanamasinana ho diakra an’ny rahalahinay:

RAKOTONDRAVAO Jean Marie Helpa smm

Izay hatao ny Sabotsy 27 Mey 2006 amin’ny 4 ora sy 30mn tolakandro

Ao amin’ny Fiangonana Md Louis Marie Grignion de Montfort.

Mankasitraka amin’ny fanotronanareo sy ny fiombonanareo vavaka aminay.

FANAMARIHANA :

* Mangataka ry zareo ny handraisantsika Malagasy an-tànana ny hira fanolorana toy ny tamin’ny Voady farany, satria tena ankafizin-dry zareo be hono ilay izy Koa ny hira ataontsika izany dia : voninahitra, fiadanana (araka ny efa nambara teo aloha) fa tian-dry zareo raha ataontsika ny hira fitondrana fanatitra fa ry zareo no manao ny aleloia. Ny vakiteny dia ny vakiteny voalohany.

*Aorian’ny fankalazana dia hisy ny fiaraha-mifaly amin’ny fifampizarana toy ny mahazatra.

Mankasitraka, mankatelina anareo rehetra mikarakara fatratra, ela velona ao amin’i Kristy Tompontsika.

Ny rahalahy Jean Marie Helpa RAKOTONDRAVAO smm

Nofaritan'i Papa Benoà 16 ho diosezy i Moramanga. Moramanga moa dia tao anatin'ny Diosezin'Ambatondrazaka teo aloha. Mgr. Gaetano Di Pierro no eveka voatendry hitantana izany diosezy vaovao izany.

Nalaina tao amin'ny zenit.org

Benoît XVI a érigé un nouveau diocèse à Madagascar, le 13 mai : le diocèse de Moramanga, à partir du territoire du diocèse d'Ambatondrazaka, et il est devenu suffragant de l'Eglise métropolitaine de Tananarive.

Le diocèse de Moramanga représente une population de quelque 350 000 personnes, dont quelque 110 000 catholiques, 17 prêtres et 72 religieux.

Comme premier évêque de ce nouveau diocèse, le pape a nommé Mgr Gaetano Di Pierro, SCI, qui était jusqu'ici évêque auxiliaire dans le diocèse d'Ambatondrazaka.

Ny Maseran'ny Fo Masin'i Jesoa tao Raguse dia manasa ny Malagasy rehetra amin'ny fanoloran-tena mandrakizay ataon'ireo masera ao aminy. Misy masera Malagasy 4 ao anatin'ireo hanao voady farany.

[img]http://malagasy.it/media/raguse.jpg[/img]

Takelaka