You are here

Vaovao

Nampitain'i Carole.

Faly manasa antsika rehetra amin'ny Soirée Malagasy izay atao ao Momeliano n. 3 Gazzola PIACENZA ny 29 aprily 2006 amin'ny 9ora alina - 4ora maraina.

Vidim-pidirana 15 Euros
Tsaky sy Mozika Gasy
Vary amin'anana amin'ny 3 ora maraina.

Fanazavana fanampiny. Jocelyn 334 3599 855

Tongava maro
Misaotra

Ry mpianakavy ao amin’ny Fiangonana katolika,

Faly manolotra ny fiarahabana ho antsika rehetra amin’izao herin’andro masina izao.

Faly manolotra ny fiarahabana ho antsika rehetra amin’izao herin’andro masina izao. Iaraha-mahalala fa noho ny adidy aman’andraikitra sahanin’ny tsirairay dia misy ny mandeha manatontosa izany ivelan’i Roma, misy kosa ny mankalaza izany fotoan-dehibe izany eto Roma ihany ; izay anton’ny ifandraisan-tsika amin’ny fampitam-baovao toy izao mba ho firaha-miombona sy ho fiaraha-mientana.

Tamin’ny alahady 9 avril lasa teo dia nisy ny fankalazana ny sampakazo niarahan’ny Malagasy izay afaka teto Roma, tao amin’ny toerana mahazatra : “Chapelle” - ndry Mompera Zezoita ihany, ka araka ny vaovao nampitaina tao dia miara-paly isika fa nahazo ny taratasy avy amin’ny fivondronam-ben’ny Evekan’i Madagasikara, manendry an’i Mompera Paul Louis RAFANOMEZANTSOA (Fikambanan’i Jesoa) ho “ Aumônier”-ny Malagasy katolika eto Italie.
Araka ny voalaza dia telo taona no faharetany eo, ary azo havaozina rahefa tapitra ny telo taona. Vaovao mahafaly ho antsika izany satria manambara fa misy tompon’andraikitra mivantana ny fiombonam-ben’ny Malagasy eto Italie. Midika koa izany fa toy ny Paroasy rehetra misy eto Roma ny Fiangonantsika. Ankehitriny manana “Aumônier” isika hatao “point de référence”: hifampizarana vaovao, angatahana torohevitra sns...Miara-misaotra an’i Mompera Paul Louis isika amin’ny fanaovany “ENY” hanompo ny Fiangonan’ny Malagasy eto Italie.

Tsara ho marihina ary fa misy ireo fepetra takina amin’ny maha Paroasy ny Paroasy ; maro araka izany ny zavatra mbola tokony ho jerena mba hahafeno ny fepetra, toy ny fampitomboana ny fotoana iarahantsika mivavaka. Hampandrenesina antsika ombieny ombieny ny programa manaraka.

Manolotra ny fankasitrahana sahady amin’ny fahavononan’ny tsirairay hirotsaka antsehatra amin’ny adidy aman’andraikitra manandrify azy avy. “Ny adidy hono tsy an’olon-dratsy.”, hoy tokoa ny fitenin-dRazantsika. Ny batemy nananganana antsika ho zanak’Andriamnanitra no manentana antsika hanatontosa izany ao amin’ny Fiangonana sy ny manodidina.

Ilazana koa isika fa amin’ny alahadin’ny Paka dia hitombo isa ny zanak’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana katolika, satria hisy zaza hatao batemy mandritta ny fankalazana ny Paka atoandro iarahan’ny malagasy izay afaka ao amin’i Collegio Bellarmino, Via del Seminario ,120

Eto am-pamaranana dia manatitra amintsika sahady ny fiarahabana TRATRY NY PAKA 2006: “Velona marina i Jesoa Tompo , resy ny herin’ny fahafatesana koa mifalia e, aleloia.”
Paka feno hafaliana sy fahasoavana izany no irina hiainan’ny tsirairay.
Veloma finaritra indray, miombom-po, miombom-bavaka hatrany isika.

Ny Birao

Ry anadahy, rahavavy ao amin'ny Tompo.

Faly manolotra ny fiarahabana amintsika mianakavy indray rahefa avy niara-nifaly tamin'izay hetsika maromaro niombonana izay. Eny, tena sitrak'i Jesoa ny fiahamientan'ny mpino
rehetra, sitrany koa ny hiombonantsika fo sy feo amin'ny fisaorana an'Andriamnitra. Ka nifanojo amin'ny andron'ny Sampakazo ny alahady faharoa izay iarahantsika malagasy katolika mankalaza ny Eokaristia ifandraisana aina amin'Andriamanitra.
Mety mipetraka ny fanontaniana hoe : misy ny fankalazana ny Eokaristia miaraka sa tsia? "ENY" no valiny.
Tsy hadinontsika koa anefa fa amin'io Sampakazo io no andraisan'ny tanora rehetra ny hafatry ny Papa Ray Masina Benoit XVI izay ankalazaina amin'ny fomba manetriketrika ao amin'ny toerana malalaka mitondra ny anaran'i Md Piera ao Vatikana. Miombona amin'ny tanora eran'izao tontolo izao isika ary mitondra azy ireo am-bavaka mba hahita ny làlana nosoritan'Andriamanitra hizorany avy ny tsirairay.

Hamafisana ary fa misy ny lamesa [b]fankalazana ny Sampankazo amin'ny alahady 9 avril ho avy izao amin’ny 10 ora[/b]. Tsy miova ny toerana fa ao ami’ny [b]"Chapelle" ndry Mompera Zezoita ihany (Collegio Bellarmino Via del Seminario, 120)[/b], tsy lavitry ny Panthéon no misy azy io. Manantena antsika mianakavy ary ho tonga maro hihoby an'i Kristy miditra ao Jerosalema.

Ny alahady manaraka moa, mazava ho azy fa fankalazana manetriketrika ny nitsanganan'i Tompo ho velona : [b]"PAKAN'I KRISTY"[/b], paka ho an'ny tsirairay, ka dieny izao dia mampandre ary manentana antsika fa [b]ny lamesa dia amin'ny 10 ora[/b] araka ny mahazatra ; ny toerana efa voalaza eo ambony. Saingy miangavy antsika mba tsy dia hanao fotoan-gasy be loatra e.

Hiditra tanteraka amin'ny fankalazana ny herin'andro Masina isika, maro ny adidy iantsorohan'ireo Pretra sy Diakra mandritra izany fotoana izany : tohanantsika am-bavaka izy ireo. Angatahantsika izy Tompo mba hanome ny fahasoavana rehetra ilain'ny isambatan'olona ho fiomanana amin'izany.
"Mahatoky tokoa izao teny izao : Raha miara-maty amin'i Kristy isika, dia hiara-belona Aminy koa. Raha miaritra fijaliana miaraka Aminy isika, dia hiara-manjaka Aminy koa." 2Tim 2, 11-12a. Dia io tenin'i Masindahy Paoly io no irariana fotoam-pahasoavana hiarahan-dalana amin'i Kristy, na amin'ny mora na amin'ny sarotra.
Araka ny fanamarihana moa dia misy ireo tsy mahazo filazana indraindray ka mandram-panavao ny adiresy dia iangaviana isika mba hifampilaza. Misaotra indrindra amin'ny firaha-miasa.

Samia ary ho tahin'Andrimanitra ka hifankahita soa aman-tsara indray.

Le groupe « Fraternité Malgache» a l'honneur de vous inviter à une grande fête de Lundi de Pâques, 17 Avril prochain, à partir de 10h jusqu'à 24h

Le groupe [b]« Fraternité Malgache»[/b] a l'honneur de vous inviter à une grande fête de Lundi de Pâques, 17 Avril prochain, à partir de 10h jusqu'à 24h,
Via Carunchio (Sede Scout), (Zona SetteVille o Case Rosse), sulla Via Tiburtina.
[b]Les programmes de la fête:[/b]

1. A 13h 30: Repas gratuit pour tous, plus une petite boisson.
2. Après, suivi par le BAL typique malgache.
La partecipation: 10€

[b]Per arrivare[/b]
-In macchina: si prende Via Tiburtina in direzione a Tivoli fino a SetteVille. Arrivando a SetteVille non girare alla prima indicazione dell'uscita, ma si va diritto (Via Tiburtina), prosegue fino al Semaforo. Al Semaforo si gira a destra, Via Colledimacine, subito dopo (100m), c'è una stradina a sinistra, Via Carunchio (Sede Scout), fino al Parcheggio.

-Con i mezzi: Con Metro B, si scende a Ponte Mammolo. Poi si prende il Pulman che si va verso SetteVille. Si scende a SetteVille, e prosegue a piedi circa 100m.
Per informazione:

-Mr KADA ERNEST 3393321906
-DON CHRISTOPHE 3487446824

Takelaka