You are here

Vaovao

Ry mpiray tanindrazana,

Fiadanana sy hafaliana no entina miarahaba antsika mianakavy amin’ny alalan’ny fifampizarana vaovao izay mampiombona antsika. Ho fanamafisana ny vaovao nampitaina tamin’ny farany dia ho avy hamangy antsika eto Italie ny Ray aman-dReny Son Eminence le Cardinal Armand Gaètan RAZAFINDRATANDRA ny 26 febroary ho avy izao. Ho tonga miaraka aminy ihany koa ny Achevêque vaovao Odon Marie Arsène RAZANAKOLONA.

Araka ny efa nampandrenesina antsika dia ao amin’i Basilique Saint Silvestre no ihaonana ka amin’ny 2 ora sy sasany ny fotoana. Hanomboka amin’ny 3 ora ny lamesa mba hahafahan’ireo mody lavitra miombona amintsika amin’ny programma manaraka, noho izany dia dia manasa antsika rehetra mba ho tonga aram-potoana.
Io andro io no hatokantsika mianakavy hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra noho ny soa miavosa nomeny ny Fiangonana tamin’ny alalan’i Son Eminence le Cardinal. Ary hitondrantsika am-bavaka ny Archevêque vaovao, hangatahantsika amin’Izy Tompo ny fahasovana rehetra ilain’izy ireo hahaleo hahalasana amin’ny andraikitra sahaniny ao amin’ny Fiangonana sy eo anivon’ny Firenena.

Andro iray toa zato ho antsika mianakavy monina eto Italia io fotoana io ; ka aorian’ny lamesa dia hisy fialana hetaheta ho fanohizana ny fiaraha-mifaly. Entanina ary isika hitondra izay voatsirambin’ny tanana ho enti-manafana ny fety, toy ny fanaontsika hatramin’izay ary ho tohizana araka izay azo atao.
Izay manolotra an-kafaliana hono no sitrak’Andriamanitra ka mamporisika antsika rehetra amin’ny fandraisana anjara mavitrika hanehoana fankasitrahana sy ho fiarahabana ny Ray aman-dReny izay mamangy antsika ampitiavana.

Zava-dehibe ny fahatongavan’ny tsirairay sy ny fihaonantsika amin-kafaliana ka ampitapitao araka izay maha mety azy. Mangetaheta hatrany hahalala ny zava-misy eo anivon’ny Fiangonana sy ny Firenena isika ka manantena fa manana vaovao mahaliana hampitaina ireo Ray aman-Dreny ireo.

Ny rehetra tsy an-kanavaka no tolorana fisaorana eran’ny fo sy ny fankasitrahana eran’ny saina amin’ny fiombonana sy fiaraha-miantana hatramin’izay ka hatramin’izao ary ny maha tsy misara-mianakavy.
Hanamora ny fahatongavan’ireo izay mbola tsy mahita ny toerana dia indro misy fanazavana tsotsotra :
Basilica Saint Silvestre : “ akaikin’i Sainte Marie Majeure”. Ka ny tsotra indrindra dia mandray ny Bus n° 714 ao amin’i Termini dia midina eo amin’i Fermatta Merulana (Brancaccio), fermatta voalohany avy eo amin’i Sainte Marie Majeure. Avy eo manaraka ny rindrin’i “Museo Nazionale d’Arte Orientale”, dia mandray ny Viale del Monte Oppio. Mandeha tokony ho 50 m dia tonga. Eo ankavanan-dalana no misy ny “BASILICA SS SILVESTRO E MARTINO AI MONTI”.
Eto ampiandrasana io fotoana io dia manao veloma finaritra anareo rehetra. Samia ho tahin’Andriamanitra ka hihaona an-kafaliana sy amim-pahasalamana.

Manana tetikasa ny hampiditra ny Baiboly Katolika Malagasy ho ao amin'ny baiboly.org izahay koa manao antso avo ho an'ireo namana manana Baiboly Katolika mba hifanampy sy handray anjara.
Tsotra ny zavatra atao. Mampiditra andininy araka izay tratra (na iray isan'andro aza) ao amin'ny takelaka [url=http://ws.loharano.org]ws.loharano.org[/url] (ws = WebServices)
Misaotra antsika rehetra
Tadidio ws.loharano.org

1 – Faly miarahaba antsika tsirairay avy, amin’ny alalan’izao fampitana vaovao izao. Noho ny fiaraha-miasa aminay mpikambana teo amin’ny birao teo aloha sy ireo namana mpitantana vaovao dia niangaviana aho mba hampita an’izao hafatra izao ho antsika rehetra. Dia mba iangaviana torak’izany ihany koa izay rehetra mandre na mahazo an’izao vaovao-mail izao mba hampitapita ny tsara ho fantatra amin’ireo tapaka sy namantsika rehetra.
2 – Mbola mitohy hatrany ny lamesa izay fanao isaky ny alahady faharoan’ny volana; ka ny amin’ity volana ity dia hotantarehina ny alahady faha 12 febroary ho avy izao, ao amin’ny Chapelle C. Bellarmino eny amin’ny S. Zezoita, Via del Seminario 120, (akaiky ny Panthéon). Dia manantena ny handraisantsika anjara mavitrika amin’io satria fotoana tsara mba handrenesantsika ny toromarika momba ny fihaonana amin’ny manaraka, sady mba efa maromaro koa angamba amin’io fotoana io no efa mahavita ny examens sns !
3 – Ho tonga eto Roma ny Ray aman-dreny Kardinal Armand Gaetan Razafindratandra. Efa fantantsika rehetra fa tonga amin’ny fotoana hakany sasatra koa izy izao, ka tsy mandino antsika amin’izao fandalovany izao; ary maro amintsika koa ny mba te hitafa aminy... Koa ho araraontintsika àry ny fotoana fa amin’ny 26 febroary ho avy izao. Noho izany dia miantso antsika Malagasy rehetra mba hiara-mivavaka sy hiara-kisaotra an’Andriamanitra amin’ny alalan’ny Sorona Masina izay hotarihiny amin’io alahady faha 26 febroary 2006 ho avy io, amin’ny 2 ora sy 30mn tolakandro (amin’ny roa ora sy sasany). Ny toerana dia ao amin’ny Bazilika S. Sylvestre, akaikin’ny Santa Maria Maggiore.
4 – Mino sy manantena aho fa tsy maintsy mbola hisy fanampim-panazavàna ho tonga sy omena antsika satria ny adresin’ilay Bas. S. Sylvestre (Via, etc..) mbola tsy ananako fa mampita ny hafatra ihany aloha izao no atao satria ny fotoana mandeha dia mandeha ka raha maheno aloloha isika dia afaka miomana bebe kokoa. Sa ahoana hozy ianao ?
Dia mirary soa sy fahasalamana ho antsika rehetra e Amin’ny anaran’i Président Ramarosandratana Thomas J. sy ny mpiara-miasa rehetra.

Il giorno 18 febbraio 2006 alle ore 21 apertura ufficiale di una sala di divertimento malgascio a Cesano Via Prato Corazza 60

Il giorno 18 febbraio 2006 alle ore 21
Siamo lieti di invitarvi all'apertura ufficiale di una sala di divertimento malgascio a Cesano in Via Prato Corazza 60

Ingresso + una bevanda: 6 euro.

Vi aspettiamo numerosi per incoraggiare questa iniziativa.

Per più informazione chiamare Jules: 3392211142

Takelaka