You are here

Tetikasa Baiboly Katolika

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 06/02/2006 - 09:50

Manana tetikasa ny hampiditra ny Baiboly Katolika Malagasy ho ao amin'ny baiboly.org izahay koa manao antso avo ho an'ireo namana manana Baiboly Katolika mba hifanampy sy handray anjara.
Tsotra ny zavatra atao. Mampiditra andininy araka izay tratra (na iray isan'andro aza) ao amin'ny takelaka [url=http://ws.loharano.org]ws.loharano.org[/url] (ws = WebServices)
Misaotra antsika rehetra
Tadidio ws.loharano.org