You are here

Vaovao

Invito da parte di Hervé per la prensentazione della sua tesi di licenza, il
27 Gennaio 2006 alle ore 17:30 presso l'Università Pontificia Salesiana

Carissimi, è una gioia invitarvi per la discussione della mia tesi di licenza in comunicazione

Data 27 Gennaio 2006
Ore 17:30

Preso l'Università Pontificia Salesiana
Piazza Ateneo Salesiano 1
00139 ROMA

Titolo: [b]Radiodramma : Tradizione popolare e ascolto creativo[/b]

Clicca sulle immagine

Mappe

Misy hevitra iray tonga taty aminay. Hampitampitaina ho antsika eto Italia. Mikasika ny fikasana hihaona amin'ny Paska izy ity koa dia samia mieritreritra sy manome soso-kevitra e. Hiaraka foana....

Raha hamaly ity hevitra ity ianao dia tsindrio ny rohy eto ambany
[url]http://malagasy.it/?rub=forum/message&msgid=m43cf4cb310bcf[/url]
Tompoko,

Misy hevitra ny ahy, raha mba azonareo ampitampitaina amin’ny namako any.

Afaka telo volana eo ho eo dia ho avy ny Paka.

Hoy i mompera Jean-Louis teny amin’ny Bellarmino tamin’ny Noely hoe fitenin-drizareo tompon-tany eto ny hoe “Natale coi tuoi e Pasqua con chi voi”. Efa samy tany amin’ny fianakaviana avy isika tamin’ny Noely, maninona re amin’ny Paka raha mba asiana fiarahantsika rehetra indray ? Tsy mba misy “salle d’oeuvre”-ndr’i mompera mba azo hiarahana indray ve amin’izay ?

Izao manko , misy namana izay nanamarika fa matin’ny hanoanana hono isika Malagasy rehefa misy fihaonana toa ireny fa TOA mifandrombaka sakafo. Mino aho fa ny Malagasy matin’ny hanoanana eto Italia mbola tsy nisy, ny sahirankirana tsy lavina. Fa ireny fihetsitsika ireny dia tsy hafatesan-kanoanana akory fa hafaliana tafaray hizara ny manta sy ny masaka, faly mifankahita.

Rehefa novakivakiana ny resaka valin-kevitra ato amin’ity toerana ara-teknolojika ity dia misy maromaro ihany. Misy koa ny fihetsika hita ombieny ombieny rehefa tafahaona isika. Maninona moa raha mba ampitainareo tompon’andraikitra an’ity toerana ity any amin’ireo sokajin-tsika tsirairay avy izay efa mba zatra mikarakara ity hevitra hita ity ? :

Eto anivontsika dia :

* misy ny tompon’andraikitra miahy antsika ao amin’ny masoivohom-pirenentsika dia misy antsika vahoaka iadidian’izy ireo ;
* misy ny katolika dia misy ny protestanta dia misy koa aza tompon’andraikitra “azy mirahavavy katostanta”,
* misy ny relijiozy dia misy ny laika ;
* misy ny Zanak’i Gasikara dia misy ny Fraternità Malgascia ;
* misy ny eto Roma dia misy ny any ivelany ;
* misy ny tia mandihy lantsin-tanana dia misy ny te-handihy tsapika ;
* misy ny mampiakatra vilany ambony latabatra rehefa fety dia misy ny mahatsiaro ho afa-baraka fa eto Italie ihany no misy izany ;
* misy ny te-hanao fety tsy andoavam-bola dia misy ny mba mikarataka manao fety hahazoam-bola ;
* misy ny tia mandihy dia misy ny faly manao mpijery fotsiny ;
* misy ny matahotra tsy ho voky rehefa hamonjy fety “samy mitondra izay zakany” ka mihinana any an-trano aloha vao tonga dia misy miezaka mizaka ny iray maharitrafo ;
* sy ny sisa tsy ho voatanisa avy.

Fa ny mampitovy antsika rehetra dia hoe MALAGASY daholo isika.

Ka asa re raha mba mety ilay hevitra hoe hiaraka amin’ny Paka, satria rehefa nozohina dia faly ny hiaraka ihany isika rehefa vizana amin’ny hazakazaka amin’ny fiainana mandritra ny taona. Dia samy hiezaka fotsiny hanao izay vitany tsy an-teritery sy hanaja ny tsy tian’ny hafa. Dia mino aho fa ho Paka fihavanana ny ho Pakantsika Malagasy eto Italie amin’izay.

Dia amin’izay i “Tsidika” mba curieux be hijery ny boum-mboalavontsika italiana fa ry Tsidika angamba tsy mba ilay génération nanao boum-mboalavo tany Dago toa ny fanaonay teny amin’ny sefreran’Andohalo na teny Ambohijatovo avaratra fahizany miaraka amin’ny rythme-n’ny Disco dia ny “participation : amuse-gueule + boisson”, fa manja anga izany ry Tsidika e !” Aty fotsiny efa akoho saosy sy ravintoto sy ny nem no role…

Sa ahoana ry Akama ? Mba ampitampitao e !

Ilay Tous-Azimuts.

Dia nifamory indray ny Malagasy teto Roma sy ny manodidina ny alahady 15 janoary 2006 hanao ny fifampirariantsoa mahazatra isaky ny voalohan'ny taona toa izao. Teny amin'ny Mompera Montfortains teny Via Prenestina no nanaovana izany. Nahafinaritra ny fandraisana na dia lavitra sy sarotra hita ihany aza ny toerana. Nahazo toerana lehibe nanaovana ny fotoam-pivavahana sy nisakafoanana ary nanaovana ny lanonana rehetra taorian'ny sakafo ny Malagasy.
Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana nangataham-pitahiana sy fiadanana ho an'ny taombaovao no nanombohana ny fotoana. Taorian'izany dia niroso tamin'ny famindram-pahefana teo amin'ireo birao isan-tsokajiny. P. Thomas otronin'ireo birao vaovao indray izany no mitarika ny fivondronan'ny pretra sy relijiozy ary ny lahika voatokana amin'ity taona ity. Mme Vololona, Mme Fihamby ary M. Benja kosa no avy ao amin'ny protestanta.
Nony vita izany dia natolotra ny fiarahabana ny Raiamandreny solontenam-pirenena eto Roma dia M. l'ambassadeur Paraina Auguste mivady sy ny mpiara-miasa aminy.
Naroso sy natambatra avy eo ny sakafo izay voatsirambin'ny tanana. Sakafo malagasy.
Hitantsika ao amin'ny tahirintsary etsy ankavia ny tohin'ny korana nandritra ny tolakandro. Dihy nifampizarana hafaliana sy fifankatiavana. Dia isaorana avokoa ireo rehetra nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka iny fihaonana iny.
Dia miandry ny fotoana manaraka indray isika rehetra izany.
Ary dia mbola mamerina ny firariantsoa ho an'ny rehetra tsy ankanavaka amin'izao taona vaovao izao.

Jereo eto ambany ny tahiritnsary.

[url]http://malagasy.it/?rub=pages/page&page_id=p43cacd31bcb9c[/url]

Hoantsika tapaka sy namana, rahalahy sy anabavy eto Roma.
Voalohan-teny dia miarahaba antsika rehetra nahavita soa ny Noely sy nahatratra izao taona vaovao 2006 izao. Hararaotina eto ny fiarahabana an'ireo izay tsy tratra antso noho ny fahafenoam-potoana be loatra. Nefa na dia izany aza dia "tsy hadino" akory ny voly vary na "be aza ny raharaha"; noho izany indrindra ary:
1 - ho fisaorana an'Andriamanitra loharano ipoiran'ny Soa rehetra.
2 - ho fanehoantsika ny hafaliana miaraka, hifampizarana ny manta sy ny masaka, hanehoana ny maha-iray vatsy iray aina ary iray "RA" mampiombona,
....Dia:
Hisy ny fihaonam-bentsika rehetra miaraka any amin'ny tranon-dry zareo Monfortain amin'ny alahady faha-15 Janoary 2006.
Koa inona no mety hatao amin'izany?
1 - Ndeha isika hidera an'Andriamanitra miaraka amin'ny alalan'ny vavaka iraisam-pinoana,sy
2 - Hitondra izay voatsirambin'ny tanana ka hatao sakafo hifampizarana (samy mitondra izay zaka)toy ny fanao isantaona.
Mba ho tomombana izany rehetra izany dia ity ny toromarika:
1 - Somary lavitra ihany ny toerana ka samia miezaka hiala aloha arak'izay azo atao. Ny fahatongavana dia atao amin'ny 9 ora sy sasany (fotoana gasy!!!) mba hahafahana mandamindamina izay tokony hatao rehetra amin'io fotoana io.
2 - Toy izao ny hahatongavana any araky ny torolalan'ny tompon-trano:
Atao eo amin'ny Termini ny départ, satria ny rehetra samy mahalala ny fomba hahatongavana eny :

1- Rehefa tonga eo amin'I Termini mandray Metro Ligne B, direction Rebbibia; miala Ponte Mammolo (station alohan'ny farany). Rehefa tonga eo dia mandray bus (ATAC) aty ambany (midina ny tohatra mandeha amin'ny station zany); Bus iray ihany no azo raisina ao dia ny 508, na koa ny Cotral aty ambony, laharana faha 11 ahitana ny indication hoe Via Prenestina, indraindray mety koa ny laharana faha 3. Mila jerena tsara fotsiny ny "via" lalovany raha mandray an'ireto Cotral ireto: tsy mampaninona na mandeha Tivoli na San Vittorino fa ny làlana lalovany no serena. Raha mandalo Via Prenestina dia mety aby na Via Prenestina Nuova na vecchia,ok?

[(Fintiniko kely: Dalla stazione Termini: Metro Linea B fino a ponte Mammolo; dove si prende il bus Cotral per Via Predestina (n° 11 a volte 3 va bene, non sempre) oppure il bus ATAC n°508]

2- Na avy any amin'ny Termini: mandray Tram n° 14, na 5 ary miala Largo Preneste. Eo indray mandray bus 501.

(fintiniko kely: Dalla stazione Termini a Largo Preneste; Tram 14, 5; da Largo Preneste: bus 501)

MANAKORY NO HAHAFANTARANA FA TOKONY HIALA AMIN'NY BUS?

Na inona na inona bus raisina, tsy tokony hiomankomana hiala raha tsy efa mandika ny Grande raccordo (Zany hoe manapaka ny grande raccordo. (Ho an'i Cotral: izy io mandray ny Grande Raccordo, ary rehefa avy eo miala, mivoaka ny raccordo ary mandika manapaka ny grande raccordo rehefa tafavoaka.

Rehefa avy manapaka ny Grande Raccordo dia efa akaiky: 3 km eo ho eo. Manisa jiro mena 2 ka eo amin'ny jiromena fahatelo mihitsy no miala. Mety manahirakirana ny mijery ny jiromena ka zao: Rehefa mandalo saha maintso: tanim-bilona havia sy havanana dia ao aloha ao no miala ka ampanenoina ny lakolosy: fermata prenotata!. Raha vao miala amin'ny bus ka mahita essence eo am-pita. Midika izay fa tsy very satria io akaiky io ny Fiangonan'i Montfortains. Misy fefy vy maintso sy vavahady efa mivoha.

Dia tongava soa daholo.

Padri Monfortani

Via Prenestina 1391

00010 COLLE PRENESTINO

TEL 06 22 42 09 43

Inty ny portablen'i Fr Jean Marie mpampian-trano: 338 94 63 457

Mirary antsika ho tongasoa daholo

Ra-Wence
Cell: 33 35 63 79 25

Ireto ambany ireto ny sarintany mampiseho ny toerana

[url]http://malagasy.it/media/mappa3.gif[/url]
[url]http://malagasy.it/media/mappa2.gif[/url]
[url]http://malagasy.it/media/mappa1.gif[/url]

Nampidirin'i Hery

Takelaka