You are here

Vaovao

Noely 2005 ny malagasy eto Italie.
Alahady 18 desambra 2005 ao amin' ny Madonna del Cenacolo (Balduina) Via Piazza Madonna del Cenacolo, 15.

Nohon' ny fahatongavan'ny noely 2005 dia mahafaly ny manasa antsika malagasy rehetra eto Italie, ray aman-dreny, zoky sy zandry, ary tapaka sy namana rehetra, mba hiara-mifaly sy hiara-midera an' Andriamanitra ny Alahady 18 desambra 2005 ao amin' ny Madonna del Cenacolo (Balduina) Via Piazza Madonna del Cenacolo, 15.
Ka toy izao manaraka izao ny fandaharam-potoana amin'izany:

[b]4 ora 30:[/b] fiaraha-miombom-bavaka
[b]5 ora 30:[/b] hazo noely
[b]7 ora 00:[/b] fiaraha-miala hetaheta

Koa dia manantena ny fahatongavantsika maro.

[b]Mirary noely sambatra sy taom- baovao finaritra ho antsika rehetra[/b]

[b]NB:[/b] Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ireo mpikarakara
Mr. Danny: 328 10 11 653
Mlle Hery: 329 96 62 242
Mr Benja: 348 55 29 039

Tsy ho zava-baovao velively amin’ny mpamaky ny fandrenesana sy ny filazana fa “ hain’Ingahy ZARANAINA ny manasitrana ny areti-mandoza SIDA”.Tsy fampahafantarana fotsiny fa fanamby mihitsy no efa napetrany fa azo ampidirana VIH ny tenany , hanaovana fanandramana, dia tsaboina amin’ny alalan’ilay fanafody, ka raha sitrana izy, dia eken’ny fanjakana ny fahamarinan’io fikarohana io. Tsy nanaiky anefa ny Minisitera fa natao ankilabao ilay fikarohana sy io soso-kevitra io, ary tsy najanona tamin’ny tsy fanekena fa dia nakana fanamarinana avy any amin’ny firenena lehibe fa “mampisy voka-dratsy eo amin’ny fahasalamana “ io fanafody resahana, na ilay ravi-kazo no marimarina kokoa.
Tsy izay no tian-kambara fa ny fivoaran’ny fikarohana sy ny porofon’ilay fanandramana. Re ary izao fa nasain’ireo firenen-dehibe hanao fanaporofoana tany aminy Ingahy ZARANAINA sy ny ekipa miaraka aminy tamin’ity volana hamaraparana ny taona ity. Firenena izay efa misy mamoy fo amin’ny fiandrasana fahafatesana, vokatry ny fitondrana ity aretina ity. Tsy nihambahamba tokoa ,na ny nasaina na ny mpanasa, fa vonona handray vokatra. Ny hazo voa-janahary izay betsaka ao amin’ny “Tandavan’alan’i Fianarantsoa manome toky rahateo, satria ravi-kazo maniry ao ihany no akana azy “ io fanafody tsiriritin’izao tontolo izao io.
Maro koa ireo maneho ady hevitra mba hampifanitsiana ny hevitry ny Filoha amin’ny fampitomboana ny zava-mainiry mahasoa sy ny fambolena ilay hazo mahasitrana ny Aretina SIDA. Ary hanokafana toerana ho an’ny vahiny, izay sady hahasoa ny “fizahan-tany” no hampalaza antsika amin’ity fahombiazan’ny fikarohana ity.
Koa tsy ho resahana lava intsony izay fa ho avy eto Madagasikara ZARANAINA, rehefa avy nitondra avo ny Maha-MALAGASY tany ivelany tany, amin’io voalohandohan’ny Desambra io, fa avelatsika izy tenany no hiresaka izany sy ny voan-dàlana hentiny.

Article publié le : Jeudi 01 Décembre 2005 in [b]http://www.madagascar-tribune.com[/b]

AFRICA/MADAGASCAR - Nomina del Vescovo di Farafangana
Città del Vaticano (Agenzia Fides) - Il Santo Padre Benedetto XVI in data 26 novembre 2005 ha
nominato Vescovo di Farafangana (Madagascar) il Rev. P. Benjamin Marc Ramaroson C:M., Superiore provinciale dei Lazzaristi in Madagascar.
Il nuovo Vescovo è nato il 25 aprile 1955 a Manakara, diocesi di Farafangana. Dopo gli studi fino al conseguimento del Baccalaureato in matematica e l’iscrizione per due anni all’Università statale di Antananarivo, è entrato nella Congregazione della Missione (Lazzaristi). Ha emesso la professione religiosa il 15 ottobre 1980 ed è stato ordinato sacerdote il 15 agosto 1984. Dopo l’ordinazione è stato: Parroco della Cattedrale (1984-1986); studente alla Pontificia Università Gregoriana (1986-1990) dove ha conseguito il dottorato in Teologia spirituale; Superiore dello scolasticato dei Lazzaristi di Fianarantsoa e Professore di Teologia morale (1990-2000); Direttore del noviziato dei Lazzaristi (2000-2001); Superiore provinciale dei Lazzaristi in Madagascar (dal 2001).
La Diocesi di Farafangana, eretta nel 1957, ha una superficie di 20.392 kmq, una popolazione di 900.000 abitanti, di cui il 75% sono animisti e circa l’8% cattolici (70.000). A loro vanno aggiunti 60.000 cristiani luterani e membri della Chiesa Riformata. Le parrocchie sono 24, i luoghi di culto 260, i sacerdoti sono 36 (21 lazzaristi, 4 gesuiti, 8 diocesani, 3 fidei donum), i religiosi non sacerdoti 7, le religiose sono 96, i catechisti 267, i seminaristi maggiori sono 5 e 13 i minori. (S.L.) (Agenzia Fides 28/11/2005)

Takelaka