You are here

Vaovao

Hoantsika tapaka sy namana, rahalahy sy anabavy eto Roma.
Voalohan-teny dia miarahaba antsika rehetra nahavita soa ny Noely sy nahatratra izao taona vaovao 2006 izao. Hararaotina eto ny fiarahabana an'ireo izay tsy tratra antso noho ny fahafenoam-potoana be loatra. Nefa na dia izany aza dia "tsy hadino" akory ny voly vary na "be aza ny raharaha"; noho izany indrindra ary:
1 - ho fisaorana an'Andriamanitra loharano ipoiran'ny Soa rehetra.
2 - ho fanehoantsika ny hafaliana miaraka, hifampizarana ny manta sy ny masaka, hanehoana ny maha-iray vatsy iray aina ary iray "RA" mampiombona,
....Dia:
Hisy ny fihaonam-bentsika rehetra miaraka any amin'ny tranon-dry zareo Monfortain amin'ny alahady faha-15 Janoary 2006.
Koa inona no mety hatao amin'izany?
1 - Ndeha isika hidera an'Andriamanitra miaraka amin'ny alalan'ny vavaka iraisam-pinoana,sy
2 - Hitondra izay voatsirambin'ny tanana ka hatao sakafo hifampizarana (samy mitondra izay zaka)toy ny fanao isantaona.
Mba ho tomombana izany rehetra izany dia ity ny toromarika:
1 - Somary lavitra ihany ny toerana ka samia miezaka hiala aloha arak'izay azo atao. Ny fahatongavana dia atao amin'ny 9 ora sy sasany (fotoana gasy!!!) mba hahafahana mandamindamina izay tokony hatao rehetra amin'io fotoana io.
2 - Toy izao ny hahatongavana any araky ny torolalan'ny tompon-trano:
Atao eo amin'ny Termini ny départ, satria ny rehetra samy mahalala ny fomba hahatongavana eny :

1- Rehefa tonga eo amin'I Termini mandray Metro Ligne B, direction Rebbibia; miala Ponte Mammolo (station alohan'ny farany). Rehefa tonga eo dia mandray bus (ATAC) aty ambany (midina ny tohatra mandeha amin'ny station zany); Bus iray ihany no azo raisina ao dia ny 508, na koa ny Cotral aty ambony, laharana faha 11 ahitana ny indication hoe Via Prenestina, indraindray mety koa ny laharana faha 3. Mila jerena tsara fotsiny ny "via" lalovany raha mandray an'ireto Cotral ireto: tsy mampaninona na mandeha Tivoli na San Vittorino fa ny làlana lalovany no serena. Raha mandalo Via Prenestina dia mety aby na Via Prenestina Nuova na vecchia,ok?

[(Fintiniko kely: Dalla stazione Termini: Metro Linea B fino a ponte Mammolo; dove si prende il bus Cotral per Via Predestina (n° 11 a volte 3 va bene, non sempre) oppure il bus ATAC n°508]

2- Na avy any amin'ny Termini: mandray Tram n° 14, na 5 ary miala Largo Preneste. Eo indray mandray bus 501.

(fintiniko kely: Dalla stazione Termini a Largo Preneste; Tram 14, 5; da Largo Preneste: bus 501)

MANAKORY NO HAHAFANTARANA FA TOKONY HIALA AMIN'NY BUS?

Na inona na inona bus raisina, tsy tokony hiomankomana hiala raha tsy efa mandika ny Grande raccordo (Zany hoe manapaka ny grande raccordo. (Ho an'i Cotral: izy io mandray ny Grande Raccordo, ary rehefa avy eo miala, mivoaka ny raccordo ary mandika manapaka ny grande raccordo rehefa tafavoaka.

Rehefa avy manapaka ny Grande Raccordo dia efa akaiky: 3 km eo ho eo. Manisa jiro mena 2 ka eo amin'ny jiromena fahatelo mihitsy no miala. Mety manahirakirana ny mijery ny jiromena ka zao: Rehefa mandalo saha maintso: tanim-bilona havia sy havanana dia ao aloha ao no miala ka ampanenoina ny lakolosy: fermata prenotata!. Raha vao miala amin'ny bus ka mahita essence eo am-pita. Midika izay fa tsy very satria io akaiky io ny Fiangonan'i Montfortains. Misy fefy vy maintso sy vavahady efa mivoha.

Dia tongava soa daholo.

Padri Monfortani

Via Prenestina 1391

00010 COLLE PRENESTINO

TEL 06 22 42 09 43

Inty ny portablen'i Fr Jean Marie mpampian-trano: 338 94 63 457

Mirary antsika ho tongasoa daholo

Ra-Wence
Cell: 33 35 63 79 25

Ireto ambany ireto ny sarintany mampiseho ny toerana

[url]http://malagasy.it/media/mappa3.gif[/url]
[url]http://malagasy.it/media/mappa2.gif[/url]
[url]http://malagasy.it/media/mappa1.gif[/url]

Nampidirin'i Hery

Sao dia tsy hitantsika fa efa ao amin'ny tahirintsary ao ny sary sendra azo nandritra ny réveillon. Samy maka izay tiany ao e :-)
Jereo etsy amin'ny tahirintsary.

Dia vita soamantsara izany fiaraha-mikorana izay nataontsika malagasy teto Italie tao @ Ambassade ka fisaorana no atolotra ireo Ray aman-dreny Atoa Ambassadeur mivady sy ireo mpiara miasa aminy izay nanomana sy nikararakara izany. Tsy azo atao ny tsy hisaotra ireo rehetra nitondra zay zaka niaraha nifaly, ary koa ireo niaritra hatramin'ny maraina nampirintrano. Dia mirary taona finaritra ho an'ny malagasy rehetra tsy ankanavaka mba ho soa hatrany anie no hiarahantsika sy hampalaza antsika eto Italie.

Amin'ny 26 jiona indray zany no fotoana e!!

Fiarahan'ny kristiana katolika mankalaza ny Noely 25/12/05 ao @ Collegio Bellarmino,Via del Seminario,120 @ 10 ora maraina.

ao amin’ny lasapely San Macuto isika ao amin’ny collegio bellarmino,Via del Seminario,120 eo akaikin’ny Panteon fa lalana miala eo mankany amin’ny chiesa san ignazio io via del seminario io.antsoy i p. paul louis rafanomezantsoa raha toa ka. manatena ny fahatongavantsika maro ary!

Hilazana ny malagasy katolika rehetra eto Italie fa hiara mankalaza ny Noely isika ny 25 desambra maraina. Ka izany dia atao ao amin’ny lasapely San Macuto ao amin’ny Collegio Bellarmino,Via del Seminario,120 eo akaikin’ny Panteon, izany dia manomboka amin’ny 10 maraina. Iilazao izay mety ho tsy mahalala ary taomy izay rehetra fantatrao any! samia ary tahin’Andriamanitra !
mittente:

Raha misy mila fanazavana fanampiny dia antsoy tsy ampisalasalana
p. Rafanomezantsoa Paul Louis sj, na koa p.Rakotomahefa Wenceslas 3395893829 na 06 695276560

Takelaka