You are here

Fisaorana avy tamin'i Diakra Jean-Marie

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 28/05/2006 - 11:12

Ho anareo tapaka sy namana rehetra,

Mankasitraka sy mankatelina anareo rehetra aho tamin’ny fiombonana, fanohanana, fanotronana, fikarakarana amro. Mangataka hatrany ny fitrotroana amim-bavaka mba ho mendrika izao raharaha masina amin’ny fanompoana an’Andriamanitra sy ny Fiangonana izao.
Diakra Jean Marie

Carissimi fratelli e carissime sorelle,
Dal profondo del mio cuore, vi ringrazio per la vostra vicinanza e per la vostra comunione con me. Ci ricordiamo sempre di pregare vicendevolmente, soprattutto per me, perché io sia degno di questo Ministero di servizio a Dio ed a tutti i fratelli nella chiesa nell’Ordine del diaconato.
Diacono Jean Marie