You are here

Fisaorana tamin'i Nathalie

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 02/01/2007 - 09:41

Nathalie Ratsimba sy Alessandro Carletti zanany dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana feno antsika rehetra tsy an-kavanaka tonga nidodododo, niantso an-tarobihy, nanotrona sy nampionana azy ireo tamin'iny andro nanjombona iny. Andriamanitra anie hamaly avo zato heny izany fitiavana nasehonareo azy izany.