You are here

Vaovao

Ny Fikambanana Fraternità Malgascia dia faly manasa antsika amin'ny fetin'ny Lundi de Pâques amin'ny 9 aprily 2007 ao amin'ny trano malalaky ny Associazione Amici Selva Nera, Via Gabriella degli Esposti, n. 93

     Ny Fikambanana FRATERNITà MALGASCIA dia faly manasa antsika rehetra hamonjy ny fety lehibe karakakarain'izy ireo amin'ny Alatsinain'ny Paka, ny 9 Avrily 2007, eny amin'ny tano malalaky ny Associazione Culturale "Amici Selva Nera",  Via Gabriella degli Esposti, n° 93, akaikin'ny faran'ny bus 904 (tokony ho 100m). Misy kianja azon'ny zaza hilalaovana tsara koa amin'io toerana io. 

Fandaharam-potoana : 

Ore 14'00: sakafo 

Ore 14'30 a 23'00: fialam-boly (hira sy dihy) Ny fandraisana anjara dia 10 Euro. Ao anatin'izany nysakafo fa ny zava-pisotro sy ny Tsakitsaky mandritra ny fandihizana dia andoavam-bola.

Izay mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso an'i :

Sgr KADA Ernesto 3393321906
Christophe 3487446824  
Sgr Jimmy  3384529521                              

Tongava Maro 

   Misaotra 

NB:

Per arrivarci: Metro A, direzione Battistine, Fermata Cornelia. Da Cornelia si prende l'Autobus 904 fino a Capolinea Largo Ines Bedeschi. Da Largo Ines Bedeschi prosegue a piedi  a 100m,  Via Raul Achilli e Via Gabriela degli Esposti.

Con la macchina: Via di Boccea, Via di Selva Nera,  Piazza o Largo Ines
Bedeschi, Via Cecilia Deganuti,    
Via Raul Achilli, Via Gabriella degli Esposti.  
Con Grande Raccordo Annullare: Uscita Via di Boccea,   
Via di Selva Nera, Largo Ines Bedeschi, Via Raul Achilli,          
Via Gabriella degli Esposti.

Tonga amin’ny andiany faharoa ny Festival SconfinataMente, ka hahitana ny fandraisan’i Madagasikara anjara amin’ny alalan’ny Fikambanana Tetezana Onlus.

Izany dia hatao ao amin’ny Villaggio Globale, lungotevere Testaccio 1 , amin’ny sabotsy 24 marsa 2007.

Ireo fihetsiketsehana dia hanomboka amin’ny 4 ora hariva ka hofaranana amin’ny 10 ora alina any ho any. Hisy fampisehoana hira sy dihy eny ambony lampihazo, ary koa ireo firenena maro izay hampiseho ny maha-izy azy eo amin’ny lafiny ara-tsakafo ary fampisehoana an-tsary. Ny fandraisan'anjara ny Fikambanana Tetezana Onlus dia ny fampisehoana antsary an'i Madagasikara sy ny fikarakarana ireo sakafo malagasy.

Ny sakafo

Ireo Firenena vaovao eo anivon’i Eoropa...

Pologne

Lazanki z Kapusta (pates aux choucroutes e bolets)

Szynka, ogorki, pasztetowa, kielbasa (fanandramana jambon cuit, concombresi, saucisses fumées miaraka amin’ny mofo)

Ny hanitr’i Asia

Sri Lanka

Riz au curry

Bangladesh

Biriani (riz parfumé avec de la viande)

Ny afon’ Afrika sy Amerika atsimo

Eritrée

Zigni (viande de boeuf avec sauce piquante)

Ethiopie

Wet ( viande aux épices piquantes)

Soudan

Adas (lentilles jaunes avec pomme de terre, tomates et légumes)

Salati aswad (aubergines, pois chiches, sésame e yaourt)

Rob (salade blanche)

Madagascar

Nems sy sambos

Voanjobory sy henakisoa

Hena ritra

Ghana

Banku, flo ke shito (polenta et sauce piquante)

Ecuador Riz special de poisson

Ny fandaharam-potoana momba ny hira

Ireo zaza antoko-pihiran’ny Centro Educativo San Gregorio al Celio eo amin’ny fampisehoana an-kira ny “I sogni dei bambini” – hira avy any Kenya, Ghana ary Pologne

Tarika mpihira Akwaba Team tarihin’i Milton Kwamw hampahafantatra ny High Life Mix

Utwory polskie Ape Band, hihira Eva

Ambasciata Folkloristica del Perù hira sy mozika tarihan’Ingahy Rodrigo Giles

Tarika mpihira avy any Soudan Gadeen, hihira Kamal

Vishvarangayatanaya Dihy avy any Sri Lanka tarihin’Ingahy Sujith Illuppitiya

Dihy avy any
Bangladesh Madhobi e Corobi

Dihin-kibo

Tarika mpihira avy any Sénegal Tam Tam Morola, hihira Mustapha Mbengue

Silvana Licursi arahin’i Sergio Saracino amin’ny gitara, hanolotra ny Canti d'Albania sy ireo italianina any Albania

Ny fandraisana anjara dia 10 Euro.

Izay mila fanazavana fanampiny dia afaka manantona na manoratra amin’i :

Geneviève Soaritony: s.genevieve@tetezanaonlus.org Cell: 3200632873

Andry L. Rakotomavo : andry@tetezanaonlus.org Cell:3471432921

Eo am-piatrehana ny Paka, ny Ray Masina, Bénoit XVI, dia hihaona amin’ireo Tanora rehetra eto amin’ny Diosezin’i Roma mialoha ny Alahadin’ny Sampan-kazo.

Ity fihaonana faharoan’ny Ray Masina amin’ny Tanorany ity dia hanana endrika Litorjia Fivalozana (Liturgia penitenziale) ka hatao ao amin’ny Basilikan’i Md Piera ny alakamisy 29 marsa 2007, manomboka amin’ny 17.30.

Izany moa dia mifandray amin’ny sori-dàlana fiomanana amin’ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Tanora faha XXII, izay hankalazaina amin’ny Fiangonana rehetra maneran-tany amin’ny Alahadin’ny Sampan-kazo ka mifototra indrindra amin’ny hevi-dehibe hoe : “Mifankatiava ianareo, toy ny nitiavako anareo”, Joany, 13, 34 .

Ny tanora malagasy dia entanina sy asaina tokoa handray anjara amin’ireo fihaonana ireo, satria moa ny Fiangonantsika, ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo, dia isan’ny efa mitsangana eo anivon’ny Diosezin’i Roma.

Izay manam-paniriana hamonjy izany dia afaka miantso na manoratra amin’i Père Paul Louis, izay mpiandraikitra mivantana ny Fiangonantsika , maka ny tapakila hahafahana miditra:

Père Paul Louis Rafanomezantsoa : 339-8593929.

Marihina fa maimaim-poana ny famonjena ireo andro ireo saingy noho ny fandaminana no antony hakana ilay tapakila fidirana.

Ny Fianakaviamben'ny Mompera Orionista sy ny Communauté Théologique Don Orione, dia faly mampandre ny Voady Mandrakizay izay hataon'i Fr. Rafanomezantsoa Jean Clément miaraka amin'ireo rahalahiny.

Izany dia atao ny asabotsy 24 Martsa 2007 izao amin'ny 5 ora sy sasany hariva ao amin'ny Santuario Madonna della Guardia in Tortona

Toa izao ny fanasana voaray.

Takelaka