You are here

Vaovao

Hafaliana lehibe ho an’ny Fianakaviam-ben’ny Fikambanana ORIONISTA ny manasa antsika rehetra hanotrona ny fanamasinana ho DIAKRA an’i FR.  RAFANOMEZANTSOA  JEAN CLEMENT izay atao eny Monte Mario Roma, ao amin’ny Fiangonana Mater Dei, Via  della Camilluccia 112-120 , 00135 ROMA,  ny Sabotsy 26 Mai 2007 amin’ny  6 ora hariva.

Tsara ho marihana fa ny hira amin’ny litorjia dia atao amin’ny tena malagasy ka entanina isika Paroasy Victoire RASOAMANARIVO sy isika sakaiza tsy mahafoy rehetra ho tonga maro.

Ny Bus ahatongavana eny amin’ilay toerana dia ireto:

Miala avy eo “ Fermata Metro Cipro”: 913, 907, 999, 990 dia miala  eo amin’ny Fermata “ Camillucia Centro Don Orione” . Raha avy eny amin’ny Stadio olimpico dia mandray Bus 911 na 48 dia miala Piazza Igea ary dia mandeha tongotra kely 2 minitra  manaraka ny via Camilluccia dia efa tonga eo amin’ilay toerana. Ny Parking moa dia malalaka ho an’ireo  izay hitondra fiara.

Izay fa dia manantena ny fahatongavantsika maro.

Jereo eto ny sarintany  

Isika mianakavy nomifanentana,dia satria tiantsika ny miaraka ho Zanak’Andriamanitra.”Zanahary (tokoa) tsy mba miangatra”
  • Alahady 06 mai 2007 hoavy izao :naroso amin’iodaty io ny Lamesa, ka nofoanana ny 13mai (2ème dimanche) ,nohon’ny programa hifanesisesy amin’ny volana May. Amin’ny 10 ora ny fotoana any la Chapelle San Macuto
  • Alahady 20 mai 2007 : ampahatsiahivina fa eny amin’i S.GIOVANI IN LATERANO no fotoanantsika rehetra amin’ny 9 maraina; ny Lamesa diamanomboka amin’ny 12 ora. Handray anjara amin’ny litorjia isika amin’ny hira “Voninahitra anie hoan’i Ray Be Fitiavana”, araina hetsika, ka ny besinimaro miaraka amin’ny Choral no mihira. Hisy Stand iray (01) hatokana hoantsika Malagasy amin’izany Fety lehibe izany, mba hampahafantatra an’i Madagasikara. Koa iangaviana ireo izay :
-         manana talenta amin’ny fampirantiana
-         manana saritany Madagasikara sy saritany ahitana an’i Madagasikara
-         manana entana malagasy mendrika haseho
mba hifanantona amin’i Père Patrick.
Ny tolakandrony 20 mai diahisy fampisehoana dihy malagasy.
Efa misy tombola koa ho fandraisantsika malagasy anjara amin’io fety io, ka 2 euros ny tapakila iray. Koa entanina isika samy handray anjara amin’ny Alahady 06 mai. 

Ny alarobia 25 aprily 2007 amin’ny 6 ora hariva ny “1° Gala della Fisarmonica” karakarain’ny “Autocarrozzeria Saffiro Nando” ao Terni, miaraka amin'ny fikambanana Tetezana onlus.

Takarivam-piraisankina

Amin’ny alarobia 25 aprily 2007, hanomboka amin’ny 6 ora hariva,  mandritra ny fankalazana ny “1° Gala della Fisarmonica” karakarain’ny “Autocarrozzeria Saffiro Nando”, ny fikambanana Tetezana onlus  dia hampahafantatra ny tetikasany momba ny fanampiana ireo tovovavy miteraka tsy manambady any Madagasikara. Hiendrika fialamboly hanehoana indrindra firaisan-kina ity takariva ity noho izany, ka hanasana antsika rehetra.

Tsy hisy ny vidim-pidirana, fa raisina am-pitiavana kosa ny falalahan-tanan’ireo izay terem-panahy hanampy ara-bola ny tetikasa “MAMME IN – FORMAZIONE” izay kasaina hatomboka  any Ambanja amin’ny volana jolay 2007.

Ny toerana dia ao Montecastrilli (Terni)[ fivoahana E 45 amin’ny  A1 mampifandray Milan-Naples.]

Ho an’ireo izay  tsy handeha amin’ny fiarakodia manokana dia afaka mandray ny fiaran-dalamby mankany Terni.

Ny fanazavana fanampiny dia azo anontaniana amin’ny 32000632873.

Manolotra fisaorana feno mialoha.

Takelaka