Tonga amin’ny andiany faharoa ny Festival SconfinataMente, ka hahitana ny fandraisan’i Madagasikara anjara amin’ny alalan’ny Fikambanana Tetezana Onlus.
Izany dia hatao ao amin’ny Villaggio Globale, lungotevere Testaccio 1 , amin’ny sabotsy 24 marsa 2007.
Ireo fihetsiketsehana dia hanomboka amin’ny 4 ora hariva ka hofaranana amin’ny 10 ora alina any ho any. Hisy fampisehoana hira sy dihy eny ambony lampihazo, ary koa ireo firenena maro izay hampiseho ny maha-izy azy eo amin’ny lafiny ara-tsakafo ary fampisehoana an-tsary. Ny fandraisan'anjara ny Fikambanana Tetezana Onlus dia ny fampisehoana antsary an'i Madagasikara sy ny fikarakarana ireo sakafo malagasy.
Ny sakafo
Ireo Firenena vaovao eo anivon’i Eoropa...
Pologne
Lazanki z Kapusta (pates aux choucroutes e bolets)
Szynka, ogorki, pasztetowa, kielbasa (fanandramana jambon cuit, concombresi, saucisses fumées miaraka amin’ny mofo) Sri Lanka Bangladesh Ny afon’ Afrika sy Amerika atsimo Zigni (viande de boeuf avec sauce piquante) Wet ( viande aux épices piquantes) Adas (lentilles jaunes avec pomme de terre, tomates et légumes) Rob (salade blanche) Nems sy sambos Hena ritra Banku, flo ke shito (polenta et sauce piquante) Ireo zaza antoko-pihiran’ny Centro Educativo San Gregorio al Celio eo amin’ny fampisehoana an-kira ny “I sogni dei bambini” – hira avy any Kenya, Ghana ary Pologne
Tarika mpihira Akwaba Team tarihin’i Milton Kwamw hampahafantatra ny High Life Mix
Utwory polskie Ape Band, hihira Eva
Ambasciata Folkloristica del Perù hira sy mozika tarihan’Ingahy Rodrigo Giles
Tarika mpihira avy any Soudan Gadeen, hihira Kamal
Vishvarangayatanaya Dihy avy any Sri Lanka tarihin’Ingahy Sujith Illuppitiya
Dihy avy any Dihin-kibo
Tarika mpihira avy any Sénegal Tam Tam Morola, hihira Mustapha Mbengue
Silvana Licursi arahin’i Sergio Saracino amin’ny gitara, hanolotra ny Canti d'Albania sy ireo italianina any Albania
Ny fandraisana anjara dia 10 Euro.
Izay mila fanazavana fanampiny dia afaka manantona na manoratra amin’i :
Geneviève Soaritony: s.genevieve@tetezanaonlus.org Cell: 3200632873
Andry L. Rakotomavo : andry@tetezanaonlus.org Cell:3471432921