You are here

Vaovao

Araka ny fandaminana noresahina tamin'ny alahady 23 teo dia toy izao ny fandaharana manaraka :

- tsy hisy lamesa ny alahady 30
- ny lamesa volana octobre dia ny 14 sy 28.
Momba ny alahady 14 dia mifanojo amin'ity fanasana ambany ity ka any no hatao ny lamesa fa tsy ao amin'ny chapelle mahazatra.

Indro ny fanasana :

LE SUORE TRINITARIE DI ROMA ANNUNCIANO CON GRANDE GIOIA LA PROFESSIONE PERPETUA DI SUOR MARIA CLAUDIA RAHARILANTO; DOMENICA 14 OTTOBRE 2007 ALLE ORE 11.00 NELLA PARROCCHIA S. PIO V ROMA (adiresy : Largo Pio V angolo via Madonna del Riposo, tsy lavitra Piazza Irnerio sy via Aurelia).
 
Dia any daholo izany isika malagasy manotrona an'i Masera
Hisy hira malagasy efatra hatao amin'io lamesa io. Ny famerenana ny hira dia hatao ny alahady tolakandro 30 septambra amin'ny 16h sy ny sabotsy 6 oktobra amin'ny 16h ihany ao amin-dry Masera Trinitaires via Madonna del Riposo 65, ka anasana izay afaka rehetra.

Misaotra

P. Patrick

Ilazana ny tera-tany malagasy rehetra izay manana "passeport" malagasy na olon-dehibe na ankizy monina sy mipetraka eto Italia mba hisoratra anarana ato amin'ny Ambassady, alohan'ny 04 Oktobra 2007 ( varavarana laharana faha-5), mba ahafahana manomana ny fikarakarana ny "Passeport Biométrique".
Na koa hiantso ny telephone : 06 36 30 77 97 , na FAX 06 39 94 306, na hanoratra aty amin'ny Ambassady, mba hanome ny anarana, adiresy, numero passeport, numeros telephone.
Iangaviana izay mahare sy mahita izao filazana izao mba hampandre ny namana sy tapaka rehetra.
Misaotra Tompoko!
Roma, faha 24 Septambra 2007

Ny “Regione Lazio” dia manolotra karatra ho an’ny tanora rehetra 14 - 25 taona, ka monina ao anatin’ny Lazio, izany dia mba hanatsarana ny fari-piainan’ny tanora koa aza misalasa mangataka izany.

 Fahazoana ny “Carte Giovani” avy amin’ny “Regione Lazio” ho an’ny tanora rehetra 14 - 25 taona, na teratany na vahiny, ka monina ao anatin’ny Lazio.

Ny Carta Giovani dia eken’ny firenena eoropana 40 (4 tapitrisa ireo tanora mampiasa azy ; 200.000 ny toerana hahafahana mampihatra izany tombontsoa izany). Ny tanjon’ny “Regione Lazio” amin’izany fanapaha-keviny izany dia mba hanatsarana ny fari-piainan’ny tanora, hampitovy lanja azy ireo amin’ireo tanora hafa firenena eo amin’ny lafin’ny fampianarana, ny asa, ny fahafaha-mihetsika, ary indrindra hahafahany misokatra bebe kokoa eo amin’ny kolotsaina, fanatanjahantena sy ireo fampisehoana amin’izao fivelaran’i Eoropa izao ka hahafahan’izy ireo mizaka ny zo feno amin’ny maha-mponina eoropeana azy.

Betsaka ny tombontsoa atolotr’ity “Carta Giovani” ity ho an’ireo tanora latsaky ny 26 taona :

a) fandehanana maimaim-poana amin’ireo zotra fitaterana ao amin’ny faritry ny Lazio rehefa andro zoma sy sabotsy manomboka amin’ny 7 ora hariva ka hatramin’ny 7 marainan’ny andro manaraka.(www.estatesicura.it)

b) fidirana misy fihenam-bidy amin’ireo trano fitahirizana vakoka iandraiketan’ny “Regione Lazio”, sy amin’ireo hetsika ara-kolotsaina, mozika sy fanatanjahantena karakarainy (fihenam-bidy 20 %).

d) fifanarahana amin’ireo hotely manokana ho an’ny tanora (alberghi e ostelli della gioventù) mba hahamora ny filasian’ireo tanora amin’ny toerana alehany rehefa faran’ny herinandro (izay manana “Carta Giovani” dia manana zo hisafidy amin’ ireo hotely rehetra sahanin’ny “Associazione Italiana Alberghi della Gioventù” manerana an’Italia).

e) fanamorana ihany koa ny fivoarana, fiofanana ary ny fanombohana eo amin’ny sehatry ny asa, ka omena vahana kokoa ny fifanakalozana amin’ny firenena hafa, ny fianarana fiteny vahiny faharoa (hisy ireo fampiofanana ao anatin’ny “Fondo Sociale Europeo”).

Efa natomboka tamin’ny volana jolay lasa teo ny andrana amin’ny fampiharana azy ity. Ny Carta Giovani efa nomena dia hanan-kery hatramin’ny 31 desambra 2008. Raha te-hahazo azy io dia afaka manatona ny biraon’ny fikambanna Tetezana Onlus na koa manantona ny boriborintany honenana (comune di residenza),mampiseho taratasy fanamarihana manankery (karapanondro na passipaoro) ary mameno ny taratasy fisoratana anarana. Ny saran’ny fidirana ho mpikambana ao amin’ny “Associazion Carta Giovani” dia eken’ny Regione Lazio, ka ny karatra dia omena maimaim-poana amin’ireo mpikambana.

Ho an’ireo eny amin’ny fianarana ambony, indrindra ho an’ireo mpianatra-tsy-monina dia noheverina ny fanaparitahana azy amin’ireo Oniversite, ny “Agenzia Laziodisu” sy ny fampandraisana anjara ireo fikambanana sy rivistran’ny mpianatra.

Hisy fanoron-dàlana “Carta Giovani X te, guida ai servizi per i soci”, hozaraina miaraka amin’izany ho an’ireo izay manana “Carta Giovani Euro<26-Regione Lazio” rehetra.

Hisy ihany koa fampahalalana bebe kokoa hokarakarain’ny Istituto Montecelio-Ente Regionale per la Comunicazione del Lazio ka hampiasana fitaovana mitodika betsaka amin’ny tanora (internet, sms, free-magazine, radio...) sy ny “camper” hary fitaovana hitetezana toerana maro, izay hifanandrify indrindra amin’ny fifidianana ny mpanolotsain’ny tanora amin’ny volana ambony izay mahasahana firaisana sy boriborintany 38 ao amin’ny faritr’i Roma renivohitra (firaisana VI, X, XVII, XX)

Izay mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso na manoratra amin’i Andry Rakotomavo: 347-1432921 andry@tetezanaonlus.org

Takelaka