You are here

Vaovao

Araka ny tetiandro pastoraly 2007-2008 nozaraina tamintsika tamin'ny volana oktobra 2007 dia hotanterahina amin'ity alahady 13 janoary ity ny fihaonambe voalohany sy fifampiarahabana Taombaovao karakarain'ny Aomoneria Victoire Rasoamanarivo ka anasana antsika rehetra tsy ankanavaka.

Ny toerana hanatanterahana izany dia ao amin'ny Oratorio Salesiano ao amin'ny Basilica Santa Maria Ausiliatrice eo amin'ny Piazza Santa Maria Ausiliatrice 54, manaraka ny via Tuscolana (bus 85 mijanona eo anoloan'ny Basilica na bus 16 dia miala aloha kely dia mandroso an-tongotra 300m).
Ny fandaharam-potoana dia toy izao :
- fahatongavana amin'ny 10ora sy sasany maraina ;
- 11 ora : Sorona Masina lehibe sady fankalazana ny Andro eran-tany ho an'ny Migrants.
- Avy eo dia fiaraha-misakafo sy koranam-pianakaviana hafanain'ny tanora sy izay rehetra manan-talenta.
Dia entanina isika rehetra mba samy hanomana sy hitondra izay sakafo sahaza sy hifampizaràna amin'io andro io araka ny efa mahazatra antsika.
Dia manantena ny fahatongavan'ny maro, ary dia iangaviana isika rehetra mba hifanentana sy hifampilaza noho ny fotoana efa antomotra ihany. Ialana tsiny indrindra koa ny fahataran'ny fampandrenesana noho ny fahasarotan'ny fikarakarana.
Dia misaotra mialoha antsika rehetra.
(Nanoratra sy nampita : P Patrick)

Teny Cesano di Roma teny amin'ny Madagascar Millenium no nanaovana ny fety tamin'ity indray mitoraka ity. Efa atomotra ihany vao raikitra sy nanaovana filazana kanefa tena betsaka ny tonga. EFa mahazatra ny eto Italia koa ilay miandry amin'ny fotoana farany vao manapa-kevitra... dia efa mizatra toa izany koa ny olona hanatrika. Samy niandry mantsy hoe hisy ve sa tsy hisy ny lanonana famaranana ny taona iraisan'ny Malagasy. Rehefa nisy ny fivoriana tetsy sy teroa dia tapaka ihany fa horaiketina ilay fihaonana... ary tsy hisy vidim-pidirana fa samy mitondra sakafo sy zava-pisotro ary kojakoja fihinanana.

(...) banga ny eto satria tara indray izahay (toy ny mahazatra) ka tsy nahita afindrafindrao sns.

Ny hitako fotsiny nony tonga dia toa voasolo tena tao daholo ny Malagasy teto Roma sy ny manodidina. Tao ny avy ao amin'ny Ambassade ny fikambanana isan-karazany (Fraternità, Tetezana, Zanak'i Gasikara, Tsisy fikambanana :-)) ary ny Gasy sasany avy any amin'ny faritra hafa (Ancona, Bologna...). Tonga tao koa ny mompera sy frera vitsivitsy. Nisy "namana" vitsivitsy avy tao amin'ny serasera.org izay tsy nampoizina mihitsy koa tonga tao. Tsy avy eto Italia... fa nasaindry zalahy teto Italia. Humm humm. Ary farany dia nisy vazaha maromaro koa tonga... dia nisy "mersenera" :-) tsy fantatra hoe nentin'iza (avy any Alzeria?)

Nahafa-po ny jiro, efa toerana natokana handihizana rahateo no nampiasaina fa tsy tahaka ny tamin'ny herintaona tao amin'ny palestra tao Boccea. Ny feo tsy dia ratsy. Ny fandrindrana teo amin'ny hira no nisy indrokely toy ny mahazatra. Samy manana ny tiany koa ka tsy hita hifanjanana.

Ny sakafo nahafa-po tanteraka. Betsaka ny teo ambony latabatra (sy ny tao ambany latabatra). Tsy lany mihitsy. Samy nandray anjara nitondra izay zakany avokoa. Ary na ireo tsy afaka nitondra aza (noho ny antony samihafa) dia mbola afa-po ihany.

Maraindraina daholo vao nody. Izahay tamin'ny 5 sy sasany maraina fa mbola maromaro ny olona nilaozanay tao. Hisy sary vitsivitsy ao amin'ny malagasy.it :-)

Dia mirary soa amin'ity taona vaovao 2008 ity.

Nalaina tao amin'ny http://hery.blaogy.com

Hotanterahina amin'ny alahady 23 desambra 2007 amin'ny 4 ora tolakandro ny fankalazana ny Noely eny amin'ny via Madonna del Riposo, 65.

Hotanterahina amin'ny alahady 23 desambra 2007 amin'ny 4 ora tolakandro ny fankalazana ny Noely hiarahan'ny Malagasy rehetra, izay hatao eny amin'ny Fikambanan'ny Masera Trinitera eny amin'ny via Madonna del Riposo, 65.

Anatin'ny fandaharam-potoana amin'izany :

  • - antsam-panahy ataon'ny tanora
  • - hira sy tsianjery ataon'ny ankizy
  • - rindran-kiran'ny Noely.

Koa asaina am-pitiavana ny Malagasy rehetra eto Roma sy ny avy any ivelany hanotrona izany fotoana izany.

Jereo eto ny làlana.

Takelaka