You are here

Fankalazana ny Noely.

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 26/11/2007 - 12:56

Hotanterahina amin'ny alahady 23 desambra 2007 amin'ny 4 ora tolakandro ny fankalazana ny Noely eny amin'ny via Madonna del Riposo, 65.

Hotanterahina amin'ny alahady 23 desambra 2007 amin'ny 4 ora tolakandro ny fankalazana ny Noely hiarahan'ny Malagasy rehetra, izay hatao eny amin'ny Fikambanan'ny Masera Trinitera eny amin'ny via Madonna del Riposo, 65.

Anatin'ny fandaharam-potoana amin'izany :

  • - antsam-panahy ataon'ny tanora
  • - hira sy tsianjery ataon'ny ankizy
  • - rindran-kiran'ny Noely.

Koa asaina am-pitiavana ny Malagasy rehetra eto Roma sy ny avy any ivelany hanotrona izany fotoana izany.

 

Jereo eto ny làlana.