You are here

Vaovao

Aina nafoy, tanàna sy fonenana rava, rano miakatra no takaitra navelan'ny rivo-doza Ivan tany an-tanindrazana, raha tafiditra tany amin'ny faritra atsinanan'ny Nosy izy tamin'ny 17 febroary teo.

Ny 17 febroary teo no niditra tany amin'ny faritra atsinanan'ny Nosy ny rivo-doza Ivan.

Efa nivoaka any an-dranomasina izy io saingy mavesatra dia mavesatra ny vokatry ny fandalovany tao Sainte-Marie, Fénérive-Est, Vavatenina, Amparafaravola, Ankazobe, Tsiroanomandidy, Mahabo, Morondava ary Morombe. 

(ny Filoha Ravalomanana tany Toamasina)

Nisy ny aina nafoy ; ny tanànan'i Sainte-Marie araka ny vaovao voaray dia rava teo amin'ny 95%.

Ao Antanananarivo moa dia vaky ny fefilohan'Ikopa sy Sisaona ary Mamba noho ny orana be loatra nentiny, ka tondraka ny rano, ary an'arivony ny tsy manan-kialofana.

Izahay eto amin'ny "www .malagasy.it" dia maneho ny fiarahanay ory amin'ny fianakavian'ireo namoy havana ary miray fo sy saina amin'ireo Malagasy havana, tapaka sy namana any an-tanindrazana amin'izao loza mihatra izao.

Misy loharanom-baovao vitsivitsy ireto azo jerena sombintsombin'ny takaitra navelan'i Ivan ("Ivan le terrible" tokoa ve?)

Jereo eto

Ny Fikambanana FRATERNITA MALGASCIA dia faly manasa antsika rehetra hamonjy ny fety lehibe roa sosona amin'ny alatsinainy 24 martsa 2007, hanomboka amin'ny 2 ora tolakandro eny Selva Nera (Casalotti).

Ny Fikambanana "FRATERNITA MALGASCIA" dia faly manasa antsika rehetra hamonjy ny fety lehibe roa sosona karakarain'izy ireo :

- fankalazana ny fanambadian'i Irène sy Egidi.

- fialambolin'ny Alatsinain'ny Paka

amin'ny alatsinainy 24 martsa 2008, eny amin'ny trano malalaky ny "Associazione Culturale Amici Selva Nera", Via Gabriella degli Esposti, 93, akaikin'ny faran'ny bus 904 (tokony ho 100m).

Misy kianja azon'ny zaza hilalaovana tsara koa amin'io toerana io.

Fandaharam-potoana :

Amin'ny 2 ora tolakandro : sakafo sy fanolorana ny fahatsiarovana sy tso-drano ho an'ny mpivady vao

Amin'ny 2 ora sy sasany ka hatramin'ny 11 ora alina : fialam-boly (hira sy dihy)

(marihina fa tsy misy vidim-pidirina amin'io fa fiarahan'i Irène sy Egidi mifaly amin'ireo Malagasy tapaka sy namana)

Izay mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso an'i :

KADA Ernesto 3393321906
Christophe 3487446824
Jimmy 3384529521

Tongava Maro

Misaotra

____________________________________________________________

NB: per arrivarci

con i mezzi : Metro A, direzione Battistini, Fermata Cornelia. Da Cornelia si prende l'Autobus 904 fino a Capolinea Largo Ines Bedeschi. Da Largo Ines Bedeschi prosegue a piedi a 100m, Via Raul Achilli e Via Gabriela degli Esposti.

Con la macchina : Via di Boccea, Via di Selva Nera, Piazza o Largo Ines
Bedeschi, Via Cecilia Deganuti,
Via Raul Achilli, Via Gabriella degli Esposti.
Con Grande Raccordo Annullare: Uscita Via di Boccea,
Via di Selva Nera, Largo Ines Bedeschi, Via Raul Achilli,
Via Gabriella degli Esposti.

I Frera Sandy Rajaonarison dia faly manasa antsika tapaka sy namana hanatrika ny fanosorana azy ho Diakra ny asabotsy 23 febroary 2008.

I Frera

Sandy Rajaonarison

dia faly manasa antsika tapaka sy namana hanatrika ny fanosorana azy ho Diakra

ny sabotsy 23 febroary amin'ny 3ora sy sasany tolakandro ao amin'ny Basilica San Pancrazio, Piazza san Pancrazio 5, Monteverde

(Miditra ao amin'ny tanànan-dry mompera Carmes misy ny Teresianum dia ilay fiangonana be eo alohan'ny vavahadin'ny Université io (zotra 870 na 44 na 75 no mankany, direction Monteverde. Ny lalàna Jereo eto )

Toa izao indray ny fiovana misy eo amin'ny zotra Air Madagascar amin'ity taona ity.

Ny zotra avy ao Milan mandeha Antananarivo mandalo Nosy Be dia manomboka amin'ny 01 Mey 2008 - 31 Mey 2008 sy 31 jolay 2008 - 11 septambra 2008

Ny zotra mandroso dia miainga ao Milan ny alakamisy amin'ny 18.30 ary ny miverina dia alakamisy ihany amin'ny 7.30 maraina.

Misy koa moa ny zotra Air-Madagascar avy any Paris sy Marseille

Ankoatra izany, ny AIR ITALY (Jereo eto ) koa dia manome tolotra tsara raha ho any Nosy Be. Soava dia daholo ary.

Takelaka