You are here

Nisokatra ny site Paroasy Victoire Rasoamanarivo

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 10/09/2007 - 09:44

Araka ny vaovao voaray dia nisokatra ny site-n'ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo eto Roma. Ahitana ny video sy ny sary nandritra ny fety isankarazany. Isaorana be dia be i Veve sy Rick mikarakara izany site izany.

www.rasoamanarivo-roma.it