You are here

Fianaran-kira ho an'ny Krismasy.

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 12/11/2007 - 08:34

Toy ny isan-taona dia misy ny andro atokana ho an'ny ankizy malagasy tsy an-kanavaka ho fankalazana ny Krismasy.

Toy ny isan-taona dia misy ny andro atokana ho an'ny ankizy malagasy tsy an-kanavaka hankalazana ny Krismasy amin'ny teny malagasy ranoray.

 

Mbola hotapahana amin'ny manaraka ny andro sy toerana hanaovana izany, fa ny fianarana ny hira sy tsianjery kosa dia efa manomboka ka isaky ny asabotsy amin'ny 4 ora tolakandro no hatao eny amin'ny :

Via Valtellina, 97 Monteverde (ny zotra 44 miala eny Piazza Venezia no mandalo amin'io toerana io),

 

Koa entanina sy asaina am-pitiavana ny ankizy malagasy rehetra handray anjara amin'izany.

 

(Vaovao nampitain'i Père Patrick).