You are here

Zotra Air Madagascar - Fiovan'ny ora

Nampidirin'i superadmin ny Fri, 01/02/2008 - 13:37

Toa izao indray ny fiovana misy eo amin'ny zotra Air Madagascar amin'ity taona ity.

Ny zotra avy ao Milan mandeha Antananarivo mandalo Nosy Be dia manomboka amin'ny 01 Mey 2008 - 31 Mey 2008 sy 31 jolay 2008 - 11 septambra 2008

Ny zotra mandroso dia miainga ao Milan ny alakamisy amin'ny 18.30 ary ny miverina dia alakamisy ihany amin'ny 7.30 maraina.

Misy koa moa ny zotra Air-Madagascar avy any Paris sy Marseille

Ankoatra izany, ny AIR ITALY (Jereo eto ) koa dia manome tolotra tsara raha ho any Nosy Be. Soava dia daholo ary.