You are here

Vaovao

[img:left]http://photos21.flickr.com/24996163_5b1853ab80_s.jpg[/img] Dia nankalazaina tao amin'ny Foiben'ny Associazione Amici Selva Nera ny faha 2 taonan'ny fikambanana Fraternità Malgascia.

Azontsika jerena ao amin'ny tahirintsary ny sary rehetra nalaina tamin'ny fotoan'ny fankalazana.

[img:right]http://photos15.flickr.com/21694271_09d9c63784_t.jpg[/img]Nofaranana tamin'ny fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana tao amin'ny Fiangonana Valdezy Via 4 Novambra ny fankalazana ny fetin'ny Fahaleovantena teto Roma.

Nofaranana tamin'ny fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana tao amin'ny Fiangonana Valdezy Via 4 Novambra ny fankalazana ny fetin'ny Fahaleovantena teto Roma. ([url=http://malagasy.it/index.php?rub=pages/page&page_id=p42b7b00970ebd]Jereo eto ny tahirintsary[/url]).

Nandritra ny fotoam-bavaka no nandinihana manokana ny tena fahafahana ao anaty lalàna sy fitiavana. Notsarovana manokana tamin'izany ny Firenena sy ny vahoaka ao aminy izay mbola tsy tafarina amin'izao fotoana izao.
Vita izany ny fankalazàna ny fety. Azo lazaina ho tsy ambakan'ireo Malagasy ampivahinianana any amin'ny firenena hafa ny teto Italia. Ny teto Roma, ohatra, ankoatran'io fiaraha-mivavaka io dia nanolotra koràna ny teny amin'ny Ambasady. Nisy koa ireo hetsika nataon'ireo fikambanana isan-karazany... izay mbola hitohy. Nisy koa ny tany amin'ny faritra hafa, toy ny tany Torino sy ny tao Verona izay nahitana hatrany firaisankina sy fiaraha-mientana.

Irariana ny hitohizan'izany firaisankina izany... ary tsy ao anatin'ny fety ihany.

Nametraka fanadihadiana fohy (tsikera sy tombana) momba ny fahitanao iny fety iny izahay ao amin'ny forum. Ny valin'ny fanadihadiana ao dia hatolotra ny Ambasady ho fitaovana hanatsarana ny ho avy. [url=http://malagasy.it/index.php?rub=forum/message&msgid=m42bf97a23e411]Azonao jerena eto[/url] izany fanadihadiana izany dia mandraisa anjara. http://malagasy.it/index.php?rub=forum/message&msgid=m42bf97a23e411

[img=100:left]http://malagasy.it/photos/sscoutmadagascar.jpg[/img]Mikarakara hetsika hanangonana vola hanampiana ny tanora sy ny ankizy ao Nosy Be Hell-Ville ny skoto ao amin'ny faritr'i Arezzo Italia.

Amin'ny 8 jolay izao no hanaovana ny fiaraha-misakafo fitadiavam-bola karakarain'ny Fikambanana Skoto italianina amin'ny faritr'i Arezzo. Ny tanjona dia hanangonana vola hanampiana amin'ny fanamboarana “Foyer Scout”, ho an'ny tanora sy ny ankizy ao Nosy Be Hell-Ville.
Ny vola azo, ankoatran'ny fanamboarana ny trano dia hividianana fitaovana vitsivitsy fampiasan'ny skoto ihany koa hatramin'ny boky sy kahie.
Trano fihaonana sy filalaovana kanefa koa ho trano ahafahana mandray vahiny. Natao matanjaka kokoa noho izany ny trano. Ny atsasany simenitra ary ny atsasany ravinala.

Natolotry ny mpanolotsain'ny Comune Loca Salvadori sy Marcel Rasamy izay mpiandraikitra ny lasintskoto Arezzo moa izany tetikasa izany. "Tetikasa iray ahafahana manampy mivantana ireo tanora sy ankizy ao amin'ny faritr'i Nosy Be izao tetikasan'ny skoto Arezzo izao, hoy izy, mba ahafahan'izy ireo manomana ny ho aviny, manatsara ny fifandraisana eo amin'izy samy izy na dia tsy mitovy fisainana aza."
[img]http://malagasy.it/photos/scoutmadagascar.jpg[/img]

Takelaka