You are here

Vaovao

Mandalo eto Roma Andriamatoa Jacques Sylla, Praiminisitra lehiben'ny gouvernemanta malagasy ka maniry ny hihaona amin'ny Malagasy monina eto roma ny ny alakamisy 8 sept 2005 amin'ny 6 ora hariva ao amin'ny ambassade malagasy eto Roma
Nasiana dinika manokana ahafahana mametraka fanontaniana izay hatolotra ny Praiminisitra Jacques Sylla amin'ny alakamisy ao amin'ny Forum. [url=http://malagasy.it/index.php?rub=forum/message&msgid=m4319fc4f0499a]Apet... eto ny fanontanianao[/url]

Misaotra amin'ny fahatongavanareo.
Dia mba ampitapitao.

Tsy mitsaha-mitombo ireo kaominina izay manao asa fanasoavana amin'ny fanaovana tetikasa any Madagasikara. Vao re indray izao fa manana tetikasa vaovao hanamboarana sekoly any Mahasoa ny kaominina ao Pagani. Atoa. Gerardo De Prisco izay filohan'ny Associazione Ex Consiglieri Comunali di Pagani no nanambara ny fisian'izany tetikasa izany izay hambara ofisialy amin'ny kermesy “Pizza e pizze” ao amin'ny Arena Pignataro di Pagani manomboka ny 28 aogositra ka hatramin'ny 4 septambra izao.
Ny momba ny kermesy moa dia azontsika jerena amin'ny rohy eto ambany
http://www.salernonotizie.it/notizia.asp?ID=195

Araka ny filazana nomen'ny lehiben'ny polisy manerana an'i Italia tamin'ny taratasy telegrama izay nalefany ho an'ny mpiandraikitra ny Questura rehetra (taratasy laharana NR.400/C/2005/825/P/12.214.3.2/II DIV/IV) dia azo atao ny mivezivezy (miditra sy mivoaka) ao Italia ho an'ireo mpivahiny mbola eo am-piandrasana ny permesso di soggiorno. Misy fepetra vitsivitsy anefa momba izany.
- Mila manana ilay taratasy kely misy sary filazana hoe efa nametraka fangatahana permesso di soggiorno
- Mila manana taratasy fanamarinana ara-dalàna toy ny pasipaoro na hafa izay mifanaraka amin'ilay taratasy kely fangatahana permesso di soggiorno.
- Mila tombohana hajia eny amin'ny frontière miaraka amin'ny pasipaoro ilay taratasy kely fangatahana permesso di soggiorno.
- Tsy mandalo amina firenena Schengen hafa.

Izany dia midika fa afaka mody any Madagasikara izay te hanao vakansy na dia mbola tsy mivaly aza ny fangatahana permesso di soggiorno saingy tsy afaka mandalo amin'ny firenena hafa ao Eoropa.

Io fepetra io dia manan-kery manomboka ny 15 jolay 2005 - 30 sept 2005.

Azontsika jerena eto ambany ny taratasy nalefan'ny Ministera mikarakara izany.

[url=media/circ-interno-12-7-05-ferie.pdf]Jereo eto[/url]

[img:left]http://photos21.flickr.com/24996163_5b1853ab80_s.jpg[/img] Dia nankalazaina tao amin'ny Foiben'ny Associazione Amici Selva Nera ny faha 2 taonan'ny fikambanana Fraternità Malgascia.

Azontsika jerena ao amin'ny tahirintsary ny sary rehetra nalaina tamin'ny fotoan'ny fankalazana.

Takelaka