You are here

Vaovao

Toa izao kosa ny fankalazana ny fetin'ny fahaleovantena any Avaratr'Italia amin'ity taona ity.
Vaovao nampitain'i Carole

[b]25 jiona hariva any Torino:[/b] bal + sakafo any amin'i Honorine na Emma (restaurant -ndry zareo). Izay te hamakafaka antsoy ny 3402371910.

[b]26 jiona, sakafo atoandro an-jaridaina (barbecue) any Verona.[/b] Fihaonana any amin'ny fivoahana amin'ny autostrada amin'ny 11.30. Iangaviana hampilaza mialoha izay ho tonga hanomanana ny sakafo. Filan-kevitra : Laurent 3487971976.

Hitantsika fa nesorina ilay publicité nibahana teo. Nahazo fanohanana ara-bola kely ny malagasy.it ka napetraka tamina toerana izay tsy misy publicité intsony. Inoana fa hamparisika ny rehetra izany fanohanana izany... ary indrindra indrindra hanamafy ny fifandraisana hatrany.
Raha hanohana koa ianao dia afaka manoratra amin'ny webmaster@malagasy.it

Ireo tolotra omen'ny [b]malagasy.it[/b]

[b]Vaovao[/b] ezahina ho vaovao avy amin'ny sokajy rehetra ifandrombonan'ireo mpikarobaovao ato amin'ny malagasy.it

[b]Forum[/b] azon'ny rehetra anoratana sy ametrahana fanontaniana mikasika ny fiainana eto Italia. [url]http://malagasy.it/?rub=forum/topic[/url] na tsindrio ilay hoe Forum etsy amin'ny fanoroam-pejy

[b]Fandaharam-potoana[/b] hahitanao ny zava-mitranga sy ny hetsika izay hita eto Italia. [url]http://malagasy.it/?rub=events/events[/url] na tsindrio ilay hoe Fandaharam-potoana etsy amin'ny fanoroam-pejy.

Misy koa ireo torohevitra mahasoa (ofisialy sy tsy ofisialy)

Ho avy tsy ho ela
- Tahirintsary
- Takelaka manokana
- Takelaky ny fikambanana tsirairay.
Misaotra betsaka

Araka ny vaovao voaray dia hanao alim-pandihizana ny fikambanana Zanak'i Gasikara, fikambanan'ny tanora eto Italia. Alim-pandihizana apetraka eo ambany fiahian'ny Ambassadaoro Malagasy Paraina Auguste.

Izany dia atao ao amin'ny au Restaurant A PUMMAROLA Via di M. D. Barbantini,3 (Località Castelluccia , Giustiniana) ny 25 jiona alina manomboka amin'ny 9 ora alina ka hatramin'ny 2 ora maraina.

Dia tongava maro ho fanohanana ny tanorantsika.

Ny fanazavana fanampiny dia ho [url=http://www.ambamad-roma.com/zg.htm]hitanao eto[/url]

Nanomboka androany ny famangiana Ad Limina nataon'ny Eveka Malagasy. Famangiana sy fihaonana amin'ny Papa Benedetto XVI.
Toa izao no filazan'ny RadioVatican azy.

"[i]Benedetto XVI ha incontrato stamattina un gruppo di vescovi del Madagascar, la cui visita ad limina inizia proprio oggi. Molte le sfide che attendono l’isola africana, che solo da pochi anni ha imboccato la via della democrazia. Il servizio di Alessandro De Carolis"[/i]

Mandritra izao fandalovan'ny Eveka izao ihany koa dia hisy lamesa sy korana iarahana izay hatao amin'ny 19 jiona. http://malagasy.it/index.php?rub=events/events&e_id=e42abd07476e51 ny fandaharam-potoana.

Raha hihaino ny feo dia http://www.radiovaticana.org/audio/ra/00031306.RM

Takelaka