Ny tahirintsary eto amin'ity site ity dia azonao jerena etsy amin'ilay hoe Tahirintsary. Raha misy maniry hanana ny original-n'ny sary dia afaka mandefa hafatra aty aminay.
Misaotra betsaka.

Vita soa amantsara ny fandalovan'ireo Eveka malagasy teto Roma. Ny tena antondian'izy ireo moa dia ny fihaonana amin'ny Papa Benedetto XVI hanao ilay famangiana "Ad Limina". Nanararaotra ny fandalovany teto Roma ny vondron'ny Malagasy ka nikarakara lamesa sy fihaonana ny 19 jiona lasa teo tao amin'ny Trano foiben'ny fikambanan-dry mompera Trinitera. Ny lehibe-n'io fikambanana io maneran-tany no nandray ny vahiny... italiana kanefa miteny malagasy tsara.
Lamesa notarihan'ny Kardinaly Armand Gaetan Razafindratandra sy eveka 15 teo ho eo, anisan'izany Mgr Rabeony Fulgence izay lehiben'ny Fivondronamben'ny Evekan'i Madagasikara.
Taorian'ny lamesa izay nisian'ny kabary nifandimbiasan'ny tompontany sy ny vahiny, ny solontenam-panjakana sy ny solontenam-piangonana dia niroso tamin'ny sakafo nifampizarana. Nahitana fahatsiarovana sy fampisehoana ny talentan'ny tsirairay. Nandritra ny fizaram-baovao no nahalalàna ny fandaharam-potoana manaraka ato ho ato. Napetraka ao amin'ny Fandaharam-potoana eto amin'ity site ity izany.
Nisy sary vitsivitsy mitantara ny fihaonana tamin'io 19 jiona 2005 io izay azonao jerena etsy amin'ilay hoe Tahirintsary
[url=http://malagasy.it/index.php?rub=pages/page&page_id=p42b7b0436a446]Tahir...

Toa izao kosa ny fankalazana ny fetin'ny fahaleovantena any Avaratr'Italia amin'ity taona ity.
Vaovao nampitain'i Carole
[b]25 jiona hariva any Torino:[/b] bal + sakafo any amin'i Honorine na Emma (restaurant -ndry zareo). Izay te hamakafaka antsoy ny 3402371910.
[b]26 jiona, sakafo atoandro an-jaridaina (barbecue) any Verona.[/b] Fihaonana any amin'ny fivoahana amin'ny autostrada amin'ny 11.30. Iangaviana hampilaza mialoha izay ho tonga hanomanana ny sakafo. Filan-kevitra : Laurent 3487971976.