You are here

Fankalazana 26 jiona any Avaratra

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 20/06/2005 - 18:11

Toa izao kosa ny fankalazana ny fetin'ny fahaleovantena any Avaratr'Italia amin'ity taona ity.
Vaovao nampitain'i Carole

[b]25 jiona hariva any Torino:[/b] bal + sakafo any amin'i Honorine na Emma (restaurant -ndry zareo). Izay te hamakafaka antsoy ny 3402371910.

[b]26 jiona, sakafo atoandro an-jaridaina (barbecue) any Verona.[/b] Fihaonana any amin'ny fivoahana amin'ny autostrada amin'ny 11.30. Iangaviana hampilaza mialoha izay ho tonga hanomanana ny sakafo. Filan-kevitra : Laurent 3487971976.