You are here

Vaovao

[img=100:left]http://malagasy.it/photos/sscoutmadagascar.jpg[/img]Mikarakara hetsika hanangonana vola hanampiana ny tanora sy ny ankizy ao Nosy Be Hell-Ville ny skoto ao amin'ny faritr'i Arezzo Italia.

Amin'ny 8 jolay izao no hanaovana ny fiaraha-misakafo fitadiavam-bola karakarain'ny Fikambanana Skoto italianina amin'ny faritr'i Arezzo. Ny tanjona dia hanangonana vola hanampiana amin'ny fanamboarana “Foyer Scout”, ho an'ny tanora sy ny ankizy ao Nosy Be Hell-Ville.
Ny vola azo, ankoatran'ny fanamboarana ny trano dia hividianana fitaovana vitsivitsy fampiasan'ny skoto ihany koa hatramin'ny boky sy kahie.
Trano fihaonana sy filalaovana kanefa koa ho trano ahafahana mandray vahiny. Natao matanjaka kokoa noho izany ny trano. Ny atsasany simenitra ary ny atsasany ravinala.

Natolotry ny mpanolotsain'ny Comune Loca Salvadori sy Marcel Rasamy izay mpiandraikitra ny lasintskoto Arezzo moa izany tetikasa izany. "Tetikasa iray ahafahana manampy mivantana ireo tanora sy ankizy ao amin'ny faritr'i Nosy Be izao tetikasan'ny skoto Arezzo izao, hoy izy, mba ahafahan'izy ireo manomana ny ho aviny, manatsara ny fifandraisana eo amin'izy samy izy na dia tsy mitovy fisainana aza."
[img]http://malagasy.it/photos/scoutmadagascar.jpg[/img]

Amin'ny 2 septambra vao hivoaka eto Italia ilay sary nahetsika "Madagascar" izay efa mivoaka amin'ny salles isankarazany any Etazonia sy Frantsa.

Fantatra fa i Michelle Hunziker, Fabio De Luigi sy Ale&Franz no hampindrana ny feony amin'ity sarimihetsika ity amin'ny teny Italiana. Tonga eto Italia mihitsy ny mpikarakara an'io horonantsary io mba hiaraka manatontosa ny dikateny italiana. Marihana fa traikefa voalohany daholo ny azy efatra mianadahy ireo amin'ny fampindramana feo.
Dia miandry indray izany isika... fa na izany aza dia elaela ihany ilay izy.

Raha hiresaka momba an'ity takelaka ity dia azonao atao ny mijery eto ambany

[url=http://serasera.org/forum/index.php?rub=message&msgid=m42536f73d130f]Film Madagascar[/url]
[url=http://serasera.org/forum/index.php?rub=message&msgid=m42b8ffdf47c18]Tokony handoa droits d'auteurs?[/url]

Voatendry ny 24 jiona lasa teo ho Evekan'ny diosezin'Ambosittra i Mompera Fidelis Rakotonaivo izay Ekonoma tao amin'ny Semineran'ny Fianarantsoa

I Mompera Fidelis Rakotonaivo dia teraka ny 28 aogositra 1956 tao Ambohimahazo Ambositra. Niditra tao amin'ny Petit Seminaire Kianjasoa. Nanao filozofia tany amin'ny Repoblika Demokratikan'i Congo (Zaire taloha) ary nanohy Teolojia tao Nairobi sy Spiritualité tany Canada. Nohamasinina mompera izy ny 15 aogositra 1992.
Taorian'izay dia nanao asa maro teo anivon'ny Fiangonana anisan'izany ny naha ray ampanahy azy tao amin'ny Collège St Francois Xavier tao Fianarantsoa (1992-1995); Ray ampanahy sy mpitantambola tao amin'ny Semineran'i Vohitsoa (1995-1998); Lehiben'ny Communauté tao Fianaratsoa (1998-2001). Ary hatramin'io ka hatramin'izao dia lehiben'ny Communauté tao Ambositra izy.

Ny diosezin'Ambositra dia somary kely velarana ihany (24.000 km2) misy mponina 695.651, kanefa anisan'ny be katolika indrindra (334,786 izany hoe maherin'ny 40%). Misy foibe pastoraly 20, 18 ny paroasy, zana-piangonana 490, pretra 71 (41 diocezianina ary 30 relijiozy), misy frera 42 , sy masera 104, ary manana seminarista 14.

Inoana fa hitondra hery vaovao ho an'ity diosezy anisan'ny tanora indrindra ity izao fahazoany mpiandry vaovao izao.

Rehefa mahazo sary ny malagasy.it dia hapetrakay ato ny sariny.

(Hery)

Ny tahirintsary eto amin'ity site ity dia azonao jerena etsy amin'ilay hoe Tahirintsary. Raha misy maniry hanana ny original-n'ny sary dia afaka mandefa hafatra aty aminay.

Misaotra betsaka.

Takelaka