You are here

Fraternità Malgascia 2 taona

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 10/07/2005 - 21:59

[img:left]http://photos21.flickr.com/24996163_5b1853ab80_s.jpg[/img] Dia nankalazaina tao amin'ny Foiben'ny Associazione Amici Selva Nera ny faha 2 taonan'ny fikambanana Fraternità Malgascia.

Azontsika jerena ao amin'ny tahirintsary ny sary rehetra nalaina tamin'ny fotoan'ny fankalazana.