You are here

Vaovao

Mba apetraka eto ity horonantsary ity hampahafantarana ny zava-misy amin'ny Malagasy eto Italia. Ary dia manantena ny zanaka am-pielezana fa hahazo valinteny sy vahaolana momba ity resaka pasipaoro ity. Mety vitsy no mbola mahalala ilay olana amin'izao ora izao satria efa lany daty ilay pasipaoro,... tohiny

Hafaliana ho an'ny Ankohonana Katolika Victoire Rasoamanarivo eto Roma no manasa antsika Malagasy eto Roma sy ny manodidina hiara-hiombom-pifaliana aminy amin'ny fetim-piangonana ny alahady 30 oktobra izao. Toa izao ny fandaharam-potoana: - Amin'ny 12 ora: Sorona Masina ao amin'ny Paroasy Santa... tohiny

Amin’ny anaran'ny Fikambanana Tetezana Onlus no anolorana fisaorana sy fankatelemana anareo rehetra tonga nanome voninahitra tamin'ny andro nankalazany ny faha-folo taona iny. Folo taona nanohananareo ny asa sosialy rehetra nosahaninay, na ho an’ireo tetikasana any Madagasikara izany na ho an'ny... tohiny

Iny fankalazana ny fetim-pirenena iny no tontosa dia ny fiaraha-mientan'ny rehetra ka indro ny teny fisaorana avy amin'ireo tompon'andraikitra ao amin'ny masoivohon'i Madagasikara eto Roma izay eo ambany fitarihan'ny Mpiandraiki-draharaha, Ramatoa Helinoro Tianamahefa. Ny sary rehetra dia efa ao... tohiny

Ho fankalazana ny fetimpirenana Malagasy dia hisy fiarahamivavaka iraisampinoana izay hanasana antsika Malagasy rehetra ny Alahady faha 26 volana Jona amin’ny 2 ora sy sasany folakandro ao amin’ny Fiangonana Valdezy lalana 4 Novambra. Aorian’ny fotoambavaka dia hisy fiaraha-miala hetaheta ka... tohiny

La sesta edizione della Giornata del Madagascar si propone di presentare e celebrare le varie facce della peculiarità e dell'eccezionalità di una terra e dei suoi popoli. Il Madagascar rappresenta per molti versi uno dei luoghi al mondo dove l'evoluzione ha sperimentato nuove strade e dove l'... tohiny

Ampitaina ny fanasana ofisialy avy amin'ny Masoivohon'i Madagasikara eto Italia mikasika ny fankalazantsika ny fetin'ny fahaleovan-tena ny 26 jiona 2016 --------------- FANASANA Ramatoa TIANAMAHEFA Onipatsa Helinoro, Mpiandraiki-draharaha a.i. ao amin’ny Masoivoho malagasy eto Italia sy ireo mpiara... tohiny

Ity ny fanasana ho anareo any amin'ny Faritra Emilia-Romagna sy ny manodidina amin'ny fankalazana ny 26 jiona.tohiny

Ity izany ny fanasana amin'ny fankalazana ny fetin'ny Fahaleovantena ho anareo any amin'ny faritra Lombardia sy ny manodidina any.tohiny

Toa ny mahazatra dia mandray anjara amin'ny fety karakarain'ny Migrantes antsoina hoe "Festa dei Popoli" indray isika Malagasy eto Italia. Hisy ny stand mampiseho ny ankohonana malagasy sy i Madagasikara, mandritra ny lamesa dia hisy hira malagasy, ary ny tolakandro dia hisy dihy hataon'ireo... tohiny

Takelaka