You are here

Vaovao

Miarahaba ny rehetra, ary faly mampita aminareo ity hafatra avy amin'ny Masoivoho ity momba ny fety hitsenantsika ny taona vaovao 2015 - manamafy ireo hafatra efa voaraintsika. Mifampilazà, tongava maro, mivatsia izay zaka na zavapisotro na tohan'aina - ny mihoatra tsy ferana - mba hahatomombana ny... tohiny
Fiarahana miasa miaraka @ IMAD PRO , Vj MARCELLIN , Dj ENJY Manasa antsika rehetra hanatrika ny fahatongavan ny gruppo completo FANDRAMA ny sabotsy 20 dicembre ao shock disco via Nomentana 678 Fonte nuova Romatohiny

Ny fikambanana G.T.M. dia faly manasa antsika rehetra hiara-hikorana ao Desio (MI), via Lampugnani n. 119, ny Alarobia 31 Desambra 2014 amin'ny sivy ora alina. Ny fandra isana anjara amin'ny hofan'ny efitra dia 15€ ary hisy zava-pisotro hozaraina. Hisy Thb sy limonady hamidy. Ny sakafo indray dia... tohiny

Ampitampitao ho anareo any amin'ny tapany avaratr'i Italia, indrindra ny manodidina an'i Milan !tohiny

Nampita ity hafatra ity ny masoivompirenentsika eto Roma fa mila fanamboarana ny trano ka toy izao ny tolotr'asa ho an'ireo izay mety ho liana amin'izany.tohiny

FANASANA FOTOAMPIVAVAHANA PROTESTANTA AMIN’NY TENY MALAGASY ATAO ETO ROMA NY ALAHADY 3 AOGOSITRA HANASANA ANTSIKA REHETRA, TARIHIN’ NY MPITANDRINA MALAGASY AVY ANY GRENOBLES : RAMAHERIJAONA Jean Teddy Toy izao ny fandaharam-potoana : 9:30 Fotoam-pivavahana mahazatra ao am-piangonana iarahana amin'... tohiny

Ho fankalazana ny faha-54 taonan'ny Fahaleovantena Malagasy dia faly manasa antsika rehetra ny fikambanana GTM hiara hiara-hitotorebika ny sabotsy 5 jolay 2014, ao amin'ny Viale Umbria, 118 (Milano) manomboka amin`ny 8 ora alina. TOROMARIKA: Andry : 39 88 208 92 na Louise :335 83 828 71tohiny

Ny zoma 27 jiona amin'ny 11 alina no voarainay ity fiantsoana ity ka mba ampitampitao ihany ho an'izay tratra antso FANITSIANA : 28 JIONA fa tsy febroary araka ny fiantsoana etsy ambany.tohiny

Misaotra ny rehetra izay hampitampita ity hafatra avy amin'ny Mpiandraiki-draharaha eto Roma ity amin'ny handalovan'ny Filohampirenena eto amintsika ny zoma 27 ka hatramin'ny alatsinainy 30 jiona ho avy izao.tohiny

Ilazana isika fa hahemotra ny sabotsy 5 jolay 2014 manomboka amin'ny 6 ora hariva ny fankalazana ny fetimpirenena saika hatao ny sabotsy 28 jiona. Ny fandaharam-potoana dia tsy misy fiovana.tohiny

Takelaka