You are here

Fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana 26 jiona

Nampidirin'i superadmin ny Fri, 24/06/2016 - 12:41

Ho fankalazana ny fetimpirenana Malagasy dia hisy fiarahamivavaka iraisampinoana izay hanasana antsika Malagasy rehetra ny Alahady faha 26 volana Jona amin’ny 2 ora sy sasany folakandro ao amin’ny Fiangonana Valdezy lalana 4 Novambra.

Aorian’ny fotoambavaka dia hisy fiaraha-miala hetaheta ka iangaviana isika mba hivimbina izay zakantsika mba hoentimanana izany fifanankalozana sy fifampizarana izany.

Dia misaotra ary manantena ny fahatongavantsika maro.

Ny birao FFKM Roma