You are here

Vaovao

Ny sary nandritra ny fety dia azo jerena ato amin'ny tahirintsary: tsindrio etotohiny

Ny fikambanana G.T.M. dia MISAOTRA sy MANKASITRAKA ary MANKATELINA izay rehetra tonga niara-nankalaza ny faha-52 taonan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara tao Lambrate (MI). Isaorana indrindra indrindra ireo nandray anjara tamin'ny fifaninana tamin'ny fitafy Malagasy fa tena finaritra ny fonay... tohiny

Ny "Giornata del Madagascar 2012" dia natao indrindra ao anatin'ny Fankalazana ny faha-52 taonan'ny Fahaleovantena, izay irina ho fotoana hanairana sy hamporisihana antsika Malagasy monina eto Italia hanabe voho hatrany ireo tetikasa misahana ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana. Koa manasa ny... tohiny

Ny Kanto sy Mevan'i Madagasikara (KA.ME.MA) miaraka amin'ny Fianakaviamben'ny Trinitera ary ny Antoko mpihiran'ny Ankohonana katolika eto Roma, dia manasa anareo am-pitiavana hanatrika ny "Antsam-panahy" ataon'izy ireo ny alahady 1 jolay 2012 amin'ny 3 ora tolakandro (15h) ao amin'ny Bazilikan'i... tohiny

Ny KOMITIN'NY FFKM eto Roma dia faly mampandre sy miantso ny Malagasy rehetra, fa hotanterahina amin'ny Alahady faha 24 Jiona 2012 ho avy izao, amin'ny 11 ora sy sasany maraina ny FANOMPOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA sy ho FISAORANA sy FANOMEZAM-BONINAHITRA AN'ANDRIAMANITRA ary ho FANGATAHAM-... tohiny

Ramatoa Mpiandraiki-draharaha eto anivon'i Masoivohon'i Madagasikara eto Roma sy ireo mpiara miasa aminy dia faly manasa ny Malagasy Mpiray Tanindrazana eto Italia mba hiaraka hankalaza ny faha-52 taona ny Fahaleovantenam-pirenena amin'ny Asabotsy 30 jona 2012, manomboka amin'ny fito ora hariva, ao... tohiny

Ny Fikambanana G.T.M. dia manasa ny be sy ny maro mba ho tonga hiara-hikorana amin'ny Fetim-pirenena Malagasy ny Asabotsy 30 Jiona 2012 ao Milan izay hanomboka amin'ny 4 ora tolakandro ka hatramin'ny 2 ora maraina. Iangaviana ny rehetra mba hiezaka ho tonga ara-potoana. Ny fandaharana sy ny... tohiny

Manomboka androany 29 mey 2012 no hiakatra an-kianja ny ekipa malagasy amin'ny Mundialido2012. Toa izao ny fandaharam-potoan' ny fifanintsanana hatrehan'i Madagasikara. Azonareo arahana ihany koa amin'ny : "Il meglio del Mundialido" su Babel (SKY ch 141). - 29 Mai 2012 (21:00): Madagascar - Romania... tohiny

Ny Fikambanana Tetezana Onlus dia manasa ny rehetra amin'ny sakafom-pianakaviana karakarain'izy ireo entiny hiatrehany ny adidy miandry azy ireo any Madagasikara, dia ny fanampiana indrindra indrindra ireo ankizy madinika amin'ny fandehanana any an-tsekoly izany. Miandry anareo ary izy ireo ao amin... tohiny

Ho an'ny Havana aman-tsakaiza rehetra! Ny Fikambanana "G.T.M. - Gasy Tsy Manavaka-" dia nasain'ny Associazione Poetica del Territorio mba handray anjara amin'ny Fihetsiketsehana ara-kolotsaina izay hatao any ARNAD (Val d'Aosta), ao amin'ny Sala Dinus Donavit Hall della Casa Bertolin, loc... tohiny

Takelaka