You are here

Fetim-pirenena 2012 eto Roma

Nampidirin'i superadmin ny Fri, 15/06/2012 - 18:20

Ramatoa
Mpiandraiki-draharaha eto anivon'i Masoivohon'i Madagasikara eto Roma sy ireo
mpiara miasa aminy dia faly manasa ny Malagasy Mpiray Tanindrazana
eto Italia mba hiaraka hankalaza ny faha-52 taona ny Fahaleovantenam-pirenena amin'ny
Asabotsy 30 jona 2012, manomboka amin'ny fito ora hariva, ao
amin'ny Masoivohon'i Madagasikara, Via Riccardo Zandonai 84 /a Roma. 

 

 

26 huin